Ao ambadik'izao ve ny Frantsay sa iza no belazao?
1. Rafahafahana
(
02/03/2009 09:13)
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é.
Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'ny olon-tsotra rehetra fa tsy hoe zay rehetra aty frantsa akory no inona. Firy ny frantsay mahafantatra an-dRatsiraka sy ny epikany?
Aza mety ampesonina sy lanin'ny olona andro amin'ny resaka ajorony.

répondu par xxx le 15/04/2009 13:57
3. rakaroka
(
03/03/2009 21:13)
Tssssss!!!!!!!
Raha ampifankatia ny malagasy moa ny fanenjehana ny "Frantsay" ka haninnn?...
Dia voaporofo mihitsy ny hoe "tsy maty voalavo an-kibo!". Soa fa eto Frantsa aho "maharaka tsara" fa "vraiment ny dernier soucin'ny Frantsay anie ny gasy izany, déjà efa "tendance" Européanisation aza anie ny aty, rahateo ny krizy aty koa aza efa tsy hita izay hanaovana azy. Bien sur ny relation bilaterale misokatra foana ho an'izay mahay mifampiraharaha! Fa dia mbô mahaiza mifamiraharaha fotsiny e! :wink:
Ary tena mbola voazanaka marina lé toe-tsaina, dia na dia efa niala t@ zone franc aza ingahy Ratsiraka, na efa norohasina sns... ny Frantsay maro....dia mbola "Je déclare la guerre contre la France!".
Dia ingahy Ratsiraka koa mbola atahorana toa inn aza na dia efa "asile" aty!
Sahala @ hoe tsy mahaefa zavatra ao dago angamba raha tsy ireny atahorana toa izao ireny! Anefa anie ireo henjehina sy atahorana dia aty dilam-bato:
kitay lavitra ny famindroana raha ny marina!
8O 8O 8O

4. essera
(
04/03/2009 05:54)
Rafahafahana:
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é.
Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'ny olon-tsotra rehetra fa tsy hoe zay rehetra aty frantsa akory no inona. Firy ny frantsay mahafantatra an-dRatsiraka sy ny epikany?
Aza mety ampesonina sy lanin'ny olona andro amin'ny resaka ajorony.
Tena tsy azoko mihitsy Rafahafahana fa raha tsy diso aho tena tsy mankasitraka révolution orange ianao (tgv io) teo alohaloha teo. Tena tadidiko mihitsy ka, jereo ange ilay hafatra nalefanao taty amiko, nefa indray toa miaro amin'ny fanendrikendrehana an'i tgv.
Sa manao rédaction philosophique be ianao.
5. xxx
(
04/03/2009 06:18)
Esy e!" Rafahafahana" no anarany fa izy dia mbola tsy AFAKA eo ambany ziogany Frantsay, eny fa na ao an-tokatranony aza ka matahotra ny zava-miseho.
6. Mirananirina
(
04/03/2009 13:19)
hihih fa nisy inona indray hono e!!!!
inona marina no mahatonga anao hiteny izany?Fisehosehona ve fa avy aty andafy,sa ao ambadika an'iza ny Frantsay?
7. Rafahafahana
(
04/03/2009 13:29)
xxx:
Esy e!" Rafahafahana" no anarany fa izy dia mbola tsy AFAKA eo ambany ziogany Frantsay, eny fa na ao an-tokatranony aza ka matahotra ny zava-miseho.
Afaka tsara mihitsy aho, tsy dia misy hiraraiko loatra ny grevy any dago na kely aza, zahay mianakavy efa samy tsara toerana tsara aty France; fa mba maneho hevitra tahaka ny rehetra.
8. Rafahafahana
(
04/03/2009 13:31)
essera:
Rafahafahana:
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é.
Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'ny olon-tsotra rehetra fa tsy hoe zay rehetra aty frantsa akory no inona. Firy ny frantsay mahafantatra an-dRatsiraka sy ny epikany?
Aza mety ampesonina sy lanin'ny olona andro amin'ny resaka ajorony.
Tena tsy azoko mihitsy Rafahafahana fa raha tsy diso aho tena tsy mankasitraka révolution orange ianao (tgv io) teo alohaloha teo. Tena tadidiko mihitsy ka, jereo ange ilay hafatra nalefanao taty amiko, nefa indray toa miaro amin'ny fanendrikendrehana an'i tgv.
Sa manao rédaction philosophique be ianao.
Milaza ny hevitro aho fa tsy momba na iza na iza, zaho anie tsy miaina any é.
9. xxx
(
15/04/2009 13:57)
rakaroka:
Tssssss!!!!!!!
Raha ampifankatia ny malagasy moa ny fanenjehana ny "Frantsay" ka haninnn?...
Dia voaporofo mihitsy ny hoe "tsy maty voalavo an-kibo!". Soa fa eto Frantsa aho "maharaka tsara" fa "vraiment ny dernier soucin'ny Frantsay anie ny gasy izany, d�j� efa "tendance" Europ�anisation aza anie ny aty, rahateo ny krizy aty koa aza efa tsy hita izay hanaovana azy. Bien sur ny relation bilaterale misokatra foana ho an'izay mahay mifampiraharaha! Fa dia mb� mahaiza mifamiraharaha fotsiny e! :wink:
Ary tena mbola voazanaka marina l� toe-tsaina, dia na dia efa niala t@ zone franc aza ingahy Ratsiraka, na efa norohasina sns... ny Frantsay maro....dia mbola "Je d�clare la guerre contre la France!".
Dia ingahy Ratsiraka koa mbola atahorana toa inn aza na dia efa "asile" aty!
Sahala @ hoe tsy mahaefa zavatra ao dago angamba raha tsy ireny atahorana toa izao ireny! Anefa anie ireo henjehina sy atahorana dia aty dilam-bato:
kitay lavitra ny famindroana raha ny marina!
8O 8O 8O
Asa raha takatrao @ izay ve hoe ao ambadika ny frantsay ?
Iza no milelaka ny communauté internationale hi reconnaître an-dRa8 ? La Frantsa renimalalanao IRERY no mandadilady etsy sy eroa saingy toa tsy mandaitra izy ity ...