Ny rano raraka hono tsy azo raofina intsony...
1. naughtyboy
(
27/02/2009 07:09)
soa lavo hahay mamindra,inona no lesona lehibe tokony notsoahina isaky ny misy ireny korontana teo @ tantarany M.kara
Amiko manokana dia tsotra no ijereko azy,Ireo mpanao politika nifandimby fahefana nalaina taminkery dia niala taminkery @ izy ireo izany,ny familiviliana ny safidimbahoaka sy fanamparampahefana natao t@ vahoaka dia notsipahin\'izy ireo ihany koa satria tsy namaly ny hetahetany .Tsy ny mpanao politika rehetra akory no ratsy fa ireo manao ampihimamba sy ireo nitsipaka ny lakana nitàna ary tsy nahatanteraka ny lokaloka sy fanamby nampanatenainy.Tsy misy akory ny tanteraka fa ny ezaka @ bainga voavadika ihany no itsaràna ny rehetra,na dia samy ampiasa ny fahefàna @ ho aviny aza ireo mpanao politika rehetra dia tsy azo adino ny FANASOAVANA ny mpiray tanindrazana sy ny FITIAVANTANINDRAZANA ireo no ambony indrindra na firenena aiza na aiza ,io no tsy hita mihintsy t@ ity fitondrana jadona i babakoto le8 ity,vola tsy toko tsy forohana no efa nangatahiny anohanana ity MAP ity nefa dia singaniko eto ireto fenitry ny fampandrosoana ny fiainampirenena natao ankilabao ireto raha milaza tena izy fa masina sy tia tanindrazana
-Fampiroboroboana ny zo ny mpiray tanindrazana sy fanabeazamboho ny satany izay voarakitry ny andalana @ lalàna iraisampirenena erantany
Déclaration universelle des droits de l\'homme de 1948(ONU)
« Art. 22 — Toute personne [...] a droit à la sécurité sociale ; elle est fondée à obtenir la satisfaction des droits économiques, sociaux et culturels indispensables à sa dignité et au libre développement de sa personnalité [...].
Art. 23 — Toute personne a droit au travail, au libre choix de son travail, à des conditions équitables et satisfaisantes de travail et à la protection contre le chômage.[...]
Art. 24 — Toute personne a droit au repos et aux loisirs et notamment à une limitation raisonnable de la durée du travail et à des congés payés périodiques.
Art. 25 — Toute personne a droit à un niveau de vie suffisant pour assurer sa santé, son bien-être et ceux de sa famille, notamment pour l\'alimentation, l\'habillement, le logement, les soins médicaux ainsi que pour les services sociaux nécessaires ; elle a droit à la sécurité en cas de chômage, de maladie, d\'invalidité, de veuvage, de vieillesse ou dans les autres cas de perte de ses moyens de subsistance par suite de circonstances indépendantes de sa volonté. [...]
Art. 26 — Toute personne a droit à l\'éducation. [...] L\'éducation doit viser au plein épanouissement de la personnalité humaine et au renforcement du respect des droits de l\'homme et des libertés fondamentales. Elle doit favoriser la compréhension, la tolérance et l\'amitié entre toutes les nations et tous les groupes raciaux ou religieux, ainsi que le développement des activités des Nations unies pour le maintien de la paix.
Art. 27 — Toute personne a le droit de prendre part librement à la vie culturelle de la communauté, de jouir des arts et de participer au progrès scientifique et aux bienfaits qui en résultent. »
Ao ambadika ao ny lahatsoratra tatitry ny ONUD milaza ny marina momba antsika sy vokadratsiny ty anarchie ataony le8 ty,ka raha misy marina ny zv mivaingana tonga tany @ vahoaka nataony fitondrana dia tsy ho tonga @ izany isika ,efa ho lava fa alohany andraisany sasany fitenenana dia tsipihiko kely fa
Raha ny Indice de Developpement Humain no arahimaso akaiky dia mahazo ny laharana maldeveloppé isika nandritra ny fitondrany le8
-la santé /longévité (mesurées par l\'espérance de vie à la naissance), qui permet de mesurer indirectement la satisfaction des besoins matériels essentiels tels que l\'accès à une alimentation saine, à l\'eau potable, à un logement décent, à une bonne hygiène et aux soins médicaux
(zao aza moa raha marary ka tsisy vola eny @ hopitaly de matimaty foana ,ka na hiasa tahaka ny inona azany vahoaka aiza daholo ireny hetra natao hikarakarana ny fahasalamany sy fampidirandrano sns aiza ny andraikitry ny fitondrana satria...nangalariny le8)
-le savoir ou niveau d\'éducation. Il est mesuré par le taux d\'alphabétisation des adultes (pourcentage des 15 ans et plus sachant écrire et comprendre aisément un texte court et simple traitant de la vie quotidienne) et le taux brut de scolarisation (mesure combinée des taux pour le primaire, le secondaire et le supérieur). Il traduit la satisfaction des besoins immatériels tels que la capacité à participer aux prises de décision sur le lieu de travail ou dans la société
(2/3 ny mponina dia tantsaha firifiry no tafiditry ny sekoly @ ireny firaisana ireny...ary ny rafitra fanomanana asa anreo izay tsy nahavita fianarana lavitra,faritra firy no voakasiky izany...)
