DISO TANTERAKA NY FFKM
1. rabingogilabanga
(
25/02/2009 12:06)
Tsorina avy hatrany fa tsy ny eglizy, fa ny mptarika FFKM no tiana holazaina.
1)Alalana avy aza moa no ahasahian'izy ireo miteny @ alalan'ny Kristianina Malagasy, ka hamory ny mpifanadrina TGV sy RAVALO
Ary ny adventista, ny assemblée de dieu, ny FAAK, ny Apokalipsa, raha tsy hiteny afa-tsy ireo, satria ao koa ny Temoin de Jehovah sy ny hafa, firy isanjaton'ny malagasy izy ireo, raha mitaha @ FFKM.
Resaka politika no resahina, resaka representativité no mibaiko, aleo inviter-na koa ny hafa.
Ny hoe sekta indray, dia tadidio fa tsy nanana prezida na vice-prezida ahiana ho namono olona (marina na tsy marina asa!?) au moins ireo eglizy ireo.
Kristy irery ihany no mahay ny egliziny
[/b]
[b]2)Tsy izay contre RAVALO akory dia PRO-TGV
Tonga teny @ 13 Mai ny olona satria mitady fiovana, contre ny malgachisation, contre ny DAEWOO, contre ny monopole @ business, fatsy mbola nisy niteny akory fa hoe pour TGV
3)Tsy izay contre TGV akory dia pro-RAVALO
Tonga teny mahamasina ny olona satria leo fikatsoan'ny administration (misy ny nahita asa, na afaka t@ concour fa dia bloqué nohon'ny grevy), leo fandrobana, , tsy tia hiadiady intsony, fa tsy mbola nisy nilaza hoe pro-RAVALO teo.
4)Betsaka ny tsy nilahatra sady tsy teny mahamasina no tsy teo @ 13 Mai
Ireto ireo lazaina fa leo politika, saingy kosa maniry mba ho matotra sy maharitra ny vahaolana ho raisina
Fantatra fa presque tout le 10 ans misy foana ny fanonganana eto Madagasikara, mba tsy hiverenan'izany intsony dia tsotra,
UNE FOIS POUR TOUTE ANTSOY NY HERY REHETRA MISY ETO MADAGASIKARA, TSY MISY ATAO ANKILABAO; NA TIM, NA TGV, NA CRN, NA DIASPORA, NA NY HAFA KOA
FA RAHA TSY IZANY DIA TEFY MAIKA NY An'i FFKM (ny Mpitarika izany), ka HO SANATRIA IZY IREO NO HOLAZAINA HO ANISAN'NY TOMPONANDRAIKITRA @ fiverenan'ny korontana dans 7 ans, 10 ans, 20 ans, asa....
Matoky ny fahendrenareo FFKM ny VAHOAKA tompoko

répondu par TEGEVE le 26/02/2009 00:55
2. salopard
(
25/02/2009 12:27)
Ny ahy ny fidiran'izy ireo @ politika no tsy voako
mandoto tanteraka ny fiangonana , sa....?
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff...

3. essera
(
25/02/2009 12:31)
Slt zalah,
Amiko ny fandraisany anjara d bonne initiative, SAINGY ny ahy indray matahotra mafy aho fa hainareo ve ilay hierarchie hoe :
Qui est le président de la FJKM.
Qui est le vice-président de la FJKM.
D iza ary no lehibe noho ny vice président sa ny président.
:roll: :-D

4. xxx
(
25/02/2009 12:33)
Matoky ny fahendrenareo FFKM ny VAHOAKA tompoko
enao anga rabingo no solotenan'ny vahoaka eto?
7. rangorivao69
(
25/02/2009 13:13)
rambanga>aza manonona ny anaram-bahoaka elah raha mbola rajako loha :-D :-D :-D
8. essera
(
25/02/2009 13:32)
Ary tsy nisy nahavaly le hoe :
IZA NO LEHIBE :
PRESIDENT sa VICE PRESIDENT.
Tena raha bandy nibôsy be d tonga d tsy afaka fanadinana amin'io fa tandremo a. ra.va.lo. ange no vice-prez n ny f.j.k.m.
Sarotra be ihany le lojikan-javatra.

9. rangorivao69
(
25/02/2009 13:54)
essory> zay leity tsy mahalala langugz rajako a,tena no pianatry rajako loha :-D :-D :-D
10. Noue
(
25/02/2009 14:15)
rabingogilabanga:aryny bingo sy banga ve hono mba hendry eee ???
Matoky ny fahendrenareo FFKM ny VAHOAKA tompoko
=)) =)) =)) =)) =)) =))
11. rangorivao69
(
25/02/2009 14:55)
Noue>efa mihahendry nedala io fa voaredressé tsara,hotran'ireny rajako ] cirque reny =)) =)) =))
12. nyavo2000
(
25/02/2009 15:43)
- Ny ahy indray ohatran'ny tsy matiko lolo ny hevitr'i ODON RAzaNAKOLONA,
ny SEFAFI sy ny sehatra misy fofona Katolika ( tsy ny église akory f'izay misy tandindon'i Odon) dia mivoy Transition ...hanerena ankolaka and-R8.
Soa ihany fa nialan-DR8 pà androany

Noue:
rabingogilabanga:aryny bingo sy banga ve hono mba hendry eee ???
Matoky ny fahendrenareo FFKM ny VAHOAKA tompoko
=)) =)) =)) =)) =)) =))
14. xxx
(
25/02/2009 16:39)
Ô Rabiloganga sy ny akama rehetra a! efa voalazandrabilo eny ambony ny antony , fa raha @ fandehany anie de zao e! ny secte de natao ankilabao hatrizay ka hatraminzao e! mitovy @ ny any Frantsa e ! zay firenena katolika e! ary dia manamafy izany koa ny fjkm sy ireo fiangonana telo hafa eto @n fanaovana ankilabao ny hafa e! ary ny soratra masina aza milaza fa ny ataon'ilay teo aloha ihany no ataon'ilay faharoa ka tsy mahagaga zany fa aza matahotra fa ho avy ny hiboridanandreo fa ho rentany ho rendanitra izany ny teo aloha tiako lazaina de anjaranareo no mamantatra hoe iza no nilaza fa izy no voalohany
15. rabingogilabanga
(
25/02/2009 19:53)
- Ny ahy indray ohatran'ny tsy matiko lolo ny hevitr'i ODON RAzaNAKOLONA,
ny SEFAFI sy ny sehatra misy fofona Katolika ( tsy ny église akory f'izay misy tandindon'i Odon) dia mivoy Transition ...hanerena ankolaka and-R8.
Soa ihany fa nialan-DR8 pà androany
fahendrena feno tanteraka ny an'ny RAZANAKOLONA ODON, Izany marina ka zanak'olona:
ny hoe TRANSITION dia tsotra:
-mitondra ny TIM
-Mitondra ny TGV
-Mitondra ny hery HAFA tsy tafiditra tao
Mazava fa tsy hisy valifaty na TIM, na TGV, na ny HAFA
Ny marimarina kokoa dia milaza ny FFKM hoe: omenay ny politika sy ny miaramila ary ny vahoaka ny sehatra, fa dia misitaka ny fiangonana.
I ravalo izay tsy manaja fotoana sy tsy manaja ray amandreny, na ny zanaka na ny paix social @ negociation? FA NILAOZANY NANDEHA nitety faritany no tena mila mandini-tena.
16. TEGEVE
(
26/02/2009 00:55)
anaka rabigogilabanga isika raha mitady ny marimaritra iraisana dia tsy tokony mandefa reflexion ny handinihan'i R8 tena sahady (l) (l)