zaza tsy maharitra am zavatra ataony
1. arialy
(
19/02/2009 19:22)
nisy zanakin'ny namako otry ny tsikaritro fa tsy maharitra am zavatra ataony na any antranony na aiza na aiza, ny reniny koa moa milaza anizany foana ary mitady vahaolana.
4 taona ilay zaza, ohatra mijery DA de vao 3mn de miala eo de mitady taratasy hanao sary, ohatra oe hanao sarin'olona, vao tsy vita akory ny lohany de efa miova ndray.
aretina koa ve io? sa misy fanabeazana sy fanitsiana azo atao aminy? marihiko fa efa miezaka ny RAD-ny le zaza fa te hitady vahaolana alohan'ny andehanana any am psy na dokotera.

répondu par soanja le 25/03/2009 14:26
2. sakaizakely
(
19/02/2009 21:30)
ny fankanesana any @ psy de tsy solution de dernier moment fa au contraire tokony izay no atao reflexe voalohany ka rehefa misy zavatra manalasala na dia kely vary ray venty fotsiny aza dia tsy tokony misalasala mihitsy ka amporisiho ry zareo hanatona psy haingana dia haingana fa tsy misy maharatsy an'izany. Au contraire, dieny vao manomboka ny "olana" dia mora ny misoroka toy izay rehefa tena installé maharitra ela.
Ny oul tsy mahatombotsiraka fa miovaova zavatra atao foana dia indrai² ireny atao hoe précoce ireny. Raha izay dia tena mila fanarahana medikaly sy psikolojika ilay zaza mba hahaizany mampiasa tsara ny tena capacité-ny.
Mety ho problème de personnalité koa ilay izy, tsy manana confiance en soi le zaza de toa satry atao daholo zao rehetra zao nefa tsy mety mahazo fahafahampo de hitady zavatra hafa hamenoana ilay tsy fahafahampo, de mihodinkodina eo, de tsy hanana maîtrise taranja iray fa lanin'ny kiandranandrana an'itsy sy iry no andro, de mitarika frustration ho azy ilay izy. Ilana fanaraha-maso koa io.
Tsy dia hitako loatra izay vahaolana azoko omena fa aleo ny professionnels mikasika ny ankizy no atonina hakana torohevitra.
Ny azoko lazaina dia tsy tokony manome tsiny ilay zaza ny rad na mibedy azy, fa miezaka miteny tsotra sy manodidina ilay zaza fotsiny, dia miezaka manao izay mahavery dia azy. Ohatra mijery dessin animé iny, de miara-mijery kely eo ny rad de resahina mikasika izay zavatra miseho eo le ankizy, asena miteny ze zavatra hitany. zany hoe mi s'intéresser amin'izay zavatra tokony mahaliana ilay zaza. (Tadidio koa fa ny capacité de concentration n'ny ankizy dia kely dia kely, toa 30 mn par activité eo à 4 ans, ka tsy dia tokony hahagaga loatra. Jerevo ange any antsekoly fa 15-20 mn par activité any e. )
Rehefa leo ilay film izy ka te hanao kisarisary, dia somary anontaniana kely oe sûr tokoa ve ianao fa tsy te hijery intsony ? raha tsia no valiny, de avela ho izy ihany no manindry ny bokotra famonoana tv. Mi responsabiliser azy izay ary ilaina @ appréhension de l'environnement. Dia miara-manao sary kely eo, samy manao ny azy ny ray na ny reniny ze eo moa. Ampiresahina mikasika ny sary ataony izy, raha te hijanona izy de anontanio ny antony ? mety hoe misy zavatra tsy hainy, de i dada no mameno ny banga, de asaina tohizany, dia toy izay hatrany.
Ny zavatra tena sarobidy @ fivelaran'ny zaza hananany confiance en soi dia ny fifampizarana tanteraka @ rad. Manokana na dia 15 mn isanandro farafahakeli, de tena ilay zaza no priorité, ny qualité fa tsy ny quantité no mikaonty, miara-milalao aminy, mihaino izay lazainy... Raha toa ka naditra ilay zaza dia avelo rehefa vita ny câlins-câlins vao miteny azy mba tsy hanimbana ny hatsaran'iny fiarahana kely iny aloha.
Izay aloha raha ny traikefako manokana fa asa. Fa dia mba ivereno eto raha toa ka nahita doko sy vaha-olana ihany ireo olona ireo.

