ENQUETE ZAY MAHAY: VOLA AVY AIZA NY NIVIDIANANA NY VIVA ?

1. nyavo2000 ( 26/02/2009 08:14)
-efa mba nisy NANADIHADY MARINA ve hoe :"vola n'iza ary avy aiza no NIVIDIANANA ny RTV RAVINALA taloha ho lasa VIVA amin'izao fotoana izao?
-Sa Atoa RATSIRAHONANA no nanome ny fananany tamin'ny vidiny MORA B, mba HANOMANANA FANONGANAM-PANJAKANA?
-Raha vaovao mikasika an'io dia EFA ELA no NANOMANANA izao FANONGANAM-PANJAKANA izao, ary ny FIVIDIANANA io CHAINE RAVINALA io ho VIVA no tena anisan'ny NANDANY VOLA BE INDRINDRA (INVESTISSEMENT) satria ny COMMUNICATION de MBS no KENDRENA HOPOTEHANA mialoha ny zavatra rehetra izay nampahalahelo fa niaraka tamin'ny RTM izany FAHAPOTEHANA IZANY!

TANTERAKA IZY ITY!!!!! fa mba FANTATRY NY VAHOAKA VE IZANY????
Ary ANKASITRAHANY VE? na dia ny FAHAPOTEHAN'NY RNM sy TVM fotsiny aza?
-TSY MINO IZANY NY TENANAY!!!
répondu par abcdefg le 26/02/2009 21:30
2. xxx ( 26/02/2009 08:52)
Elah mitantara an'izany rehetra zany ary manoratra oe TSY MINO IZANY NY TENANAY koa iza no tadiavin'la hino an'izany angano tantarain'lah zany :?: :twisted:
3. ratavao ( 26/02/2009 09:36)
Rehefa tsy mahita ho lazaina intsony de mahaiza mipetraka e, fa aza mamorona angano tsy aman'orana eo!
4. tsiafoi1 ( 26/02/2009 09:47)
Ny niavian'ny vola aloa de tsy haiko????

Fa le ketrika fanonganam-panjakana indray de vao nianga tany ny élection Maire de efa tonga de fantatro hoe tafajabaka Antananarivo fa sendra ny kakanjila tanora bogosy besosy, ka avy de nanaikitra ny trondro vombotany rehetra. Zao koa moa no alehany rehefa "Taitra ny Akanga tsara soratra ka manary ny akoho taman-trano". Diso "Fatra-pifidy loatra ka Sendra ny ampelan-dohaliny". Terrosiste ity no iraisan-trano.

Raha mbola tsy hendry @'izao koa de tsy haiko intsony!

