Ao ambadik'izao ve ny Frantsay ?
1. zakilinina
(
01/03/2009 11:21)
Misy amintsika ve manana porofo na vaovao marim-pototra raha ao ambadik'izao korontam-be mandrava izao ny Frantsay ?
répondu par belakely le 02/03/2009 02:49
2. Noue
(
01/03/2009 11:30)
ratsiraka aloha dia sur ee ! sady izy en france , sady i tgv nandeha tany aminy!!!
3. Rafahafahana
(
01/03/2009 13:07)
Aza atao hoe ny frantsay no ao ambadik'izao zava-misy matsiravina any dago zao fa ireo mpanao politika gasy tsy maty voalavo an-kibo izay efa nandositra aty frantsa miampy ireo gasy hafa maivan-doha mora arebireby.
Tsarovy fa ireo olona mpnao politika ireo sy izay mety ampiasainy na voavidiny anie ka tsy hahantra intsony é, fa ianareo asainy milahatra sy mikomy ataony mpnohana azy ireo, mba ahoana ny momba anareo sy ny fianakavianareo, tsarovy fa ny politika dia fahaizana nandresy lahatra miampy lainga, tandremo sao mora jonoina amin'ny hanin-kely indray mandrapaka, fa na iza na iza tonga eo dia mbola ho tahaka izao ihnay raha tsy ny toe-tsaina no miova, dia samia ary mieritreritra é.

4. belakely
(
01/03/2009 14:02)
ny zava-nisy aloha dia tany frantsa i Andry Rajoelina no nanao ny fetin'ny faran'ny taona e! ary nisy nahita azy nihaona manokana tamin' i Sarkozy
dia anjarantsika ny manohy azy.
malaza koa fa tamin'ny propagandy dia volan'i Pierrot Rajaonarivelo no nampiasainy!!!!!!!!!!!!!!!!
Malaza hatramin'ny hoe 46 millions de dollars ny karamany ka manala an-dRavalomanana ny mission ary fin janvier no fotoana.
Izany no mahatonga azy sahisahy be io.
Ny fanjakana koa aloha tena tafiditra tao anaty haratony tsara mihitsy e!
Fanahiniany ny nandefa izany émission izany 'izaho manokana aloha tsy nahita ary maro no nanontaniako fa tsy nahita ihany koa) dia taitra, namaly fihantsiana ny fanjakana ao amin'ny ilany azy tsara mihitsy. :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

5. ralalaina
(
01/03/2009 14:28)
o leireto fa de jamba daholo ve nareo saahoana e,mba modia aty tanindrazana de mahita ny fahorianay gasy kely aty,fa tsy any ivelany any mitabataba eo @ ecran eo,io indray de tsy mijanona izany fa lasa foana mandram_piala ndra8
6. zakilinina
(
01/03/2009 14:45)
Ny porofo na fanazavana no ilaiko satria voalaza matetika teto anivon'ny serasera fa ao ambadika ny Frantsay. Misy porofo ve na fanazavana toy ilay voalazan'i Belakely hoe "nihaona tamin'i Sarkozy i Andry" ?
7. Annie2006
(
01/03/2009 15:32)
Ny feo mandeha aloha dia ny Frantsay no ato ambadiky Ravalomanana miaraka amin'ny TOTAL.
Efa lasa lavitra loatra mantsy ny fiarahan'ny Ravalo @ ireo mafia internationale ireo: QMM, DAEWOO, SHERITT, TOTAL, sy ny sisa, ka tsy afaka mihitsy izy hiala eo amin'ny fitondràna satria hajedak'ireto vahiny ireto mora foana.
Ny TOTAL (izay nikarama ireo mercenaire an'ingahy Sassou ngesso niady t@ filoha Pascal Lissouba) aloha no mihaodihaody ato andamosin-dRavalomanana ato.
Izay no mahatonga an'i lafrantsa TSY manohana mihitsy ny hetsiky ny vahoaka tarihin'ny ANDRY TGV satria mila "constitutionnel izany" hoy izy.
Ny vahoaka malagasy anefa tsy hanaiky an'izany ka hiady hiarovana ny tanindrazany sy ny tombotsoam-pirenena.

8. xxx
(
01/03/2009 16:16)
ty annie ty koa miseho azy bob mahita volana alohan'ny biby eo nefa ohatra tsy marina aby ny lazainy
9. xxx
(
01/03/2009 16:17)
ty annie ty koa miseho azy bob mahita volana alohan'ny biby eo nefa ohatra tsy marina aby ny lazainy tena marina ny voalazany rafahafahana hoe nareo no ampiadiany ny mpanakarena eo hangalana seza fa ny azy ny zafiafiny aza na tsy hiasa intsony efa manakarena ka mandiniha tena ry vahoaka
10. zakilinina
(
01/03/2009 16:45)
Mifamahofaho be sahady izy izany : i belakely vao nilaza teo fa "nihaona tamin'i Sarkô i Andry tamin'ny desambra 2009" kanefa i Annie2006 indray manamafy fa miaraka amin'ny Frantsay Ra8 noho i Total sns. Mihamazava fa ao ambadika izany ny Frantsay kanefa iza marina no arovany : tgv sa ra8 ?
11. patrick2002
(
01/03/2009 16:47)
zakilinina:
Misy amintsika ve manana porofo na vaovao marim-pototra raha ao ambadik'izao korontam-be mandrava izao ny Frantsay ?
Dia eto @ serasera ve no hamoahana ny porofo :roll: :roll:
sao dia ianao no fohy fisainana sy mora rebirebena razakilinina alefaso ny fisainana dia manaova analyse fa tsy ny olona no hanome porofo ho anao .
12. ravalomanan
(
01/03/2009 17:52)
Efa niteny aho anie hoe tsy hilaiko io embassade io ee ry zareo frantsy koa mafy loha. Ndana koa raha sahy mankeny amin'ny 13 mai hanaovako azy ;-) ;-) ;-)
13. belakely
(
02/03/2009 02:49)
zakilinina a! tena marina io source d'information io fa ny hilaza hoe i anona ny anaran'ilay olona, sarotra be eto amin'ny forum
sao mahatapa-doha, mbola misy gravy noho io aza :cry: :cry:
sao mahatapa-doha, mbola misy gravy noho io aza :cry: :cry: