Novonoin'i andry TGV ny havanay. Ho azonay izy

1. andrywai ( 25/02/2009 14:32)
Ny fantatray dia ny TGV tia hiseho ho haingampandeha no nitarika ny havanay ho faty tetsy sy teroa. Izao ny fandraisana tànana an-dRa8 no ataony. Tsy aleo koa aseho anay hoe mifandom-bera sy mifanoroka sahalan'i Ratsivalaka sy ny PDS Guy Rivo. Norohana nefa hafa ny resaka. Tsy miantehitra amin'ny TGV sy ny forongony intsony izahay vahoaka 13 mai tonga saina.
répondu par rangorivao69 le 25/02/2009 23:46
2. Noue ( 25/02/2009 14:35)
dia ity ny valiny azoko lazaina anao eee !!

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img408.imageshack.us/img408/6696/soronaa5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img408/soronaa5.jpg/1/][IMG]http://img408.imageshack.us/img408/soronaa5.jpg/1/w226.png[/IMG][/URL]
3. penguin ( 25/02/2009 14:35)
Hafakely indray ity fa mba voa ny mpanao pengiun. Tsara fa tonga saina ny olona. Efa lazainay fa TGVendrana mbola mahavoa anareo ihany. Ny ara-dàlana ihany fa soloana izy @ 2012. Mamangy @'ny fahoriana aloha.
4. Noue ( 25/02/2009 14:44)
dia mamangy ny fahoriana aloha zany eee ! dia enganie ka ny rehetra no ho tonga saina fa efa hivari-kady io tgvendrana io eee!!
5. rangorivao69 ( 25/02/2009 15:06)
zany marina le hoe aza mba vendrana ihany
slt lesy penguin,
Noue,any an-kady no hiaearan'reo é

:D
6. xxx ( 25/02/2009 19:21)
Ny fantatray dia ny TGV tia hiseho ho haingampandeha no nitarika ny havanay ho faty tetsy sy teroa. Izao ny fandraisana tànana an-dRa8 no ataony. Tsy aleo koa aseho anay hoe mifandom-bera sy mifanoroka sahalan'i Ratsivalaka sy ny PDS Guy Rivo. Norohana nefa hafa ny resaka. Tsy miantehitra amin'ny TGV sy ny forongony intsony izahay vahoaka 13 mai tonga saina.





na ny mieritreritra anao oe tsy izy koa aza fa fosika dia manala-baraka ny TIM mihitsy satria ampahamarinana no tarigetran'ny Fampandrosoana
7. xxx ( 25/02/2009 19:22)
Ninann fatiny andrywai fa bedy
8. Andribe ( 25/02/2009 20:27)
nisy nanala ny lalamby =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. fijo ( 25/02/2009 22:06)
ary ny silipony?
10. andrywui ( 25/02/2009 23:05)
Zay bedy otrizay mitsy ny ahy no tsy anaovako fosifosika zany fa za foana anefa mahagaga no voateny oe manao anle izy !! de mahagaga tokoa ane fa de vao misy olona fosika tonga eo de i andrywui io ny fomba fanoratrany io ! nefa de za eo akaiky miara manoratra eo de za iany no voateny !
11. rangorivao69 ( 25/02/2009 23:46)
raouioui> na hivadika paiso leity elah ry vendran-dahy ty ho aiza eo é ,ary aza manamarin-tena pouur ty :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.056