Mba fantatrao veh??

1. sipagasy ( 01/03/2009 07:27)
VAROTRA TANINDRAZANA - HARENA AN-KIBON'NY TANY NATAO
VARO-BOBA

Uranium, diamants, or, émeraude, rubis, nickel, cobalt, ...


Daewoo no hitan'ny gasy hatrizao fa ny explorations
kanadiana, sud-afrikanina, amerikanina sns tsy vitan'ny
hoe tsy voalaza an-gazety any Madagascar fa mbola tsy
voalaza gazety any ivelany ihany koa. ..

Documents de rapports annuels-n'ireo sociétés izany hoe
tsy hidiran'ny opposants ka tsy misy ahiana hisian'ny
manipulation chiffre no ahitana ohatra fa hay misy
an'izany :

- Majescor izany mitana ny droit d'exploration de
minéraux (or ) a 100% sur 4 proprietes (Besakoa : 56 km²;
Daraina : 331 km²; Analalava : 38 km²; Ankaramy : 94 km²)
ary 100% amin'ny resaka diamants sy uranium ohatra any
amin'ny faritra Antsakabary district sofia(856 km²)

- Pencari Mining corporation izany mitazona propriétés
mitotaly 3.2 millions d'hectares : volamena : Itea à
Manandriana, Tsiroanomandidy, à Antanifotsy à Ejeda et à
Fianarantsoa-Est ary ny mikasika ny uranium : Morondava,
Betroka, Betafo, Fianarantsoa-Ouest, Ambatofotsy
Soavinandriana

- Sheritt international hisian'ny exploration de nickel
(en developpement) an'isany goavana indrindra eto
an'tany

- Pan African Mining (uranium, diamants.) 1,5 millions
d'hectares (antsirabe, dabolava,vavavato, vatovory,
andramasina.)

- Rio Tinto (QMM) Mody hoe ilménite fa ny tena tanjona dia
ny diamants sy ny uranium

- Americana Gold and Diamond Holdings izay mitazona ny
Platinium Work inc (Ilakaka : saphir)

Ho an'ireo tia karokaroka dia jereo ohatra

://www.majescor.com/fr/projects/other/madagascar.aspx http://www.majescor.com/fr/projects/other/madagascar.aspx

://www.africanqueenmines.com/props_mining.htm http://www.africanqueenmines.com/props_mining.htm

://www.pencarimining.com/s/Madagascar.asp http://www.pencarimining.com/s/Madagascar.asp

Santionany ireo fa raha tanisaiko eto daholo dia
ihorin-koditra ny rehetra ary hanontany hoe firy hectares
sisa no antsoina hoe Madagasikara. Ary azoko lazaina
an-kitsirano eto fa na i Ratsiraka fanta-daza hoe corrompu
aza mbola tsy nahavita izany. Ao anatin'ny herintaona
monja tompoko no nahavitan-dra8 an'ireo nanomboka
tamin'ny nahalany azy tamin'ny 2007.

Ireo sasantsasany amin'ireo tany natao varo-boba
novarotan-dra8 tao anatin'ny herintaona izay notanisaina
eto ambony ireo dia efa mitotaly 6 millions d´hectares ka
raha toa ka 1.3 millions d'ha no mitovy amin'ny
antsasaky Belgique dia ataovy ny kaonty hoe 6 millions
d'hectares izany mitovy amin'ny velaran-tany
n'iza?


Marihiko manokana fa efa projets hita tamin'i andron'i
ratsiraka daholo ireo saingy tsy no exploiter-ny mihitsy
(tsy navelany natomboka : angamba mbola mba nisy indro ihany
fitiavan-tanindrazana tao aminy) ka dia ity fitondrana ity
no nihazakazaka sy tsy nihambahamba nanantanteraka azy. En
contrepartie de combien de millions de devises en sous-mains????



Raha ny bail emphytéotique nokasaina nomena ny coréen
(1,3 million d'hectares pour 99 ans )aza
nampihorin-koditra sy nampitsangana ny maro, ahoana no
hilazana ny acquisition directe navela nataon'iretsy
compagnie iretsy.

