Talanjona izahay toa tsy nahita intsony ny naman mavitrika kidoropamba. Marina fa dia misafotofoto be ny raharahampirenena ka sarotra ihany ny misera eto na dia liana amin'izany aza. Kanefa maagaga ahy ny tsy maha eto ny namana kidoropamba izay ankafiziko raha ny hetsiny.
Raha mahita an'izao ianao ry kidoropamba dia mba mianagavy anao hiakatsehatra eto. Raha tsy izany kosa dia marina ilay resaka mandeha ato @ mpanohitra ny @ maha kidoropamba an'ingahy Rajivason izay vao nalain'ny TIM ankeriny t@ herinandro lasa iny.
Na izany na tsy izany dia tsy maintsy mitohy ny tolona, SATRIA MASINA NY TANINDRAZANA.