Ny praiministra ve no apetraka @toerany?
1. mathla
(
20/02/2009 20:41)
Dia ho aiza hono ilay diabe hotaritin'ny TGV? Angambany kosa hametraka ny PRAIMINISTRA amin'izay ka. Sady izany koa no tena lojika: farafakeliny ny Praiminisitra hibaiko ny minisitra no mipetraka voalohany amin'ny toerany. Ary izay no napitsafotra an'ilay teny anosy. Ry zalahy miditra birao nefa ny mpanome baiko aza tsy manana seza. Dia mazava ho azy fa rava ho azy.
Le mankeny Mavoloha angamba tena riska be: Aleo atao eo amin'ny 13 mai ihany ny biraon'ny filohan'ny transition sady am-zay tena demokrasia satria tena baiko mivantana amin'ny vahoaka.

répondu par mathla le 21/02/2009 09:53
3. andrywui
(
20/02/2009 20:47)
Nakaiza ary ra-kidoro fa tadiavin'i ifiona mafy ato izy asa ho ataony innn !! fa tsy matahotra aniny volombava be iny izy zany !!
4. belaza
(
20/02/2009 20:54)
ka tsy efa eo aminy toerana sahaza azy ve i monja e? nga tsy eo aminy 13 mai ny biraony? izany ny demokrasia tsy misy miafina aminy vahoakany izay ataony aminizay :-D :-D :-D
5. fijo
(
20/02/2009 20:57)
hay mbola mikasa hitarika olona hovonoina indrayyy ary mba sahy hitarika ery aloha ery ve sa ny isotry indray no alefa eny?
6. ifiona
(
20/02/2009 21:06)
andrywui >>> kiiii! dia atositosikao any @ kidoro mantsy za sisa an! :( =((
8. mathla
(
20/02/2009 21:20)
[quote=ifiona]
mathla >> enao ve rahalahin'i kidoro? :P
mitovitovy anarana ihany zahay fa tsy mpirahalahy ka. mpinamana serasera ihany na tsy mitovy hevitra aza

11. gran
(
20/02/2009 21:46)
efa nampoiziko, hay i Andrywui refa mivadika horera ihany nomody oe Kidoropamba, tsisy akama mitsy lery de oe kidoro aho oe kidoro. mody mapatahotrabe kay kidoro maimboampy.lol :lol:
12. Optik
(
20/02/2009 23:12)
Zah ko dakôr @ io ry GRAN;
lelika io ihany no kidoro de miovaova eo fa tsisy akama.
Mino aho fa mbola maro hafa ny pseudon'io fa tsy zay ihany...
Araka elah!
HIN HIN HIN!!

13. mololo
(
21/02/2009 04:53)
mbola tafapetraka eo fona io pm io fa aza matahotra .milamina aloha vao misesy.hintsika eo woe iza no manana lazon'ady i TGV ve sa i Ra8 ?
14. xxx
(
21/02/2009 09:08)
diniho tsara ny zavatra tenenitsika fa aza entin’ny fo mafana ry Malagasy !!
-taloha de tsy mba nahay nanao non ! izany ny Malagasy rehefa namporetin’ny vazah fa de eny foana !! ka tarazo hatramizao io toetra io ka ampifandraiso aminizao vanin’andro izao !! — isika Malagasy de olona mpitana lolom-po ary mora mangoraka sy entanin’ny fo !! hitan’ny mpitondra nifandimby teto io toetra io ary hararaotiny hatramzao !! fa raha ny toetran’ny vahoaka any ivelany anefa raha vao misy zavatra kely fotsiny na tsy avy amin mpitondra aza defa ilainy interet (ohatra :prime d’hiver)na raha miakatra ny vidinjavatra de efa mitaky koa ny olona oe hakaro ny karama na ny ze tokony ahazahoan’ny vahoaka tombotsoa !! fa ny atsika Malagasy de ekena foana ary lavitry ny eritreritra zany hangataka fampisondrotana zany fa kosa rehefa feno toy izao ny fo de mitroatra be tsy azo hamboarina fa manimba zavatra mihitsy!alahelo efa zatra mandefitra io!! fo maharary eretana lava ao anaty ao! fa ny andavan’andro anefa tsy sahy miteny !! de toy izany foana ny fipoakan’ny tolona eto Madagascar!! Fa ny tokony ho ataon’ny Malagasy de ny tonga de mitaraina amin Mpitondra ze maharary ary mangataka ny hanakarana anizao sy izao rehefa hita fa tsy zaka !!! fa nytoy izao no tsy mety !! Ny mpitondra koa anefa de tokony hiaino sy mba hanao ze vita aminle fangatahana fa tsy tokony hanao be marenina sy manao teny mafy manohina ny vahoaka !! de mety mba hande ihany angamba ity Firenentsika ity !!!

15. mathla
(
21/02/2009 09:53)
klitika:
O ry Mathla a, ahoana no fiantso an'ity anaranareo ity aloha eh?
Vakio araka izay fahitanareo azy de aza alefa lavitra ny saina.