KAY ZANY FANAOVAN SESIK'ADALA NY HEVITRA ATO LE

1. xxx ( 25/02/2009 22:03)
MANINONA ARY RA MBA AVELA HO VITA TSARA SY AFAPO ALOHA AMIN'NY HEVITRA IRAY VAO MBA ALEFA NDRAY NY IRAY FA DE SESIK'ONDANA !! SY SAOSISIN' AMBODIMITA ITY KA ZE LANY TALOHA NO TSY MASISO APITSO !!




AZA ASIANA HEVITRA TSETSATSETSA FOTSINY
répondu par xxx le 26/02/2009 12:53
2. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:14)
ra xxx ale aho mba ho eto hiandry anRangorivao69 eto zany fa eto mba malalaka tsara afaka hipetrapetrahana fa nareo tsinona tsy tia valiana
3. andrywui ( 25/02/2009 22:45)
salut lets Ral... ! Aleo ah les ral... mba hipetrapetrak hiarak amlah eto ah !! de aon le !! ary iza no andrasanlah eto ?? ndana les elah mande any fa ts te ahit ompa be sy karavasy sy tafondro hamely anlah eto aho a !! kozy ane zan ral... e!! mipitsia moramora teo elah fa ho fatifaty foan eo any elah e! olona efa romotr be no hovatanlah eo fa de mlaza ah zay ! ndana fa refa mlamndam ny tanana de signaleko eo fon elà e !!!!!
4. ralalaina ( 25/02/2009 22:53)
fa ahoana ty fika ny ela lty ry andryw,kobo be hoe ela daholo ilay ps bobaka be
5. xxx ( 25/02/2009 22:57)
Atao on zan ze ahalagy be an rangorivao d hikorontn am band at lery e, f rangorivao ko ane zao las nifampitiftr amndra- tafondro e, nef akamann nlery ian ra tafondr , fa ralalaina zan sis n ts mbl nifamptad amleri e =D> =D> =D> =D> =D>
6. rangorivao69 ( 26/02/2009 00:42)
raouioui> efa mitsoka elah fa tsy makaiza eo e!miafina xxx sisa le tary kely klé,mifhaza @ zay lesy fa ampy zay ny volambooudy azonelah :-D :-D :-D
7. yuka ( 26/02/2009 06:22)
zao no atao hoe SESIKIDOROPAMBA :°) :-P :-D :-D
8. xxx ( 26/02/2009 12:53)
Ela rangorivao tsisy atoko elà fa kely endaka be vava fotsiny a, teneno mamanlà aloha hanosotra menaka tsara ndripandé ny lohamaleminlà fa tsy mbola tena mikatona tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2203