Malagasy mifanaja

1. raNeo ( 25/02/2009 15:26)
Aleo kosa aloha mba hajaina ilay dinika ambony latabatra fa dia ho gidragidra lava zao ve, ohatra le hoe le fandrangitana @ haino aman-jery fa ny forum toy izao koa ange mba tena betsaka ny mpandrangitra e, sady ato daolo ry zareo no mifatratra na dia andron'ny Demokrasia aza dia tsy tokony atao loatra izany.
répondu par xxx le 26/02/2009 15:37
2. rangorivao69 ( 25/02/2009 15:38)
hajao ny tenanao mba hanajan'olona anao,vendrano ny tenanao mba hivedranan'olona anao ,tgvendrana :-D :-D :-D
3. nyavo2000 ( 25/02/2009 15:55)
Tsy mila dinika raha ny tokony ho izy fa ny fanetre-tenan-DR8 no mbola mampanaiky azy hanao fifampdinihina miaraka @ FFKM.

I Andry efa eo andalam-pisamborana raha ny tena izy
4. xxx ( 26/02/2009 15:37)
Ravalomanana nitifitra olona amanjatony no efa dinihin'ny Firenena mikambana ny hisamborana azy ko Andry hosamborina ahoana ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.099