Avy amizay!!!!!
1. ronaldo09
(
27/02/2009 11:57)
Avy amizay ronaldo09,nangina ny tenanay teo noho ny adidy aman'andraikitra satria sady mpiasam-panjakana izao no eo ampanomanana ny doctorat!
Mihazakazaka ny toe-draharahapirenena ankehitriny ary "IO ARY 'LAY NOLAZAIKO ANAO" hoy ilay mpihira malazairay!
Tsy fantatra intsony izay hatao fa pitik'afo no nandoro ny tanana ,nolazaina fa mbola tsy maniry elatra ra-TGV ka notsinotsinoavina nefa zao lasa mahia entin-drivotra sy tratry ny aretina ireo nanambany azy!nanomboka teo amin'ny litera A ny raharaha ny A zay azo halavaina hoe :Alamino A: satria nohidina ny Viva TV ,nangatahana ny hosokafana h@ 13 janvier nefa nanao bemarenina i toton sy ny namany ,nijoro ny KMD komity miaro ny demokrasia ary zao lasa lavitra izao !!!!Avy hatrany dia nitsambikina tany amin'ny P na Probleme ny raharaha ka indreo vao taitra ry dadatoa hoe andao hifampiresaka nefa ange io 'lay zandry kely e!
Natao ny fifampidinihana nefa dia niseho milay indray ny mpampivory ary niteny razandry kely fa ho avy amizay miaraka amin'ny CHOC-CHOC!!!!!
Rahampitso dia mitodika eny amin'ny 13 Mai ny sain'ny rehetra ary efa manomboka mitady fanafody mahafaka areti-kibo ireo pro-Ravalo ary tsy ny eto an-toerana ihany fa na ireo diplomaty indrindra ireo lohany any ivelany dia matahotra satria hangoron-damba ato ho ato araka ny tenin'ny PM Monja R hoe ireo diplomaty dia hody ny 90 % satria ireo no manome ny vaovao tsy marina any ivelany!!!
Koa mahereza zandry kely a!!!!
Tolona tsy maintsy mandresy!!!

répondu par TEGEVE le 01/03/2009 00:06
2. xxx
(
27/02/2009 12:07)
Ny tolona ho amin'ny Fanovana aloha ekena ihany rahapitso !!! fa raha miiitatra ho amn'ny fandrobana sy fandorana indray kosa de tokony tsy ekena intsony aloh satri efa betsaka ny zavatra sy foto-drafitrasa simba eto am tanana ra tsy hilaza afatsy ny 13mei zay vo vita nilay be iny
3. ravatorano
(
27/02/2009 12:14)
xxx < sao nareo d isan n'ny mpandroba fa miafin'endrika kle :-D :-D :-D
tsy mety ny fandrobana
tsy mety ny fakana fananan'olona
tsy tafa raha izany no ho entina hanaganana ny fitondrana hoa vy
tsy mety ny manao hevitra loham boto
aleo mlam tsara dia maka saian tsara aloha fa tsy taitaitra lava izao reefa milaza zavatra na hanao fanambarana ka hafa ny lazaina aty ary hafa no atrehany ao
aleo tsy asiana akitonona anarana tsony mba ho fanajana ilay hoe "aoka mba tsy hifampihantsy" fa anjaran 'ny mpamaky no mahita sy mieritreritra ny tiako lazaina e
:wink:

4. hery
(
27/02/2009 12:18)
wadray... gravy zany fivadiky ny palitaon'i ronaldo09 izany tao anatin'ny 1 taona an
5. patrick2002
(
27/02/2009 13:10)
hery:
wadray... gravy zany fivadiky ny palitaon'i ronaldo09 izany tao anatin'ny 1 taona an
ny palitao ra hery azo avadika foana @ politika ah! tadidio fa relationnel ny politika fa tsy irrationel ,
Sahala @ sambo lay io tsy maintsy avadika ny lay ny sambo rehefa mitsoaka mianatsimo na mianavaratra ny rivotra .
et en plus ce sont les imbeciles qui ne changent pas l'idee ,ka dia manasa anao aza mba tsy hanohana ny jadona ataony Ravalo ,fa efa hiova fanampin'anarana izy, Ravalomanana Mugabe. :lol: :lol: :lol:
6. Mirananirina
(
27/02/2009 13:30)
et en plus ce sont les imbeciles qui ne changent pas l'idee ,ka dia manasa anao aza mba tsy hanohana ny jadona ataony Ravalo ,fa efa hiova fanampin'anarana izy, Ravalomanana Mugabe.
Adray,raha hita fa idée ratsy ve mbola ho arahina ihany e??????????
Na iza na iza no eo dia tsy maintsy mamoaka didy daholo,ahoana ny gasy ihany no milaza hoe jadona???????
Nahoana ny gasy ihany no manafika ny lapa-pirenena.
Hevero hoe iny ny vahoaka fa hiditra ny maison blanche-dry OBAMA sy SARKOZY(tsy hisy adala anao izany)
Migrevy dia tadiavina ny vahaolana,fa tsy ny toerana no alaina sy angalarina toa io.
8. andrywui
(
27/02/2009 15:07)
Merci be ratavao a!! tsy maintsy mandresy ! tsy maintsy mandresy !
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

10. TEGEVE
(
01/03/2009 00:06)
ry anaka isany ataovy ny fanoratana anarana fa tsy ampy ny olona ato amintsika (l) (l)