Meloka eo anatrehan'ny tanindrazana sy ny vahoaka malagasy
ary ny taranaka rehetra hifandimby ny mpitondra sy
tompom-pahefana amin'izao fanaovana varo-boba ny
fananan'ny malagasy izao . Voalohany amin'izany Ra8,
razaka elysée, Donat Andriamahefaparany, Roland
Andriamampionona .Meloka ihany koa ny députés sy
sénateurs fa indrindra ireo chefs de région nahafantatra
an'izany fanaovana varo-boba izany saingy nikimpy maso,
nitampin-tsofina ary nanatsotra tanana hitanty ny
fanambatambazana nomen'ity fitondrana ity hanakombonana ny
vavany.


Tsiniako ihany koa ary tsy afa-bela ireo mambran' ny FFKM
naheno tamin'ireo mponina mitoetra amin'ireny toerana
ireny, nitarainan'izy ireo noho ny fifindra-monina
(forcé) niharetany kanefa ninian'ireo mody mpitondra
fivavahana hodian-tsy hita rehefa manangana tempoly goavana
amin'ireny faritra ireny ny mpitondra ary rehefa mahazo
vola sy avantages fanakonam-bava ireto FFKM ireto.

Ho fanamarinana ny lazaiko sy hentitreteriko eto, jereo
daholo ireo tempoly naorin'ny filoha tao anatin'ny roa
taona izay dia hampifanaraho amin'ireo faritra nanaovana
varo-boba ny tanindrazana fa ho gaga ny rehetra.


Tsetsatsetsa tsy aritro ihany io e!! ho entintsika misaina kely fotsiny e!!!, ireo mponina any @ ireo faritra voatonona anie mba iangaviana hanamarina :/ na handiso 8-) ny voalaza e!,
Misaotra mialoha!
:-*
répondu par sipagasy le 06/03/2009 14:24
2. fahamarinana ( 01/03/2009 07:31)
:arrow: misaotra nizara akia sipagasy a,tena talanjona tanteraka aho,za moa na manara-baovao aza dia izay miampitaisak'izay ahenoana azy.Indrisy e! :cry: (l)
3. sipagasy ( 01/03/2009 07:33)
Ity manaraka ity kosa @ teny vahiny ka afaka mba jerendry zareo tsy miteny malagasy ihany koa izany e!!!


A DIFFUSER LARGEMENT


Et je le répète ce que je vais vous livrer maintenant est à diffuser partout. Car des questions ont été posées pour savoir pourquoi Andry n’a pas encore été emprisonné.

1) Andry a reçu 600 milliards fmg depuis 4 mois pour préparer et mettre en place un véritable coup d'Etat.

2) Depuis 200 milliards ont été dépensés : Entretien des informations. Paiement des organes qui a leur tour devaient payer des recrus pour entretenir ces soit disant manifestations. Paiement des mercenaires qui ont débarqué à Sambava avec 4 vedettes rapides, de-là ils ont détourné un avion intérieur d'Air Mad en débarquant de force les passagers pour transporter ces mercenaires a Antananarivo.

Paiement de 100 millions chacun des 23 généraux en activité:

UN SEUL N'A PAS VOULU ET C'EST LUI QUI A EVENTE TOUTE CETTE COMBINE

3) Des ordres ont été bien lancés par la présidence pour arrêter Andry mais comme ces généraux ont été achètes l'arrestation n'a jamais pu aboutir.

4) Une puissance étrangère est fortement soupçonnée d'être derrière tout cela. Cette puissance a déjà sévi au Sénégal via une province sénégalaise appelée LA CASAMANCE. La cause de cette intrusion était et est la découverte de pétrole offshore dans les eaux sénégalaises. Cette puissance s'est illustrée par sa barbarie en Cote d'Ivoire. La cause : découverte de pétrole offshore dans les eaux Ivoiriennes.

JUSTE UN RAPPEL : La société Total vient de déclarer qu'elle a fait 13 milliards d'euros de bénéfice et que ...... 12 milliards vont être 'réinvestis'.

