I penguin tsy mety ho TGV. Fandrebirebena ny pengiun

1. penguin ( 23/02/2009 14:31)
Fomban'ny TGVendrana ny mandrebireby saimbahoaka ary mitarika ny olona hisavorovoro. Rehefa hita fa tsy tia TGV tanteraka i penguin dia mamorona solon'anarana pengiun ary milaza ho TGV mafatrapo hanimbana ny saimbahoaka. Izaho penguin izay solon'anarana efa roa taona mahery tsy mila TGV. Jereo fa vao noforonina io pengiun io.
répondu par rangorivao69 le 25/02/2009 02:32
2. ifiona ( 23/02/2009 14:33)
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. andrywui ( 23/02/2009 14:33)
Misaotra letsy Penguin zany nanaraka ny dian'ny TGV zany a !! MANKATELINA letsy a !! ho tahiana e
4. xxx ( 23/02/2009 14:37)
dementi ofisialy ny penguin ,tena mpanao politika enjana lesy ela n tohizo eh
5. penguin ( 23/02/2009 14:37)
Elah andrywui tapaka làlan-drivotra namerenan'ny olona ireto Ministera Efatra (04) nireharehana no tsy mahita afitsoka ka ny solon'anarako no anaovana fikamaloto. Izany no hevitra hitan'ny TGVendrana hakana fahefana. Mamitaka. Izahay tsy mila TGVendrana nahoviana nahoviana.
6. andrywu ( 23/02/2009 14:40)
aza matahoatra ela eh mbola hoavy miaraka bara mine sy sisa calme fotsiny ela ho hita ela eo dem1
7. penguin ( 23/02/2009 14:43)
Tsy omainay an'elah mihintsy ny fanjakana fa mampifangaro ny Jesosy, Fandroahana Demony ary ny Lainga sy Fitapitaka elah isany. Mbela fa lolo, tsy mahazo fanjakana fa TGVendrana.
8. andrywu ( 23/02/2009 14:52)
hitan'ela eo e :-D :-D :-D
9. penguin ( 23/02/2009 14:54)
Mba matotra ry TGVendrana fa tsy mitapy manimba solon'anaran'olona a. Izany vé no nampianarin'i TGVoa ?
10. andrywui ( 23/02/2009 14:54)
aokanlah lety ry le babakoto ty ny anarako a !! manaopenguin fosika de andrwu fosika de inonako !!
11. rangorivao69 ( 23/02/2009 15:00)
raouioui>AZA MISENDOTRA BE ,MATY TSY @NAPANY EO EO NY TOLONA MBOLA TSY VITA LEITY E ^:^ ^:^ ELAH IHANY MAMPIADY NY TENANELAH EO :-D :-D :-D
12. andrywui ( 23/02/2009 15:03)
Andrywui tompn'ny fahamarinana ry zandry ah !! mbola tsy tonga ny olona ahavita hanohitra ahy zany fa ny pirina no betsaka mikiakiaka kely eto
13. xxx ( 23/02/2009 15:08)
manao zavaha mody miady ela kobo ela t@ le penguin dia avy eo ela manaodiversion ato indray :-D :-D :-D
14. rangorivao69 ( 23/02/2009 15:12)
raouioui>SAO MBOLA ELAH KO IO rangorivao6.9 IO :-D :-D :-D
AZA MISENNDOTRA HOA RY LEZAKANDRIVODRA TY A :-D :-D :-D
15. pengiun ( 23/02/2009 15:16)
aza miraharah letsy Andrywui a,akamako foana ela fa avelao ze himenomenona any ho any fa za hivadika TGV iany fa aleo letsy hafenina anireto ato reto de mody mba manohitra ihany aho aloha a, fa isika TGV foana okay lesy ?
16. andrywu ( 23/02/2009 15:18)
akamako foana ela ry penguin f'aza manaiky rebirebena izany an vive la democratie
17. Mirananirina ( 23/02/2009 15:23)
Ka afaka manao izay tiana atao tsinona ko
18. xxx ( 23/02/2009 15:26)
tena sur aho fa ra ouioui ihany efa mitapy mihitsy iny bandy iny ,tsy mahazaka ny onde alefany ecran ka izay no antony :-D :-D :-D
19. rangorivao69 ( 23/02/2009 15:31)
mirana >raouioui ARY ATSY NANAFATRA ZOULOU FA kindyoryjanga TSY EO NTSONY SADY KELY ENTANA NO EFA MATY OZATRA :-D :-D :-D
20. andrywui ( 23/02/2009 15:33)
xxx17 ze lazainlah momba ahy lesy tsy olana fa za kou aza victime be anle andrywu fopla io kou !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5839