Ny dinika
1. ari.malala
(
23/02/2009 11:43)
Miarahaba
Mba manao antso avo hoan'ireo tompon'andraikitra rehetra, ny webmaster, ny admins isankarazany fa dia misy manararaotra toy ny banga mihomehy alina manoratra teny ratsy @ dinika sasantsasany eto... (toy ny ao @ politika ohatra, http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49a176f5490f0 santionany ftsn io fa mbola misy hafa any... Manjary manaratsy endrika ilay site mantsy...
Mba manao antso avo hoan'ireo tompon'andraikitra rehetra, ny webmaster, ny admins isankarazany fa dia misy manararaotra toy ny banga mihomehy alina manoratra teny ratsy @ dinika sasantsasany eto... (toy ny ao @ politika ohatra, http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49a176f5490f0 santionany ftsn io fa mbola misy hafa any... Manjary manaratsy endrika ilay site mantsy...
répondu par xxx le 23/02/2009 19:39
2. xxx
(
23/02/2009 12:15)
Mba manao antso avo hoan'ireo tompon'andraikitra rehetra, ny webmaster, ny admins isankarazany fa dia misy manararaotra toy ny banga mihomehy alina manoratra teny ratsy @ dinika sasantsasany eto... (toy ny ao @ politika ohatra, Jereo eto santionany ftsn io fa mbola misy hafa any... Manjary manaratsy endrika ilay site mantsy...efa hifarana ve ny grevy vao taitra akia nareo ry ari.malala a! Saika ny dinika rehetra ao misy miteny ratsy foana tato ho ato e!
3. xxx
(
23/02/2009 12:23)
betsaka ny tsy mahatanty virtuel e! de mifandramatra sady ilay mifandrangitra koa tsy tsara e! manjary lasa miteniteny foana daholo, marina ny an'i ari manjary lasa bordel be ilay site.
4. ari.malala
(
23/02/2009 13:33)
xxx1, tsy hoe efa hifarana ny grevy vao taitra aho fa mba nihevitra aho hoe mandalo mitsidika ato ihany ry zareo tompon'andraikitra nefa toa tsy izay no zava misy fa manarapo toy ny banga mihomehy alina ireo mpiteny ratsy, mody miafina ao ambadiky ny xxx (azafady fa tsy mamely akaiky akory) dia toy ny hoe tsy misy mpahalala sy afaka manao izay tiany atao... mandreraka be!
5. Mirananirina
(
23/02/2009 17:35)
aza matahotra ianao fa voafafa foana ireny na ho ela na ho haingana.tsy araka ny mpikarakara daholo kosa anie fa betsaka loatra.hitany ihany avy eo
6. xxx
(
23/02/2009 19:39)
betsaka ny tsy mahatanty virtuel e! de mifandramatra sady ilay mifandrangitra koa tsy tsara e! manjary lasa miteniteny foana daholo, marina ny an'i ari manjary lasa bordel be ilay site.Tsy hoe betsaka no tsy mahatanty virtuel fa hita eny foana ny TSIPARIFARY, toetra ratsy mahazatra azy any an-tranony no ataony eto, ka raha vao tsy mifanaraka @ heviny dia efa io eo. Tsy mahagaga 8O
hoy i ari.malala
xxx1, tsy hoe efa hifarana ny grevy vao taitra aho fa mba nihevitra aho hoe mandalo mitsidika ato ihany ry zareo tompon'andraikitra nefa toa tsy izay no zava misy fa manarapo toy ny banga mihomehy alina ireo mpiteny ratsy, mody miafina ao ambadiky ny xxx (azafady fa tsy mamely akaiky akory) dia toy ny hoe tsy misy mpahalala sy afaka manao izay tiany atao... mandreraka be!ka somokotra mba mandinika ny @ hanjo an'i dago daholo koa ange izy ireo! Mbola tsy hita hoe hanao ahoana ity raharaha manga ity!
Tsisy tsiny akory raha miteny ny mpiteny ratsy manao xxx ianao fa zà indray na miafina @ xxx aza dia tsy mba fanaoko izany na dia tsy tonga lafatra aza aho.
Hitan'ny tompon'andraikitra eto ange na manao XXX aza hoe iza io olona io e! Fa ny ahy misy antony manokana no anaovako xxx ato ho ato.