HAHAHAH VOTSOTRA NDRAY LETSY LE MINISTERA A
1. tsinjo
(
20/02/2009 05:54)
andrywui a votsotra alina letsy ny ministera notafihany mpitandro filaminana alina hihihihihi wuwi wuiw uwi w
répondu par xxx le 20/02/2009 11:31
2. fijo
(
20/02/2009 05:59)
kiiiiiiiiiiiii de mbola hilalao indray izany ve????sao ela loatra ity kilalao ity kle.tsy aleo ve misaina vahaolana amin'izay fa maty ny firenena?
3. Optik
(
20/02/2009 06:04)
Io lty andrywui sy ry kidoro fa mitan-takola eo alohan'ny ecran tsy mahita soratana.
Aza misosoka alahelo.
Hin hin hin, hoy kidoro zay!
Aza misosoka alahelo.
Hin hin hin, hoy kidoro zay!
4. fijo
(
20/02/2009 06:06)
ny alahelo eo ihany fa ny hatsiaka sy ny hafanana be no loza ko,ny pataloha lok avody ihany,ny vola tsy miditra hanoloana azy
5. lagoon
(
20/02/2009 06:13)
Manao AVC i Ra-mercia ao @ Viva fa romotra be.
Mbola aiza re izany e!
Henoy Radio Mada fa rava ny barrazy e!!!!
mms://radio.lequotidien.mg/mada
Mbola aiza re izany e!
Henoy Radio Mada fa rava ny barrazy e!!!!
mms://radio.lequotidien.mg/mada
6. Optik
(
20/02/2009 06:14)
ny alahelo eo ihany fa ny hatsiaka sy ny hafanana be no loza ko,ny pataloha lok avody ihany,ny vola tsy miditra hanoloana azy
.... moa ny ratsantana efa miha kilemaina @ le misamakalava @ le V.
8. yuka
(
20/02/2009 06:32)
he!he!he! aiza rakidoro sy ra andry ee!
velona tampoka tato aho marina :-D :^) ;-)
averina aminareo roalahy mianaka injay zany ilay famangiana amin'ny fahoriana :D
tsy hita moa izy ity fa mandia tany ka tsy maintsy lena ee! :-P :°)
velona tampoka tato aho marina :-D :^) ;-)
averina aminareo roalahy mianaka injay zany ilay famangiana amin'ny fahoriana :D
tsy hita moa izy ity fa mandia tany ka tsy maintsy lena ee! :-P :°)
9. Optik
(
20/02/2009 06:40)
andrywui sy Rakidoro a, hin hin hin,
hetraketraka lesy ty fiainana ty an, aiza v lesy ka omaly hariva tokelaka moa androany maraina fokofoko sy tomany.
Courazy de bisou mamy be avy any @ tezeve sy général organés lesy!
hetraketraka lesy ty fiainana ty an, aiza v lesy ka omaly hariva tokelaka moa androany maraina fokofoko sy tomany.
Courazy de bisou mamy be avy any @ tezeve sy général organés lesy!
10. tsinjo
(
20/02/2009 06:56)
Mpandefa : andrywui [ Valio ] 19-02-2009 16:10:27
Lohateny : MIVERENA DAOL MO RY ZALAH FA DE ZA RERY VE SISA ETO !!
De tena hilentika tsy hiserasera eto tsony ve hianareo ry zalah reto a!!! de zah rery ve zany sisa no ho eto !!aza manaoanzany mo lereto fa tsy haninnn anareo ane letsy za e!! zao ny jus saika mba hifandonana vera tato very fotsiny aby !! miverena aby moa fa tsy misy mahamenatra eo e!! fomban'ny ady ane ny misy resy sy ny maharesy e !! fa hianareo resy tsy hakoraiko zah nandresy aza hobiana hi hi hi !! fa miverena aby oa ee!! aleo ary fa tsy asiana aniny resaka mnistera iny tson ataoko fa zavatra hafa ndray no resahatsika e !! fa manorata eto mo ffa aza malaelo voalavo maty any fa mbola hiakatra ny avy any antsaha hi hi hi !!!!