5. ralalaina ( 26/02/2009 10:07)
rehefa diso manao didy jadona tsy maintsy haongana e!,ny olona mitaky ampilaminana ve ny terroriste sa ny mpangalatra sy mpamono olona,mba saino hoa fa aza de donto be loatra hoatra io
6. cocorie ( 26/02/2009 11:14)
Fa enao io ambony io moa mihevitra fa milay be andry rajoelina an, mbola vao maire aza d mizivozivo maika ho filoha.
7. xxx ( 26/02/2009 11:23)
Iza moa no mahalala izany fa hatreto aloha dia ny loko \"orange\" no hitantsika rehetra ary fantr\'isika koa fa ao anatin\'ny \"frace telecom\" io ary frantsy miaraka @ chirac no tompony ka asa??? Tsy \"AFFIRMATION \" io fa eritreritra. Izany hoe tsy manasoketa an\'iza n\'iza aho.
Ny fanamarihana iray tiako atao koa dia tsy mikasika viva loaytra fa efa hita aloha ry zareo fa tsy mahay ny asany fa be fo tsy misy fisainana fotsiny sady manao loham-boto. Maninona no miovaova hevitra foana i Andry TGV fa tsy manana hevitra matotra? Maninona no toa \"surprise\" daholo ny zavatra ataony? Izany ve no hitondrana firenena? maninona no tsy miteny ireo jeneraly miaraka aminy t@ momba ilay sabotsy nisy tifitra iny fa efa fantany hoe tsy maintsy mitifitra ireo na iza na iza mpitondra eo fa tsy miankina à mpitondra izany fa asa toa ny asa rehetra, miaro ny toerana toa ireny no asany. Ary koa na aiza na aiza ianao mitady hiditra tsy misy fahazoan-dalana manokana à ireny toerana voafaritra ho mena ireny dia tsy maintsy tifitra no valiny.
tsy hoe momba an-dRavalomanana aho fa mahita aho hoe misy zavatra ataony betsaka ihany tokony ovany fa na izany aza dia io aloha no nahavita be indrindra à ilay \"CONTINUITE DE L\'ETAT\" izay zavatra tsy hain\'ny gasy akory angamab ny fisiany sy ny momba azy fa dia mino izay lainga rehetra afafy aminy fotsiny. (lalana, sekoly, hopotaly, kara-panondro, acte de naissance, birao fokontany, fambolena,rano fisotro,..?).
manaiky aho hoe mbola misy tsy vitany fa ny an\'y TGV ve mba nisy efa voavahany ny olana rehetra mmisy eto an-toerana? Aiza ilay toerana hivarotan\'ireo tsy an\'as avy à \"zone franche\" nolazainy fa efa ato ho ato t@ izany toa tsy mbola misy fofony akory. Sy ny hafa maro tsy voatanisa momba ireto manangana azy ireto ka manao azy ho toy ny\" PANTIN\" fotsiny ihany. Vola ve no anaovana izany ny tanin-drazana? Dia ho aiza avy eo sa hilevi-mbelona?
8. caprio ( 26/02/2009 11:47)
xxx:enao milaza we,tsy momba an-dRavalo za matoa miteny izany,ka hoy aho we elao io fitenenana io fa fika efa antitra be io,ary betsaka mintsy ny mampiasa an'io teny io eto mba hilazana fa marina ny lazainy,de ny sasany koa milaza we:tsy momba an'i TGV za matoa miteny zany,fa na enao pomba na enao mpanohitra fa aza mampiasa anio fitenenana io fa tsy misy kely saina akory eto,fa ny fomba fitenenana dia efa amatarana izay ombanao na TIM na TGV,ary rehefa tsy pomba ny atsy sy ny aroa tahaka anay dia mangina fotsiny
9. rangorivao69 ( 26/02/2009 12:56)
capricio>diso be ny fisainam-botonelah ,zay maneho hevitra eto leity tsy voatery TIM na TGV ry vendrana

:-D :-D :-D
10. xxx ( 26/02/2009 12:58)
rangorivendrana mba misaina letsy fa efa mba lehilahy lehibe fotsy volomp...io a rangorivendrana
11. tequila ( 26/02/2009 13:55)
Ry Malagasy mpiray tanindrazana,

Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka fara-mandimby.

Misaotra mialoha amin'ny fandraisanao anjara mavitrika.

Le non que la non-violence oppose à la violence est un non de résistance.
La non-violence est certes abstention, mais cette abstention exige elle-même l'action.
Jean-Marie Muller

http://www.PetitionOnline.com/MIJORO/petition.html

Faites passer pour prendre part à la reconstruction de Madagascar

pour que nous ne vivions plus sept ans de malheur!!

Merci :-*
12. rangorivao69 ( 26/02/2009 13:57)
aza entimpo ianao andrywui ,misehoa fa misarimbavy xxx io ka za leity mety dadanelah zany ,t@ le mamanelah nopehako iny zany te teraka elah ,teraka tsisy taratasy ,miala tsiny aho ry zanako raha ratsy taiza enao :-D :-D :-D
13. cocorie ( 26/02/2009 14:51)
tsy mahazaka zay milaza fa tsy nampandroso ra8 e! lazao fa vendrana dôly ny ol rehetra manohana andra8 e! l'isany ireo tena donto faisana tsy mahazaka ezaka fampandrosoana, tsy mahatanty ny ahita ra8 itaingina force one,sy nampiditra sommet, etsetra..., nefa tsy hita n'lisany hoe nankaiza ny migy mpanao défil am 26 daholo tsy mahita an'izany tsony ny ankizy tato aorina satria namidy dôly ireny.
Amboary ny saina hoe NAMIDY NY MIGY REHETRA TALO mba AHAZOANA FORCE ONE
14. TEGEVE ( 26/02/2009 15:31)
efa manamboatra saina izahay ato @ foibe,efa manambitamby ny Filoham-pirenena Marc RAVALOMANANA, efa mikahon-doha isan'andro aman'alina ,tsy hitananay intsony ny hevitra (l) (l)
15. abcdefg ( 26/02/2009 21:30)
Depuis le début de la crise, les média ont toujours relaté prioritairement les actions et revendications d’Andry Rajoelina, jusqu’à dénigrer le Président Marc Ravalomanana uniquement sur la seule parole de Rajoelina sans
évoquer aux auditeurs et téléspectateurs les réalisations du Président Marc Ravalomanana pour Madagascar.

