mitady solfa "HOSANA"
1. rnirinasoa
(
25/02/2009 06:37)
mba mitady ny solfan'ilay hira hoe "Ary ny vahoaka izay nialoha azy .....
répondu par s.aina le 20/02/2014 12:13
2. Lejoba
(
27/02/2009 18:25)
Ilay hira ve hoe : Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah.... Hosana eh Hosana... Hosana @ avo indrindra"
Ilay fanao @ Paka iny?
Misy dinika manokana fangatahana solfa koa ato sao vetivety kokoa
Ilay fanao @ Paka iny?
Misy dinika manokana fangatahana solfa koa ato sao vetivety kokoa
3. lembelo
(
02/03/2009 22:39)
Efa nahita ve hianao ? Midira atsy @ resaka manokana sola/Chorale ao fa ao no mora ifampizarana kokoa
6. ni81
(
13/03/2009 12:04)
aiza izany resaka manoka sola/chorale izany ?midira eo @ ilay hoe: dinika manokana
7. s.aina
(
20/02/2014 12:13)
miarahaba an-tsika, za koa mba mitady solfa Tanora Masina Itaosy ze manana oh:"Ny Fiainana an-tany". s.andoniaina@gmail.com no andefasana azy. Za afaka manome koa.
Misaotra mialoha e!
Misaotra mialoha e!
ni81:
aiza izany resaka manoka sola/chorale izany ?midira eo @ ilay hoe: dinika manokana