eny marina letsy no lazainla a ,indreto zahay e ,fa ialahy no lasa aiza ? miverena letsy e
11. yuka
(
20/02/2009 07:13)
miverena marina moa ry Andrywui aaaaaaa!
aza misosokalaelooootttsssooonnnyyyy wouaaaaa :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
pinamana foana tsika a! iny raiso ny tanako dia mba hendry amin'ny sisa :°) :-P
aza misosokalaelooootttsssooonnnyyyy wouaaaaa :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
pinamana foana tsika a! iny raiso ny tanako dia mba hendry amin'ny sisa :°) :-P
12. tsinjo
(
20/02/2009 07:18)
[quote] Mpandefa : andrywui [ Valio ] 19-02-2009 19:18:06
Lohateny : HOELA VELONA NY MIARAMILA E! 4 NDRAY RAPITSO A! DE 10 AVEO !
de zay zany e !! ny ranomaso oa atao betsaka firotsaka fa ity efa voay maty ity ka na tsy hoeny tsony aza rahapitso ny pokna de ny miaramila sy ny ministra tetezamita fotsiny de efa vita io !!! ny aina no matezà ry zareo a !! vita ny ady !! aorona ny basy ! esorina ny rangers sy ny tenue de camouflage !! maka aina amzay ny pokna fa mioty sisa oo !!! ny TIM mitomany mafy be sady miantso tody sy mitsetsetra be oe !! mbola hanody eéééé sniff sniff!! mbola hivaly amreo zao eéééé sniff sniff!!! anga tsy hitan'Andriamanitra zao eééé sniff sniff!!! ho hitanareo tsara eeeéé sniff snifff !!! hi hi hi hi[/quote]
de averiko amla letsy io teny io ra andrwui a hahahahha :-D :-D :-D :-D

13. tsinjo
(
20/02/2009 07:20)
aza misitrika letsy ela ra andrwui za nge tsy aninona anla e ,movoa letsy moe ,resaka politika nge ty e ze maresy tsy hobina ny resy tsy hakoraina
14. Fanhaiky
(
20/02/2009 07:24)
yuka:
miverena marina moa ry Andrywui aaaaaaa!
aza misosokalaelooootttsssooonnnyyyy wouaaaaa :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
pinamana foana tsika a! iny raiso ny tanako dia mba hendry amin'ny sisa :°) :-P
De aona izany izahay neutre zay hilaminana fotsiny atao eh ary aza mifampitana alahelo izany soa ihany izahay fa neutre (avy eo manaraka an'izay mandresy fotsiny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D )
16. andrywui
(
20/02/2009 09:01)
F'anga moa za nilaza oe hilentika ry reto a!!! itako daholo reo ompa sy ozona reo !!! maharary !! zay no azoko ilazana azy !! fa andaso kely ary alou fa mbol hitohy ane ny lalao e !!! amzany ah lazainlah fa tapaka lalan-dra ry le penguin !! tena efa miotry ny loha ane lesy zany eee !!!! eny e ! eretako lesy a!! mbola miodina ihany ny tany ane ee!! ny aina no matezà !! fa izao ane !! rehefa voa aho zao mijannn eto iany ampihinananinareo eto mahatanty fa rehefa ianareo no voa !! otrnle penguin omaly de tsy mipoipoitra eto mitsy nareo ho ampihinananiko !! zay no tena tsy mapety azy !! nareo fetsy ratsy saina be !! eny e !eretako foana e!! fa izao ko ane !! efa misy roa azo ireo efa fandresena zay !!!! sady efa mety efa nisy azo koa ara angemba zao amin ora hanoratako zao kalé !! kozy ee !!!! hi hi hi hi hi andaso aloha verifier na kely !!! hi ihhi hi hi hi
17. xxx
(
20/02/2009 11:31)
roa azo @ ahoana ary! sa de hanao ohatran'i Ratsivalaka mihodikodina @ seza ao mahamasina fotsiny fa tsy izy akory? raha za elà ry oui oui mandoko an'iny palitao orange iny ho mainty farafaharatsiny, mbola tsy tara lesy a!