En effet, aucun média n’a relevé que Marc Ravalomanana a fait construire plus de 6000 km de routes entièrement goudronnées et résistantes aux pluies diluviennes (une première dans le pays) pour relier les principales villes du pays, améliorant ainsi les échanges commerciaux et l’acheminement des productions agricoles et industrielles.

Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a modernisé le système de santé en profondeur, en ouvrant des centres de soins dans tout le pays, et en luttant efficacement contre le SIDA et le paludisme.

Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a ouvert nombre d’écoles dans tout le pays pour assurer la scolarité au moins jusqu’à la fin du primaire de tous les enfants en âge d’aller à l’école, et 78 % au collège (jusqu’en 2002, moins de la moitié des élèves poursuivaient au collège), en leur fournissant du matériel scolaire, puis en leur enseignant l’anglais dès le plus jeune âge.

Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a modernisé l’agriculture en généralisant la production intensive de riz et en éliminant la spéculation, permettant à Madagascar d’atteindre l’autosuffisance en riz, une première depuis 1971. Madagascar est ainsi le seul pays au monde où le prix du riz à la consommation a baissé au moment où les prix des céréales ont augmenté partout ailleurs.

Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a fait de la lutte contre la corruption son grand cheval de bataille, à travers le Bureau Indépendant Anti-Corruption (BIANCO) créé en partenariat avec les institutions internationales. Aucun média n’a relevé que cette lutte a permis aux producteurs d’écouler leurs marchandises dans un marché sécurisé, à l’abri des collecteurs véreux qui sévissaient sous Didier Ratsiraka depuis 1975.

Aucun média n’a relevé que Ravalomanana, pour son second mandat, a mis en place le Madagascar Action Plan (MAP), afin de poursuivre et pérenniser le développement économique et social de Madagascar amorcé durant son premier mandat.

Et si les média ont parlé de l’ouverture de Madagascar aux investisseurs étrangers pour l’exploitation minière, le tourisme, les télécommunications, ils ont dénigré Ravalomanana comme «un commerçant qui vend son pays aux étrangers», alors qu’au contraire, Ravalomanana a toujours fait en sorte que Madagascar bénéficie de sa part du gâteau. Par exemple, Ravalomanana a négocié l’emploi de travailleurs malgaches au complexe minier de nickel d’Ambatovy, un projet mené par le Canadien Sherritt.

La critique par les média francophones de cette ouverture à l’international, et des mesures économiques de Ravalomanana en général, trouve son véritable fondement dans la remise en cause des positions économiques
françaises lors de la mise en concurrence des marchés. Par exemple, la privatisation de l’opérateur économique national de télécommunications TelMa a échappé à France Télécom, tout comme la gérance de l’entreprise
nationale d’électricité et d’eau, la JiRaMa, échue à des gérants allemands plutôt qu’EDF.

Pourtant, cette gérance entièrement nouvelle, inconnue des dirigeants précédents, a fait ses preuves : le Fonds monétaire international, la Banque mondiale, l’Union Africaine, l’Organisation des Nations Unies, l’Union
européenne, toutes les organisations internationales reconnaissent à Marc Ravalomanana le sens de la transparence, le souci de la sécurisation des investissements et la volonté de développer Madagascar.

Marc Ravalomanana est le seul homme qui ait PROUVÉ, par ses actions, qu’il veut construire Madagascar.

Au contraire, tout ce qu’Andry Rajoelina a prouvé, n’est que destruction. Et c’est cela que la France soutient et commande à ses média de soutenir, préparant ainsi l’opinion publique française… mais à quoi donc ?

miala tsiny fa teny vazaha ty,tsy vita ny namadika teny gasy fa misy afaka maneho eto ve ny vitan'iandry tgv rajoelina?misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486