manana olana

1. isalo ( 28/02/2009 09:57)
Faly miarahaba anareo rehetra

Mba mila fanampiana ny tenako : rehefa hitchat zah d mapagaga ahy fa tsy mia mot d passe d ahoana no atao ko fa nisy namako hypocryte b lery d nampiasainy le izy ka tiako asiana mot de passe. Misaotra betsaka
répondu par ari.malala le 02/03/2009 07:26
2. xxx ( 28/02/2009 10:18)
ny ps nao ve no nisy nampiasa???? mila reservéna anie iny raha tsy tianao alain'i hafa e!
3. ari.malala ( 02/03/2009 07:26)
isalo, midira http://karajia.org/?rub=pages/page&page_id=p43423110b0ffc dia araho ny torohevitra rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4564