Le président a remanié l'organigramme de l'armée et a mis en place et à la tête celui qui a refusé 100 millions pour trahir Ravalomanana. Avec cette puissance étrangère se trouve Ratsiraka Didier. Il faut quand même dire qu'une scission s'est produite au sein du staff Andry mais ces dissidents hésitent encore à se faire connaitre.

IL VA DE SOI QUE TOUT CE QUI ETE DIT JUSQU'A PRESENT PAR ANDRY ET SES SRIBES A ETE PLANIFIE DEPUIS 6 MOIS.



Sady tsy an'ny atsy aho no tsy an'ny aroa ihany koa, fa mampita izay mba HITAKO.

:-*
4. fahamarinana ( 01/03/2009 07:41)
:arrow: misaotra e ! :-* (l)
5. zakilinina ( 01/03/2009 08:08)
Misaotra indrindra anaka amin'ny vaovao. Tena nikaroka tokoa indry. Nojereko kely ohatra ilay pencarimining ka nahitako an'ity tranonkala ity.
http://www.pencarimining.com/s/Madagascar.asp
6. ainaheri ( 01/03/2009 08:14)
Misaotra nizara ee
Ka mazava ho azy anie ry Sipagasy fa ny oul voky miaraka aminy reo miwawawa eto io ee,mbola ho avy ny tsy metin'ireo ndray andro any,mitavana alahelom-bahoaka tsy ho lasa lavitra!!!
7. sipagasy ( 01/03/2009 08:30)
ainaheri, dia mampalahelo e!!, ny vahoaka madinika no mijaly tokoa...., zakilinina, indrisy fa isika tompony indray ity no mangatak'aty tsssssss, dia tsy mba misy orinasa malagasy vah reh afaka ny hitrandraka an'ireo e!!!!!, ary raha mba hoe hijanona ho an'ny firenena malagasy moa izy ireo tsy mampaninona koa anie e! fa indrisy, ny vahiny no mitavana à harenantsika, dia isika mba ho aiza hono?????? ary à rambony ary à fahantrana lalandava, nefa ireo mitobaka ireo ny harenantsika fa dia nomena an-kitsirano ny firenena matanjaka,

Ontsa anao aho ry Gasikarako.
8. ainaheri ( 01/03/2009 08:42)
Sipagasy>>Ka raha misy orinasa malagasy vah,mety mataotra lery sao tsy hanome sous d table kou,sady tsy homeny zany ee,ra8 ory havamanana,ataony aza izay ampahantra anao kou!!
9. sipagasy ( 01/03/2009 08:54)
izay tokoa ny zava misy ry ainaheri
10. xxx ( 01/03/2009 13:49)
sipagasy:
Mendrika ho gadraina i ra8, satri mivarotra tanindrazana zany tena fa hors la LOI.
VAROTRA TANINDRAZANA - HARENA AN-KIBON'NY TANY NATAO
VARO-BOBA

Uranium, diamants, or, émeraude, rubis, nickel, cobalt, ...


Daewoo no hitan'ny gasy hatrizao fa ny explorations
kanadiana, sud-afrikanina, amerikanina sns tsy vitan'ny
hoe tsy voalaza an-gazety any Madagascar fa mbola tsy
voalaza gazety any ivelany ihany koa. ..

Documents de rapports annuels-n'ireo sociétés izany hoe
tsy hidiran'ny opposants ka tsy misy ahiana hisian'ny
manipulation chiffre no ahitana ohatra fa hay misy
an'izany :

- Majescor izany mitana ny droit d'exploration de
minéraux (or ) a 100% sur 4 proprietes (Besakoa : 56 km²;
Daraina : 331 km²; Analalava : 38 km²; Ankaramy : 94 km²)
ary 100% amin'ny resaka diamants sy uranium ohatra any
amin'ny faritra Antsakabary district sofia(856 km²)

- Pencari Mining corporation izany mitazona propriétés
mitotaly 3.2 millions d'hectares : volamena : Itea à
Manandriana, Tsiroanomandidy, à Antanifotsy à Ejeda et à
Fianarantsoa-Est ary ny mikasika ny uranium : Morondava,
Betroka, Betafo, Fianarantsoa-Ouest, Ambatofotsy
Soavinandriana

- Sheritt international hisian'ny exploration de nickel
(en developpement) an'isany goavana indrindra eto
an'tany

- Pan African Mining (uranium, diamants.) 1,5 millions
d'hectares (antsirabe, dabolava,vavavato, vatovory,
andramasina.)

