vaovao androany

1. Noue ( 23/02/2009 11:59)

14H38 : Fin de la rencontre Ravalomanana - Rajoelina. Elle a duré une heure, au Hintsy Ambohimambola

11H40 : Tous les ministères sont ouverts. Plus aucun barrage dans Tana ( Anosy )
11H20 : 51 prisonniers réservistes ont été libérés
répondu par rangorivao69 le 25/02/2009 13:31
2. pengiun ( 23/02/2009 12:02)
Noue a,avelao any amzay ty Tim ty fa tsy mamely io , aleo miits TGV toy zay io Tim io fa be loatra le vono olona ataony ,miangavy an'i Noue ah ,andao hanao fiovana isika ,sa ahoana Noue ,akamatsika i andrywui manomboka izao
3. Noue ( 23/02/2009 12:11)
dia maninona zao no mifosika tahakizao eee ???? dia inona koa no nanaovana an'io ps pengiun io eee ??? nefa tsy penguin akiry eee ?? tsssss
4. pengiun ( 23/02/2009 12:15)
Tena za ity ry Noue a, za nofo sy rà zao mihitsy ty ka , fa ra hiditra TGV koa i Noue de afaka manohitra sy miangavy ny mpisera ato isika de mba ho avotra daholo isika
5. xxx ( 23/02/2009 12:34)
de inona hono ny tombontsoa raha hivadika TGV daholo ny mpisera? hampiova inona? ho avotra @ ahoana koa ary!!!!!!!!!! mba menatra hoa fa mandreraka be ny mihaino anao!
6. pengiun ( 23/02/2009 12:37)
Ndana mivoaka any rehefa reraka elah fa zahay de Tgv manomboka izao e
7. xxx ( 23/02/2009 12:41)
de inona moa no hiraharahiako na TGV elà na AREMA na AVI ? ilay toetsaina fotsiny no mandreraka , ohatry ny olona tsy ampy fisainana izany, tsy menatra akory, pppppppfffff
8. andrywui ( 23/02/2009 12:42)
Marina zany ra-penguin a!! ampihinano any mihitsy reo mbola mafy loha be reo e! ataovy mibaradaka be oe hiova TGV aho am sisa any ! fa efa ho avy eo koa ra-kidoro nozoninareo teto iny anga tsy ho teneniko aminy iny
9. xxx ( 23/02/2009 12:46)
izany hany ka tsy hisy na hivadika tany aza ny lanitra, na ho lasa omby aza ny kisoa, ha hiteraka aza ny lolo, na hanatody aza ny soavaly, hihihihi, ny olona tsy mitana ny heviny no maivan doha!
10. Noue ( 23/02/2009 13:01)
dia tratra koa i wiwi eee ! tsy penguin akory io fa pengiun tssss :^) :^) :^)
11. andrywu ( 23/02/2009 13:29)
non lery ihany tena mba kozy e :*
12. Noue ( 23/02/2009 14:01)
ianao koa aza mpisandoka an'i wiwi tssss :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil:
13. Andribe ( 23/02/2009 14:12)
hahahaha lasa mivika ny ato zany kle :-D :-D :-D :-D
14. pimaso ( 23/02/2009 14:15)
''NY ALIKA NO MIVERINA @ ALOANY''
15. rangorivao69 ( 23/02/2009 14:46)
Noeu> MBOLA HO AVADIKIN'NY OL KOU,AIZA DE DE EO ALOHA FOANA VE
:-D :-D :-D
ARY AIZA I Mirana SAO DE MIRANA DOLY REO :-D :-D :-D
16. rangorivao69 ( 23/02/2009 15:39)
mirana>aza tezitr'enao fa resaka doly le eto e ;-)
17. andrywui ( 23/02/2009 15:58)
Teny ratsy sy ompa ve no mba hainareo ry Tim a !zany no mba nampianarindra8 anareo zany ?? jiolahimboto ?? zany no miteny ny TGV nefa tena hita vatana izao fa ry ravaloiste reto no tena mpifoka maina sy jiolah mboto fa tsy ny TGV !! mbola ts nahita mpanohana tgv niteny ratsy tato ah !! fa ny anareo tena sakafo isan'andro mitsy ry TAFONDRO , PIMASO , RANGORIVAO ;.... bandes de conards !!! p'tie con !!
18. rangorivao69 ( 23/02/2009 16:12)
raouioui>ARY NY TENY RATSY ATAONELAH RENY @ MAIL RENY INONA MPIHATSARA VELATSIHYPOUR :-D :-D :-D
TENA ZANY MPITONDRA NY TENIRATSY NY TGVENDRANA :-D :-D :-D
19. Noue ( 23/02/2009 17:52)
aza atao soratra ngodabe oatrizao oaaa fa mankarary maso eee :^) :^) :^)
20. rangorivao69 ( 23/02/2009 19:49)
noue matiko eo an ,efa voasoratra io zay enao vao niteny an :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5619