4. soanja
(
20/02/2009 04:46)
Tena zava-dehibe tokoa ireo voalazan\'i Sakaizakely ireo raha te hanampy ny zaza manana olana amin\'ny fifantohana maharitra.
Ireto misy zavatra tsotsotra koa azo anampiana ilay zaza raha amin\'ny fitadiavana vahaolana alohan\'ny handehanana any amin\'ny dokotera.
Ny antony mahatonga ny zaza indraindray ho taitaitra sy mivenijika ery sy aty ary tsy mahapetraka na mahatombina amin\'ny zavatra iray elaela dia mety noho ny antony samihafa fa ny matetika fahita indrindra dia ny tsy fahampian\'ny menaka ao anaty atidohan\'ilay zaza. Tokony hisy 60% menaka ny atidoha ary ny 30 % dia eo amin\'ny firihifana na atidoha manoloana. Io faritra io anefa no tena itoeran\'ny fifantohana sy ny fiahiana amin\'ny zavatra tiana ho hay. Noho izany dia ilaina ny fitsaboana azy hanome io menaka io alohan\'ny hihinanan\'ny fanafody any amin\'ny dokotera izay mety hanampy nefa koa mety tsy hanampy no sady mety hisy fiantraikany hafa.
Ireto misy azo hanampiana azy raha possible:
- Mandro amin\'ny ranomafanafana matimaty amin\'ny alina ary asiana manitra chamomille na voasary.
-Mila atao massage ny lamosiny isan-kariva ary tanan\'ny ray amandreny no manao izany ampitiavana, miaraka amin\'ny menaka manitra zakan\'ny hodiny. Alohn\'ny hatory.
-Mamaky boky vetivety dia alefa malefaka ny hira miadana alohan\'ny hatory hanatony ny sainy.
-Ahena dia ahena ny fijerena Tele satria mampivenjika atindohan-jaza ny tele raha be loatra nefa ny vatany somary bonaika eo. Ka raha zaza somary manana io olana io dia voa maika mitselontselona ny saina tsy hahatombina mihitsy ao anaty.
-sakafo maivana amin\'ny hariva ary tsy havela hisotra zava-mamy intsony apres 6h30 hariva.
- Mila ahena ny sakafo mamy na misy siramamy. Io zava-mamy io dia mampitombo ny holatra sy ny zava maniry na otrika ratsy tsy ilaina loatra ao anaty vatantsika ka ny zaza manana io olana io indraindray dia betsaka azy.
-Ahena koa ny sakafo fromage saingy kosa ampitomboina ny yaorta tsy misy siramamy na misy fa kely sy fat free na low fat (menaka). Raha possible tokony homena yaorta in-telo isanandro izy hanampy azy. rehefa tena afaka amin\'ny fampijalian\'ny siramamy izy. Ny Yaorta vita an-trano moa zany no tsara raha any Dago de ilay tsy misy siramamy mihitsy.
- Ahena ny zavatra be mofo na lafarinina fa tsara kosa ny sakafo misy vary na sakafo feno tsy nandalo fiodinana loatra fa be vitaminina.
- Ampisotroana rano matetika izy mba handevona ny sakafo tsara tsy ho maina loatra any anatiny.
Ny tiana atao zany dia ny hitomboan\'ny seratonin ao anatin\'ilay zaza izay tsiranoka- menaka voajanahary- ao amintsika manampy amin\'ny fifantohana sy ny fitoniana.
Ireto solon-tsakafo ireto dia otrikaina manampy ka na zaza tsy marary aza dia afak mihinana azy koa raha te hanana saina matsilo sy mifantoka.
Huille Essentielles:- Essentiel Fatty Acid
- Fish oil (500mg)
-Primerose or Borage oil (1,300mg)- na 1 sotrokelindite
- Vitamin E izay manampy amin\'ny fandevonana an\'ireo ao anaty vatana.
Ny habetsany moa izany dia arakaraka ny taona. 1 indrau mandeha raha zaza 5 toana ary miakatra in3 isanandro ny fakana ireo telo ireo raha tanora 18 taona.
Tsy mahafaty ireo ary tsy mamparary raha sanatria ka tsy mahasitrana ny marary fa manampy ny zaza ara-pahasalamana tokoa .
Ny sakafo hanina indray ka mety hanampy an\'ireo moa izany dia ny trondron-dranomasina isan-karazany. Ny ati-trondrondranomasina matavy indrindra indrindra (cod liver), ny flaxseed oil azo afangaro aminy sakafo andrahoana ho azy. Ary ny multi-vitamines rehetra possible.
Misy fihetsika be dia mila anampiana ny fiodiny an-davanandro saingy mila hitako mihitsy ilay zaza satria sarotra ny manazava azy eto. Sorry!
Raha mbola mila fanazavana dia manorata manokana any amiko satria ny zaza iray tsy voatery hoe hanana io aretina raha tsy hoe efa nisy nandeha nijery an\'ilay zaza manokana ka naka izany fanapha-kevitra izany ny dokotera.

