MATOKIA FA MARINA IZANY
1. benasy
(
21/02/2009 06:28)
Izaho manome toky anareo, ary tsy misy ahiana ny amin’izany!
Fa isika vahoaka eto, mifandramatra, mila hifamono mihitsy…… Ireo roalahy ireo,
mody mitarika antsika amin’izao sy izaroa !
Fa…………….
Na tsy hiasa mandra-pahafatiny aza ireo,
mahita hohanina foana,
mpanankarena foana hatramin’ny zafiafiny!
Fa isika vahoaka; isika mahasahy, sady vonon-kifandrafy ireto; ho aiza ……….? ( tsy lazaiko eto ireo nahita tombontsoa manokana, efa vonona hamono ny maha gasy azy )
Tadidio tsara, raha misy tsy fetezan-javatra eto ange, ka rifatra mitady làlana any andafy ireo é!
Izy sy ny vady aman-jafiny; hamonjy villas tsara tarehy !!!!!
Ny antsika vahoaka : ny mpiara-monina indray no tadiavintsika horafesina…..
Na Ra8 na TGV; moa misy misaina izay ho any ambilanintsika akory ve ireo raha santria misy inona mitranga eto ????
Fo tezitra tsy ananan-drariny, fo mafàna sakaizan’ny nenina !
Aza mifanompa, aza mifanaratsy, aza manao teny tsy voahevitra amin’ny gasy toa anao é!
Ianareo any an-dafy ireo, aza ranitina ry namana ny mpiara-monina aminay aty Dago à, raha misy ady angé aty ka ianareo ireo tsy hisy hizaka ny mangidy sy mafy é !
Misentosento ihany no azonareo atao… Manameloka ihany no vitanareo….Mandefa fiaraha-miory… Sentosento sy taratasy ary fanamelohana nama tsy ahavelona anay sy ny zanakay aty a! sa mety hiakatra ny vidin’ny mofo dipaina any aminareo any?
Zavatra tsotra, tsy hampikorontana, asio fifidianana malalaka!
Ho lany izay tian’ny olona……Vita !
Izay tian’ny kil tsy maintsy mandresy ! Aza atosika ho faty ny vahoaka Malagasy eto Madagasikara, fa tolory tànana kosa hiavotra !

répondu par benasy le 23/02/2009 10:15
2. mololo
(
21/02/2009 08:31)
Na Ra8 na i TGV d samy tsy mety ny ataony ,Ra8 manao didy jadona ,i TGV manao loham-boto fotsiny.Raha samy tia tanindrazana d tokony samy mipetraka satria zay no olon-kendry.
3. mosabe
(
21/02/2009 10:07)
Marina izany fa tsy ihakatra ny vidin'ny ataody aty andafy raha noana ny any Dago, fa ny malagasy andafy kosa tsy namporisika na iza na iza hilahatra sy hamaky trano...
Inona ny didy jadona,fa na ny aty andafy koa ray milahatra ny olona ,izany va no jadona amonao ?
Raha repoblikanina ianao dia ny zavatra voalohany atao dia manaiky ny valimpifidianana izany hoe miandry 2012.
Mbola tsy takatry ny gasy izany hatramin'izao ,sa kosa raha mbola velona eo Radidy dia izay lanimbahoaka dia tsy maitsy hatao izay hialany eo : Zafy , ra8
@ fomba faran'izay ratsy indrindra :fampiasana tontakely, fandrobana fananam-panjakana sy fananan'olona.
Ka raha hanongam-panjakana ka i Hasina ,an iMonja no lany, omentsika 10 fanjava dia higrevy avaho ?
Ah zahaly !

4. pariniza
(
21/02/2009 10:58)
Hoy ianao hoe:asio fifidianana malalaka dia ho lany izay tian ny vahoaka Raha azoko tsara aminao dia tsy nalalaka lay 54 pour cent lanimbahoaka???????????IN iza n iza tonga eo tsy maitsy hameno paosy fa andraso ny 2012 e Za manokana leo politika fa na inona na inona faharatsiana vitany aza ravana izay tsara napetrany
5. Mirananirina
(
22/02/2009 16:37)
Fa isika vahoaka eto, mifandramatra, mila hifamono mihitsy…… Ireo roalahy ireo,
mody mitarika antsika amin’izao sy izaroa !
Ka ny fihevitra tsy mitovy no mampiady eto ka izay tsy mahatanty dia mamoaka ny ao ampony.Fa resaka ihany izany fa tsy misy tohiny akory.
Aza mifanompa, aza mifanaratsy, aza manao teny tsy voahevitra amin’ny gasy toa anao é
marina aloha izany teninao izany,nefa tsy tana ireo rehefa tezitra e.
Ianareo any an-dafy ireo, aza ranitina ry namana ny mpiara-monina aminay aty Dago à, raha misy ady angé aty ka ianareo ireo tsy hisy hizaka ny mangidy sy mafy é !
Tsy dia azoko ny tianao hambara,fa na aty andafy aza anie dia MALAGASY e.
Manana zo hilaza sy hifidy izay tiany.Sao heverinao fa tsy hafaka ny hifidy izahay na aty aza.
6. benasy
(
23/02/2009 10:15)
Raha misy mpanohana ( pour ) an'i Ra-8....ao ambanin'ireny aho.....Sous 8 é!
Raha misy mpanohana ( pour ) TGV......ao ambanin'ireny aho.....Sous tgv é!
Sady sous - pour, an- dra 8 'za, no sous - pour TGV koa!!!!!
Samy mahasosotra !
Izay angamba mahafehy azy rehetra !