-le niveau de vie (logarithme du produit intérieur brut par habitant en parité de pouvoir d\'achat), afin d\'englober les éléments de la qualité de vie qui ne sont pas décrits par les deux premiers indices tels que la mobilité ou l\'accès à la culture.
Ao anatiny krizy efa ela tsy nahaloa trosa M.kara(recession économique)nefa dia tsy mitsaharatra midangana ny vidimpiainana ary mihena ny fahefamividy ,aiza no tsy hitroatra ny vahoaka ? tsy mbo manana na kely aza solution developement durable fa mindrambola mody atao @ anarany MAP de akepoka
i le8 sy ny fitondrany
Ny vahaolana iray na lany t@ fifidianana inona na n\'inona dia ny impeachment i l8 sy ny fitondrany tsisy hatakandro dia hihahihena ny fahavalo mpambotry no no oh. ireo mpanararaotra fahefana izany,aradalàna izany sy rariny eo anatrehany fanjakana rehefa tsy nahavita sy nararaotra ny andraikitra notazominy

répondu par tanymasina le 27/02/2009 12:13
2. Andribe
(
27/02/2009 07:45)
pfiuuuuu demagozia lava beeeeeeeeeeeeeeeeee lasa teny fasika ka tsy manaradriaka le izy no hiafarany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. fetrakens
(
27/02/2009 08:10)
Samy manana ny fahadisoany avy na mpitondra na ny mpanohitra ka aza mitsikera be fahatany na diso safidy amboalohany fa NY TENY ALATSAKA KOA NGEH KA MAMPIDI-DOZA E!
4. cocorie
(
27/02/2009 08:28)
tonga d fintino ny hevitra fa ny fotoana hamakiana ity sarobidy, wawawawa b
5. andrywui
(
27/02/2009 11:21)
Vakio miadana cocorie ah , vita iany io rehefa hariva ny andro fa tsy mis ts vita zany ha ha ha
6. tanymasina
(
27/02/2009 12:13)
Tsy mifampiraharaha Atoa Andry Rajoelina
Manaiky ny zavatra mitombina entin’ny andaniny Andriamatoa Andry Rajoelina rehefa eo amin’ny fifampiraharahàna.
Hoy ny tatitra : “Naneho ny fahavononany sy fankatoavany ireo tolokevitra efatra [natolotry ny Filoha Ravalomanana] Andriamatoa Andry Rajoelina ho fitsinjovana ny tombontsoampirenena… Nitohy ny dinika ka tonga teo amin’ny fanekena hanamafisana ny fandriampahalemana sy ny fiarovana ny olona sy ny fananany ka ao anatin’izany ny fampiharana ny lalàna velona”.
Nekeny tsara izany ny loha-hevitra faha-4 izay azony nararaotina nametrahana ny DEMÔKRASIA nampanantenainy ny vahoaka : falalahana amin’ny fitenenana ho an’ny rehetra, falalahana amin’ny fanehoan-kevitra ho an’ny mpanohitra, fifaninanana malalaka amin’ny fandraharahàna, mangarahara amin’ny fitantanana ny vola sy ny fananam-panjakàna, fitondràna tetezamita, fialàn-dRavalomanana, sns.
Tsy ireo anefa no nentiny nifampiraharaha fa « fangatahana » 4 izay novalian’ny Filoha Ravalomanana tsara, araka ny foto-kevitra efa nifanarahana etsy aloha.
Mitsoa-teny
Rehefa avy nanaiky an’ireo Andriamatoa Andry Rajoelina dia niantso mpanao gazety ary nilaza fa tsy nivonona hifampiraharaha momba ny « fitakiam-bahoaka » mihitsy ny andaniny fa ny Firaisambe Afrikanina sy MAP no natao anton-dresaka tao.
Vokatr’io izy namadi-dresaka io dia tsy navelan’ny mpanelanelana nanao fanambaràna intsony ny mpiara-midinika taorian’izay.
Ankoatr’izany dia natao ho azy mirahalahy mianaka ihany aloha ny dingana fifampiraharahàna hatreo. Avy eo vao hiampita amin’ny solontenany. Rehefa hiditra amin’ny dingana manaraka anefa tamin’ny 25 fevrie dia nentin’Atoa Andry Rajoelina teny avokoa ireo mpiara-miasa aminy eo anivon’ny Kaominina Antananarivo, izay tsy solontenany amin’ny fifampiraharahàna akory.