Rahery a!mis mgafy aminio ttasy lavabe io n hevitr mandé rht

1. xxx ( 27/02/2009 19:15)
Mba araho maso ry zareo mpiandraikitra ny fanesorana ny olona marary saina ato fa misy migafy aminio taratasy lavabe alainy amze hitany ao io ane ny forum e!



misaotra anareo e!!
répondu par batista007 le 28/02/2009 01:24
2. NoueAndrywui ( 27/02/2009 19:20)
anga misy izany fitsipika vaovao izany,eto rehefa mahay mifanaja sy miresaka madio dia izay serasera ity fa tsy topmada ou radiomada ou viva o madagate :} :} :}
3. xxx ( 27/02/2009 19:28)
MILA ESORINA TATO LE MPANAO TARATASY LAVABE TSY MISY DIKANY IO FA GAFY ATAO AMIN'NY MPISERA FOTSINY NY AZY IO RA-HERY A !! KOPIER NY LAVA BE ZAY HITANY AO DE ALEFANY AMIN'NY HEVITRA MANDE AHAKIVY NY OLONA REHETRA ATO


NY MPISERASERA
4. xxx ( 27/02/2009 19:31)
Ifiona irery angamba zany sisa eto fa tsy misy olona hiserasera eto tsony raha tsy miala teo io bandy migafy ny dinika rehetra mandé io , Noueandrywui
5. xxx ( 27/02/2009 20:31)
Ifiona irery angamba zany sisa eto fa tsy misy olona hiserasera eto tsony raha tsy miala teo io bandy migafy ny dinika rehetra mandé io , Noueandrywui



mety tsy hitandrahery angamba e
6. NoueAndrywui ( 27/02/2009 20:35)
xxx:

Ifiona irery angamba zany sisa eto fa tsy misy olona hiserasera eto tsony raha tsy miala teo io bandy migafy ny dinika rehetra mandé io , Noueandrywui



mety tsy hitandrahery angamba e

raha hitany dia ahoana ,misy manopa angaha eo na manendrikendrika ,io mba hevitray dia alors,esory izahay androany dia rahampitso miova ps

:-D :-D :-D
7. xxx ( 27/02/2009 20:42)
NoueAndrywui:

xxx:

Ifiona irery angamba zany sisa eto fa tsy misy olona hiserasera eto tsony raha tsy miala teo io bandy migafy ny dinika rehetra mandé io , Noueandrywui



mety tsy hitandrahery angamba e

raha hitany dia ahoana ,misy manopa angaha eo na manendrikendrika ,io mba hevitray dia alors,esory izahay androany dia rahampitso miova ps

:-D :-D :-D

et rabingogilabanga aussi s'y met ! ce sera la fin pour vous 2 !

8. patrick2002 ( 28/02/2009 01:04)
manara-dalana hono izy kou ,izao no ara-dalana @ ry zareo mpitondra ,dia mba hampiariny kou :-D :-D :-D
9. batista007 ( 28/02/2009 01:24)
tena mahazendaaizany ry zalahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3196