- Rio Tinto (QMM) Mody hoe ilménite fa ny tena tanjona dia
ny diamants sy ny uranium

- Americana Gold and Diamond Holdings izay mitazona ny
Platinium Work inc (Ilakaka : saphir)

Ho an'ireo tia karokaroka dia jereo ohatra

://www.majescor.com/fr/projects/other/madagascar.aspx http://www.majescor.com/fr/projects/other/madagascar.aspx

://www.africanqueenmines.com/props_mining.htm http://www.africanqueenmines.com/props_mining.htm

://www.pencarimining.com/s/Madagascar.asp http://www.pencarimining.com/s/Madagascar.asp

Santionany ireo fa raha tanisaiko eto daholo dia
ihorin-koditra ny rehetra ary hanontany hoe firy hectares
sisa no antsoina hoe Madagasikara. Ary azoko lazaina
an-kitsirano eto fa na i Ratsiraka fanta-daza hoe corrompu
aza mbola tsy nahavita izany. Ao anatin'ny herintaona
monja tompoko no nahavitan-dra8 an'ireo nanomboka
tamin'ny nahalany azy tamin'ny 2007.

Ireo sasantsasany amin'ireo tany natao varo-boba
novarotan-dra8 tao anatin'ny herintaona izay notanisaina
eto ambony ireo dia efa mitotaly 6 millions d´hectares ka
raha toa ka 1.3 millions d'ha no mitovy amin'ny
antsasaky Belgique dia ataovy ny kaonty hoe 6 millions
d'hectares izany mitovy amin'ny velaran-tany
n'iza?


Marihiko manokana fa efa projets hita tamin'i andron'i
ratsiraka daholo ireo saingy tsy no exploiter-ny mihitsy
(tsy navelany natomboka : angamba mbola mba nisy indro ihany
fitiavan-tanindrazana tao aminy) ka dia ity fitondrana ity
no nihazakazaka sy tsy nihambahamba nanantanteraka azy. En
contrepartie de combien de millions de devises en sous-mains????



Raha ny bail emphytéotique nokasaina nomena ny coréen
(1,3 million d'hectares pour 99 ans )aza
nampihorin-koditra sy nampitsangana ny maro, ahoana no
hilazana ny acquisition directe navela nataon'iretsy
compagnie iretsy.

Meloka eo anatrehan'ny tanindrazana sy ny vahoaka malagasy
ary ny taranaka rehetra hifandimby ny mpitondra sy
tompom-pahefana amin'izao fanaovana varo-boba ny
fananan'ny malagasy izao . Voalohany amin'izany Ra8,
razaka elysée, Donat Andriamahefaparany, Roland
Andriamampionona .Meloka ihany koa ny députés sy
sénateurs fa indrindra ireo chefs de région nahafantatra
an'izany fanaovana varo-boba izany saingy nikimpy maso,
nitampin-tsofina ary nanatsotra tanana hitanty ny
fanambatambazana nomen'ity fitondrana ity hanakombonana ny
vavany.


Tsiniako ihany koa ary tsy afa-bela ireo mambran' ny FFKM
naheno tamin'ireo mponina mitoetra amin'ireny toerana
ireny, nitarainan'izy ireo noho ny fifindra-monina
(forcé) niharetany kanefa ninian'ireo mody mpitondra
fivavahana hodian-tsy hita rehefa manangana tempoly goavana
amin'ireny faritra ireny ny mpitondra ary rehefa mahazo
vola sy avantages fanakonam-bava ireto FFKM ireto.

Ho fanamarinana ny lazaiko sy hentitreteriko eto, jereo
daholo ireo tempoly naorin'ny filoha tao anatin'ny roa
taona izay dia hampifanaraho amin'ireo faritra nanaovana
varo-boba ny tanindrazana fa ho gaga ny rehetra.


