directoire militaire= VICTOIRE DE LA REVOLUTION ORANGE

1. DGSE ( 21/02/2009 01:08)
EFA MANOMANA FETY IZAHAY HANDRAISANA NY DIRECTOIRE MILITAIRE
INONA MOA NY TANJONTSIKA AMINY ITY TOLONA ITY? NY HANALANA ILAY MPAMONO OLONA , MPIVAROTRA TANINDRAZANA ARY MPANODIKONDINA VOLAMBAHOAKA TSY HO FILOHA INTSONY , NY HAMONGORANA HATRAMNY FAKANY IZAY REHETRA MISY HOE RAVALOMANANA , IZAY TSY NISALASALA FA NANAO FITAOVANA NY ANARANANDRIAMANITRA HANGALARANA NY VAHOAKA

EFA NANAMBARA AMPAHIBEMASO I TGV MPITARIKA ANTSIKA FA TSY HO PREZIDA DE LA REPUBLIQUE NO TANJONY FA NY HANANGANA HAUTE AUTORITE DE TRANSITION HANASORANA NY RAVALOMANANA SY HANAOVANA FIFIDIANANA VAOVAO MANGARAHARA TSY MISY HALABATO MANAJA TSARA NY SAFIDIMBAHOAKA

ANKEHITRINY MISY LALANA AHAFAHANA MANATANTERAKA IREO TANJONA IREO:
- MIENDAKA RAVALO RAHA VAO VOATSANGANA NY DIRECTOIRE MILITAIRE SATRIA TSY AFAKA IJANONA HO FILOHA INTSONY IZY
- NY MIARAMILA NO HITONDRA NY FIRENENA
- HO SAMBORINA SY HO TSARAINA NOHO NY ZAVA BITANY ILAY RAVALOMANANA FAHAVALOMPIRENENA ARY VONONA HIATRIKA NY RESPONSABILITE-NY KOA I TGV
- Ho GELER- NY DIRECTOIRE MILITAIRE AVOKOA NY FANANANY RAVALO MANDRAPAHITA IZAY MARINA REHETRA
- HISY ENQUETE MAZAVA MIKASIKA NY TRAFIC D'ARMEMENT LOURD ATAONY RAVALO @ IZAO ORA HANORATANA IZAO MANARARAOTRA HATRANY MAMENO PAOSY MANOLONA NY FAHANTRANY VAHOAKA


KA AOKA ISIKA REVOLUTIONNAIRE ORANGE IDERA SY ISAOTRA ANY ILAY ANDRIAMANITRA TOMPONY FAHEFANA REHETRA FA EFA AKAIKY NY TANJONA: HO RESY ILAY MPANOMPO DEVOLY SY MPAMADIKA AN'I JESOA KRISTY @ ALALANY SAMPY IKELIMALAZA


VICTOIRE DE LA REVOLUTION ORANGE 2009=DIRECTOIRE MILITAIRE
novalian'i maronibe2 ny 21/02/2009 09:32
2. BOYSGOSS ( 21/02/2009 06:42)
Mialatsiny zah raha hiteny aminao fa tsy dia ampy fahalalana ianao mba omeo ahy hoe ny andinin-dalana milaza izany ao anatin'ny lalam-panorenana. Zay anie no hilazako hoe TGV manque d'intelligence dia lasa botolo be sisa. Saiky tsara ny nataonareo raha tsy nitarinareo ny hevitrareo zao lasa betsaka ny nitsoaka an-daharana. Tsy mety @'ny malagasy ny fanonganam-panjakana sy ny tetezamita (na io diriger par les militaires na civil) satria manimba toekarena sy ny souveraineté national. Jereo anie ireo firenena mandroso e ohatra akaiky Lafrantsa misy filaharana any saingy tsy mivadika fanonganam-panjakana, jereo George Bush nitotongana ny toekarena Amerikanina ary nitombo hisa ny chomeur saingy na ny olona natolotry ny repoblikana ary tsy nofidin'ny amerikanina T@ FOMBA DEMOKRATIKA TSONY SATRIA EKIPAN'NY BUSH ARY TSY NISY FANONGANAM-PANJAKANA. Ny mpanao politika Afrikanina no tena manao anio izany no mampahantra ny Afrikanina satria lany andro manao politika politi chien fa tsy mba teknisianina
Ho tavela isika raha zany foana.
3. maronibe2 ( 21/02/2009 08:53)
Directoire militaire? revolution orange? amiko dia revin'adala sy revin'olona mamon-drongony daholo izany,sao efa mivaha sy miparitaka vokatrin'ny hafainganam-pandahan'ny TGV ary ianareo ireto mpomba azy ireto? ka manonofy atoandro,izahay tsy mpomba an-dra8 fa mila an'i GASIKARA milamina sy mandroso ary tsy mila adin-jiolahim-boto fanonganam-panjakana toy izao ataon'ny Andry TGV nareo izao,ary aza hadino fa tsy ianareo irery akory re ry TGV MIANAKAVY no mahay manakorontana,fa betsaka ny gasy hafa mahay lavitra noho ianareo ireo, saingy tia an'i Madagasikara sy tia filaminana ary manàja ny safidim-bahoaka sy ny ny ara-dalàna ,amin'ny maha tany demokratika an'i Madagasikara dia tsy manao teren-komasaka hoatran'ny voalobo-jaza fa miandry ny fotoana dia ny fifidianana safidim-bahoaka araka ny lalam-panorenana misy eo amin'ny firenena ?IZAY ALOHA FA MANDINIHA TSARA IANAREO TGV !!!!
4. xxx ( 21/02/2009 09:11)
azonay androany pouvoir e,handihizanay tanana :p :p :p sambory izahay raha samborina fa tsy lasanay io sady
karakarao fa mivoraka,karakarao fa mivoraka :p :p :p
5. andrywui ( 21/02/2009 09:12)
DGSE == Tandremo aza manaiky omenireo moral ianao fa marina sy tena amin'ny lalany tsara izany hevitra izany !! fa ireo paka ranondranony ireo de olona efa fomeko ny maharary azy ato ireo ko mitady hanaonao anao eo fa omeo ny henjana any mihtsy ndray ra mbola mitady aminao ra DGSE aa !!asio nama a! aza avela ! alefaso ndray ny hevitra manaraka DGSE fa tena milay be a!! MANKASITRAKA ANAO , MANKATELINA !!!
6. maronibe2 ( 21/02/2009 09:32)
tsy manome moral izahay ry akama fa mampitandrina ary efa mampahalala fa tsy hanaikinaiky foana fanakorontanana sy fanapotehana ny firenena toy izao,ary raha samy hanapotika ry akama samy mahay,fa ny firenena tsy an-dra8 na izay hiakatra eo amin'ny alalan'ny fanoganam-panjakana fa antsika GASY rehetra ary tsy an'ny Maire an'Antananarivo,fa an'ny izay rehatra mahatsapa tena fa GASY, ary tsy paka na mila ranon-dranony amin-ndra8 sy ny mpomba azy akory izahay ry akama,fa olona tsy tian-korontana sy fanapotehana tsotra izao fotsiny,nefa aza hadino fa mba manan-kevitra koa raha hajaina ny demokrasia!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0758