Mba firy anga zao no hanohana ny AGV fa tsy tgv
1. bigup
(
01/03/2009 19:27)
Mafana ny adilahy politika ankehitriny! Maro ny mifankahala sy mifanaratsy!
Izaho pro Ravalo, ianao pro TGV! Betsaka ny aina nafoy!
Ny hanatsara ny fiainan’ny Malagasy no kabary sy tanjona re etsy sy eroa!
Miharihary ny hevitry ny Tvg: tetezamita sy fahefana
Tsotra ny fanirian’ny tim: Ravalomanana sy ny Map
Mazava kosa ny tanjon’ny AGV:
1) Talenta folo mivelatra sy voatrandraka tsara ao anatin’ny folo taona!
2) Talenta iray tafita soamatsara isan-taona: asa maro miforona vokatr’izany! Fiainan’ny Malagasy maro mihatsara!
Mila mpanohana! Mitady mpiray antoka ihany koa ny Accomplissement des Grandes Visions: “AGV” hahatratrana io tanjona io!
Mba hahafataranao tsara ny AGV dia jereo ity tranokala manaraka ity:
http://agvmada.org
Ampitao amin’ny namanao rehetra ity hafatra ity fa dia ao amin’ny: http://agvmada.org/accueil.php
isika hanongana ny fahantrana sy hampivelatra ny talentan’ireo Malagasy manantalenta nefa mahantra e!
firy angaha zao no mba ho avy hanohana ahy amin'io!

répondu par xxx le 01/03/2009 21:25
2. xxx
(
01/03/2009 19:39)
Pimaso ihany no ravalomanana ny antony dia ireto : 1/- mampiasa teboka ( . )isaky ny maha vita phrase iray ! 2/ts mampias teny ARGO mihits iz ref manortr !! na ten ts tong volan toy zao ataok zao, fa tena mazava tsara ny phrase n'ny pimaso sy ravalomanana (olona iray)
marina ve lets zan pimaso ??? ary vao miova fanoratra eo ialahy de tratra an !!!

3. xxx
(
01/03/2009 19:49)
HENDREH TSARA ZANY ELAH RY PIMASO FA EFA FANTATR OLONA NY FIKA RATSINLAH AH ? MBA MENATRA AMZAY
4. xxx
(
01/03/2009 19:54)
Dia rahoviana i AVG no haka poivoir e,i tgv efa tsy alehany intsony mantsy,za mantsy mba gaga hoe soa dia tsy compatible eto amintsika i tgv sy avg ehh
5. TEGEVE
(
01/03/2009 19:55)
anaka andrywui ny miafina xxx io tsy dia fahalalam-pomba ,ny fanendrikendrehina dia tsy tokony hataonao anaka (l) (l)
6. xxx
(
01/03/2009 19:58)
kobo aho kle hihihih tsy andrywui aho fa ravalamanan na i pimaso hihihi :-* :-* :-* :-*
7. rabingogilabanga
(
01/03/2009 20:13)
BIGUP, très bien, ary miala tsiny @ ireto zaza miresaka akoho ama_borona ireto.
Izay no tsy mampandroso ny firenena, ny olona toa an'izy ireto no manohana ny andaniny sy ankilany (satria tsy ny resakao no valiany, fa toa resaka kanety sy tandrimo ary tsipoapoaka no atao)
ny hevitro dia tsara ny zavatra lazainao, saingy tsy dia politika loatra ny sujet nao.
Ny politique dia plus macrostructure fa tsy microstructure
plus precisement: macrocosme no resaka (generalité @ mode de gouvernance, macroeconomie, macrostructure, democratie generale, politique generale d'education de santé, eto fa tsy microcosme (à petite echelle), quoique louable (hoe manampy an'izato sy ny atsy).
resaka humanitaire izany ny anao , ary à petite echelle fa tsy resaka politika.
Mankahery anao aho fa tena tsara ny ataonao, fa asa any @ sehatra hafa angamba no tokony nanokafanao an'ity lahatsoratrao ity
mhereza razoky a!

8. xxx
(
01/03/2009 20:22)
rabingogilabanga:

ela ndray aza maneso ny hevitrin ny sasany eo rajako aa
=)) =)) =)) =)) =))
10. tafondro
(
01/03/2009 20:36)
Miray hevitra @ rabilabingobanga aho @ izay conception izay .Mbola miteny amboniny fa tokony hatao table rase tanteraka ny infrastructure sy ny suprastructure politika misy ao Madagasikara ,raha tsy izany dia ho fongana tanteraka ny taranaka malagasy atsy ho atsy .
11. rabingogilabanga
(
01/03/2009 21:00)
Miray hevitra @ rabilabingobanga aho @ izay conception izay .Mbola miteny amboniny fa tokony hatao table rase tanteraka ny infrastructure sy ny suprastructure politika misy ao Madagasikara ,raha tsy izany dia ho fongana tanteraka ny taranaka malagasy atsy ho atsy .
tohanako tanteraka ny anao ra-tafondro
raha ny teninao farany, dia tena milaza fa tena conscient le blèm mihintsy i toi,
tsy hiresaka akory aho hoe iza ny anao @ ireo 2 lahy, ianao rahateo tsy miteny an'izany, efa debut na dialogue izay, ny filazanao hoe table rase izao dia midika fa tena tsapanao ny halalin'nilay aretina, ary vonona hiresaka na @ iza na @ iza ianao.
raha misy 10 toa anao fotsiny ny olona manana influence politique ao dago
dia azo antenaina ny ho avy
merci zoky-tafondro
12. ravalomanan
(
01/03/2009 21:15)
minoa fotsiny ihany ianreo ry vahoaka. Na ny bingo, na ny banga, na ny jamba, minoa fotsiny ihany
Misaotra :-P
Misaotra :-P
13. xxx
(
01/03/2009 21:25)
ravalomanan:
minoa fotsiny ihany ianreo ry vahoaka. Na ny bingo, na ny banga, na ny jamba, minoa fotsiny ihany
Misaotra :-P
marina izany pimaso an ela indray izao no be vinanay ato an