Tonga dia ny email nireo mpanao copie coller mits kendaina
1. xxx
(
02/03/2009 00:33)
RAVA NY FORUM AMLE-COPIE COLLER IZAO NO TADIAVINAREO TSY MISY OLONA MIDITRA INTSONY ATO
TONGA DE RAVA NY TSENA ATO FA METY TSY HITANDRAHERY ANGAMBA IRETO COPIE COLLER BEDEBE MIVERINA HISABOTENA NY FORUM TY ! NA RAVATORANO KOA AZA TSY HITA !! BON ! RAVA NY TSENA ALOH ZANY HATRETO
VARIANA VE RA-HERY ,RAVATORANO

répondu par notron le 02/03/2009 12:50
2. xxx
(
02/03/2009 00:36)
calm ela fa tsy misy manao copie coller eo ,resaka mamoafady tanikeo no niezahana nototfanana mba tsy ahita fa mahamenatra dia izay fotsiny... :lol: :lol: :lol:
3. ravatorano
(
02/03/2009 05:30)
io ndray lay sy ilay xxx ry bandy akama an
nareo aza miafina lava ambadik'io xxx io
tsy varina izany zahay fa mijery sy mandinika ary mamaky izay lazaianareo
tsy voatery ho valina daholo ange less bandy akama izay miseho eto fa ny tena marina dia avy d manapakevitra sy mamafa izay tsy mety ny adiko alou amizay ary mino aho fa i hery aza mbola manao asa betsaka lavitra noho izaho momba izay !

4. ndenn
(
02/03/2009 09:42)
Ny @ ps miafina aloha mba leoleo ihany fa ilay copie coller longrila no tena mandreraka .
5. andrywui
(
02/03/2009 11:43)
Ary ny mandainga ahoana?? ry Ndennn !! ao zao ra penguin tratra nandainga be ao ambony ao de voatery mifona amn'ny olona rehetra ze mandalo ao fa afabaraka be !! toa mis resaka gazety le izy oe : lery anga ony zany namoaka gazety sa oe manana orinasa fanaovana gazety !! toa oe azy ony zan angah fa ts azoko tsara ny gazety midi m/car ,oe izy mitsy no namorona an'io de tsy nanaiky ny oloa tao !! asa aloh fa to otrotrzay no fahazahoako azy ao !!!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. notron
(
02/03/2009 12:50)
Ilay xxx mamaly hevitra tsy dia mampaninona loatra fa ilay manokatra hevitra vaovao mihintsy no tsy dia tsara e!
Raha izaho manokana aloha dia tsy dia tia mamaly an'ireny e!
Raha izaho manokana aloha dia tsy dia tia mamaly an'ireny e!