5. fifaliana01
(
25/03/2009 08:30)
Ny zanako indray aty antrano rehefa ampianarin'ny dadany dia manao fa raha any am-pianarana dia tsy manao. Rehefa dinihiko dia toa variana be izy. Manoratra izao izy, dia mahavita ligne iray dia lalaoviny ny stylo na ny trousse eo alohany na ny regle.
Nokapohiko izy, nameko punition, noresahiko moramora, fa tsy mety miala amin'ny fanaony.
Tena very hevitra aho. Izy aloha tia mijery DA sy manao jeu sur ordi fa efa tsy mahazo mijery tele intsony raha tsy ny asabotsy hariva. Ny ordi dia tsy mahazo mandray intsony.
Dia mbola tsy miova ka asa re raha misy azonao atoro ahy
Misaotra mialoha

6. soanja
(
25/03/2009 14:26)
fifaliana01:

Ireto avy ny zavatra ilaiko momba ny zanakao sao mba afaka hifanampiantsika eo ny fijerena ny momba azy:
- Firy taona ny zanakao?
-Kilasy fahafiry raha mianatra? Mba azonao hazavaina ve ny mombamomba ny mpampianany sy ny sekoly ianarany?
-Ao an-trano inona avy ireo zavatra tena tiany atao? Inona no ny DA fa tsy arako? Raha azonao omena ny routine-ny isanandro dia manampy tokoa.
-Ahoana ny fifandraisanareo ao an-trano : tia miresaka ianareo rehetra sa ianao na ny ramosenao no manomboka resaka manontany dia avy izy mamaly sa ahoana?? mba mitantara zavatra aminao ve izy? misokatra ve ny seraseranareo ao an-trano? any ampianarana?
- Inona no karazana famaizana na punition nataonao taminy? ny punition any ampianarana? Rehefa miresaka moramora aminy izany dia inona no resahina amin'izany raha tsy mahadiso satria miankina be die be tokoa amin'ny fahafantarako ny message sy ny fomba fampitana azy no tena hanampiana anao.
-Rehefa misakafo, inona avy no sakafo tena tiany?
-Manana namana ve ny zanakao na any ampianarana na any an-tanana? Ahoana ny fomba fifandraisany amin'ireo namany na tsy namany fa mpiara mianatra ohatra? rehefa miresaka na miteny zavatra? menamenatra ve izy sa sahisahy sa antonony?
-Misy zavatra hitanao fa mandreraka ny zanakao ve ohatra stress andavanandro na ao an-trano na any ampianarana? (alefaso hafatra izay tsy tianao zaraina eto)
-Mahavita asa iray ve izy rehefa ampanaovina: ohatra hoe raofy daholo ny korontana ao anaty chambre de alamino ny fandriana ary alamino ny kitaponao ohatra? na ataovy ny kovera? na asa hafa izay ilana fijerena ny fahafahan'ny zaza iray mamita asa mora vita iray?
- Manao fanatanajahan-tena ve ny zanakao? inona avy io raha misy? tia an'io ve izy?
-Inona no fandfaharam-pianarana tiany? math, siansa, firahamonina sa hafa toy ny art dessin sns.... ? Inona no jeu d'ordi tiany avy io? miankina amin'ny votoatiny ny zavatra tiany ny zava-drehetra mantsy.
- Rehefa milalao izy na mihazakazaka na mandeha sns.. maika lava ve sa miadana sa atonona ny famindrany sy ny fihetsiny? Mipetraa amin'ny tany tanteraka ve ny tongony sa mitringo (azafady tsy haiko ny miteny an'io amin'ny teny ofisialy) izy indraindray?
Ireo aloha zany ezahana valiana dia hitantsika ny azo anampiana eo. Manorata any amiko raha toa ka hitanao fa saro-balina eto ireo. Aza misalasala. Misaotra.