Tsetsatsetsa tsy aritro ihany io e!! ho entintsika misaina kely fotsiny e!!!, ireo mponina any @ ireo faritra voatonona anie mba iangaviana hanamarina :/ na handiso 8-) ny voalaza e!,
Misaotra mialoha!
:-*



11. pimaso ( 01/03/2009 17:49)
ZAY TSY TIA RATSIRAKA
TANO NY AZO FA SAROTRA NY MILA
12. sipagasy ( 02/03/2009 22:05)
Ouuups, fa iza no niteny hoe tia ratsiraka teo hihihi, ary ento mora fa sao tapaka lalan-drivotra eo e!
tatitra io nataoko io.
13. sitlo ( 03/03/2009 21:14)
Mety ho lava be ny valiteniko raha hanazava aho. Fa aleo tonga dia ny voamasony no potserina. Lazain'ny ao amin'ny dinika polotika hoe valy boraingina indray anefa fa tsy koah.

Izao, iza no nanome fahefana ny filoha? Raha misy lalàna nodikainy dia afaka toriana izy. Fa ataoko fa efa natao adihevitra lava be tamin'ny radio mihitsy io fanomezana alalana ny vahiny hividy tany io. Zara fa nisy ny depute mba nanohitra an'io. Ary na ireo mpanao politika miseho manohatra an-dRavalo ireo aza anisan'ireo nankatoa an'io tamin'ny fotoan'androny.

Ka rehefa notadiavina ny mpampiasa vola vahiny, ahoana no lazaina fa diso indray izy?
sipagasy:
tsy mba misy orinasa malagasy vah reh afaka ny hitrandraka an'ireo e

Raha toa ka orinasa malagasy indray no natao nitrandraka dia
ainaheri:
Ka mazava ho azy anie ry Sipagasy fa ny oul voky miaraka aminy reo miwawawa


Ka aiza ihany

Raha ny tianareo izany dia tsy misy structure fa atao ohatra an'ilakaka izy ity? Mandray angady sy sobika dia samy mangady dia amidy ambongadiny amin'ny karana sy afrikanina. Dia avy eo mividy 4*4 ireharehana erak'ilakaka dia lany indray ny vola dia amidy indray ny 4*4 ... dia lasa mangady indray. Dia ny tapagony omena ny minisitry ny atitany ets...
Avy eo anefa tsy misy atokona ihany. Tonga any Ilakaka hatramin'ny cousin-dry Bin Laden.

Tsy aleo ve mba misy miditra amin'ny kitapom-bolam-panjakana ilay izy. Sa hoe Ra8 no eo amin'ny fanjakana dia tsy an'ny vahoaka izany ny hetra raisina fa an-dRa8.

Asa aloha fa samy mahita ny fijeriny io. Fa amiko samy nifanaiky daholo dia izay izany. Mety hoe tsy nanaiky ianareo, fa ny vahoaka no nifidy ny depute, ny vahoaka no nifidy ny filoha.
14. Mirananirina ( 04/03/2009 13:25)
Ilay hoe orinasa gasy angamba mety ho hisy ihany fa tsy matanjaka.Tonga dia voaroba ny dahalo sy ny mpanendaka eo.
Mila olona matanjaka ,dia voatery ny vahiny izany.Izaho koa aloha tsy mankasitraka an'io,vola tokony ho an'ny gasy lasa ny vahiny.
15. xxx ( 05/03/2009 12:07)
sipagasy:

Ouuups, fa iza no niteny hoe tia ratsiraka teo hihihi, ary ento mora fa sao tapaka lalan-drivotra eo e!
tatitra io nataoko io.



ity mitatitatitra ity koa tsy dia tsara loatra fa manome vahana ny fanelezana tsaho. Nahita an'izany vola be nomena an'i Andry zany ve ianao io ?



16. sipagasy ( 06/03/2009 14:24)
XXX ann, marina tokoa ny anao, fa ny ahy dia tatitra mari-pototra no nataoko io ambony io, ary misy porofo koa,(misy site azonao ijerena izany ao) fa tsy haiko indray kosa ny @izay vola any hihihih, ny anay ny mpitsimpona akotry tavela ihany no haiko,

Misaotra anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4391