diabe...

1. denara ( 21/02/2009 05:27)
Andeha hitsangatsangana sady hanao fety anio ry TGV, nohon'ny fahazahoana ministera 4 ka nahafahana nanome baiko 5minitra be izao ,tena fanjakana tetezaminitra tkoa ity re olona,Atao ahoana tokoa moa fa mba efa nipetraka teo @seza 5minitra be izao ka aleo mba anaovana fety be izay igagana! =)) =)) =))
répondu par mololo le 21/02/2009 08:34
2. andrywui ( 21/02/2009 08:16)
Mbola hikombona mihitsy io vavan'nidenara io fa andaso anga moa !! ko nga ny kilalao mbola vita letsy ?? zavatra vao ao anatiny tsara zao ko eo lety defa mitagataga be mapmé be eo !!! :-D :-D :-D =)) =)) ^:^ ^:^ :-@ :-@
3. mololo ( 21/02/2009 08:25)
Hitsangatsangana tokoa izy tsy noho ny ministera fa noho ny didy jadona ataon'ny Ra8.
4. andrywui ( 21/02/2009 08:28)
mololo !! ok letsy ! akamako zany an !! tsisy ampihinanina isika letsy zao fa matahotra miditra ato daholo ny olona !! manao tazandavitra ry zalahy ka ra vao misy tahorany de tsy miditra izy !! fa akanga alou ah hijery vaovao vetivety fa atsika lahy ny sehatra eto anio !! mahamay ze miditra eo ka tsiparifary !
5. mololo ( 21/02/2009 08:34)
Matahotra ny ekipan'ny Ra8 d tsy hita mitsy.Ary esoriny daholo ny fitaovana any @reo tby miaramila fa woe hisy handroba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513