Mpomban'ny r8 tao Mahamasina oéeeeee

1. ainaheri ( 20/02/2009 05:56)
Mba nisy nandinika ve nareo tato mpanaraka politika reo oe,naninona ra8 no tsy sahy tonga tany @ meeting t@ voalohany? Satria natahotra lery sao tsy ahazo olona,vao hita fa nahazo oul t@ voalohany d zay vo nirotsaka nandeha tany!!!
répondu par xxx le 20/02/2009 07:41
2. fijo ( 20/02/2009 05:58)
toa an'i andry tsy sahy mitarika fakana minisitera ihany io ka
3. xxx ( 20/02/2009 06:28)
natahotra ny tsy hahazo oul Ra8, marina izany,
nefa tsy fantany fa ny sefom-pokontany isan'isany efa nitondra olona 200 avy isaky ny fokontany,
teto @ fokontaninay nyforcer--na hoe tsy maintsy mandeha, tsy maintsy misy solontena 1 na 2 isan-trano fa voasazy rah tsy izany. (ny sefom-pokontaninay mintsy no nilaza izany hoe tactic tsy maintsy atao io, fa efa nifanarahan'ny sefompokotany isan'isany)
Mampalahelo izy fa fitahin'ny mpomba azy, tsy ny vahoaka madinika no teneniko fa ny mpitondra isan'ambaratongany,
ankoatra ny olona 200 isaky ny fokotany de ireny koa ny TIM mizara vola isan'olona sasany.
De misy koa anefa ireo tia azy @ fo madio tsy atakalo n'inninnn no tsy mila forcer-na no nankeny.... fa somary vitsy noho ireo voalazako etsy ambony.
Aza atao an'zany re le olon-tianareo ry mpitondra isan'ambaratongany e, mampalahelo izy fitahinareo.
Aleo le oul tia azy @ fo madio no mankeny, ireo oul miaro ny tombotsohany fa tsy forcer-na sy ampitahorina lava ity.
4. klitika ( 20/02/2009 06:31)
Sao dia hoe izaran'i TGV vola ny TIM mba ho eny amin'ny 13 Mai
5. xxx ( 20/02/2009 07:41)
Sao dia hoe izaran'i TGV vola ny TIM mba ho eny amin'ny 13 Mai

Ny TIM no mpizara vola ho an'ze ho any Mahamasina koa izy ndray no lazainao karamaina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0925