Tsara ve sa ratsy
1. ari.malala
(
27/02/2009 10:47)
Aminareo, tsara ve sa ratsy ny toetra "démonstratif"? azavaiko, za refa misy zavatra tiako eny @ olona 1 d avy de teneniko hoe tiko ny toy izao, ohatra hoe mafinaritra ahy ny akanjony d avy de miteny za hoe mafinaritra anà ny akanjonao, d raha misy zavatra ts tiako kou nefa d miteny za (raha olona akaiky anà iany no sahiko alou amty ray ty e) d tsara v zany sa ratsy?
répondu par ari.malala le 05/03/2009 06:22
2. fahamarinana
(
27/02/2009 14:09)
:arrow: Amiko aloha ari.,raha mbola namana akaiky tokoa dia tsy tokony ho olana ny filazana ny marina na ratsy io na tsara.Eny e !samy manana ny fandraisany azy moa ny tsi11 fa angamba ny azo amboarina dia ilay fomba filazana azy tsy ho entitra (raha vita fa za moa tsa mahay an'izay koa!) fa kosa sambatra raha mbola manana namana tsotra sy tsy misorona. :) (l)
3. ikaretsaka
(
27/02/2009 15:06)
amiko aloha dia iznay ny toetrako de misy mahatsara azy de misy maharatsy azy koa anefa e..
da aleo ilay direct ihany ka..miaraka @ argu
da aleo ilay direct ihany ka..miaraka @ argu
4. sakaizakely
(
02/03/2009 21:02)
arakaraky ny toejavatra ihany io
misy oul zao sahirana ery nikenonkenona nandoko trano, nanao déko et tout, de hitako oe mifangarika be le loko, nefa izy tia an le izy sady mientinentina faly be oe jerevo ny zavatra nataoko, de ho kivy izy raha ataoko hoe ratsy na tsy mifanaraka ny loko ampiasainy. etsy andanin'izany, mety izaho koa ohatra no tsy misy goût.
de aleoko ny ahy tsy miteny, raha tsy de oe tena misy manaitra mafy ahy angambany, na koa hitako hoe miandry kompliman mafy le oul de somary otra mamorona zany ndraindrai pour lui faire plaisir.

5. Koditra
(
02/03/2009 23:27)
sakaizakely:Tena marina mitsy io. Ra mialohan'ny nividianany ilay loko no nanontany hevitra lé olona dé afaka namaly directa oe ratsy io koulera io na oe tsy mety, fa ra efa vita loko kosa mety tsy ho sahy na dé atao oé akama be aza.
na koa hitako hoe miandry kompliman mafy le oul de somary otra mamorona zany ndraindrai pour lui faire plaisir.
Betsaka ny cas òtran'zany. Tsy maintsy ampekarina lé morale an'lé oul.
6. ikaretsaka
(
03/03/2009 00:09)
ny filazako azy ohatra raha manontany le miandry avis be ireny izy hoe manao ahoana ny zipony ohatra ka raha somary fohy le izy.. de valiako @ le endrika mivantana hoe .. euh.. raha ny fijeriko azy an.. izy aloha tsy lava e.... tandremo manao stringy ao ambaniny sao manahy katsaka any raha tsy mahay mipetraka an! dia izy no maka ny decision-ny eo
7. belakely
(
03/03/2009 01:25)
ari.< ny tsara sy ny ratsy relatif be ......
sarotra ny mamaly ilay fanontaniana, tonga amin'ny hoe arakaraka ny angle ijerenao azy io.
Ohatra misy antsy anankiray: raha itetehanao gâteau iny dia tsara, fa raha iny antsy iny ihany hamonoanao olona dia ratsy indray amin'izay fotoana izay.
Raha momba ilay miteny namana akaiky indray mety hoe mangina izy eo fa any am-pony marary ihany..........
Dia izay!!

8. ari.malala
(
03/03/2009 05:31)
na koa hitako hoe miandry kompliman mafy le oul de somary otra mamorona zany ndraindrai pour lui faire plaisird nefa ts d tiko le hoe pour faire plaisir ra zà manokana fa manjary otran metsaravelatsihy :-P (mifandray @ le masika hono e? :-P)
9. xxx
(
03/03/2009 08:39)
ny ten loza de raha tezitr le olon notenennn ! fa ts afak mamùaly az tson tson ar.malala fa ts miaritr ze sitrapony eo ! indrindra ka samy mipetrak nareo fa tsy mandal na mb ao antran! oziz oe: anao ngah io ! zao no tiak ka in ny olan amnao ! mialona anga(io no matetika tonga de phrase manindrona be) sa ts mahavidy
10. ari.malala
(
03/03/2009 11:05)
xxx, tsy misy azoko ze tinao tenenina! mba avereno soratana hoe azafady fa tsy misy limite de caractère otran'ny any @ sms anie ny eto am internet e! azafady indrindra!
11. ni81
(
03/03/2009 11:41)
xxx, tsy misy azoko ze tinao tenenina! mba avereno soratana hoe azafady fa tsy misy limite de caractère otran'ny any @ sms anie ny eto am internet e! azafady indrindra!:-D :-D :-D :-D kamo izy hanoratra lava be angamba e
13. fahamarinana
(
04/03/2009 13:31)
:arrow: raikitra ndray izy roa raha tsisy ny sampona amin'ilay vanitika.. :wink: (l)
14. ni81
(
04/03/2009 13:51)
raikitra ndray izy roa raha tsisy ny sampona amin'ilay vanitika..:°) :°) andao ary hiara hivanitika e :^)
15. ari.malala
(
05/03/2009 06:22)
fahamarinana:
:arrow: raikitra ndray izy roa raha tsisy ny sampona amin'ilay vanitika.. :wink: (l)
:-D :-D :-D ko in aza no hatao e :-D :-D ndao mba iaraka aminay akia a! ;)