MIVERENA DAOL MO RY ZALAH FA DE ZA RERY VE SISA ETO !!

1. andrywui ( 19/02/2009 15:10)
De tena hilentika tsy hiserasera eto tsony ve hianareo ry zalah reto a!!! de zah rery ve zany sisa no ho eto !!aza manaoanzany mo lereto fa tsy haninnn anareo ane letsy za e!! zao ny jus saika mba hifandonana vera tato very fotsiny aby !! miverena aby moa fa tsy misy mahamenatra eo e!! fomban'ny ady ane ny misy resy sy ny maharesy e !! fa hianareo resy tsy hakoraiko zah nandresy aza hobiana hi hi hi !! fa miverena aby oa ee!! aleo ary fa tsy asiana aniny resaka mnistera iny tson ataoko fa zavatra hafa ndray no resahatsika e !! fa manorata eto mo ffa aza malaelo voalavo maty any fa mbola hiakatra ny avy any antsaha hi hi hi !!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par rangorivao69 le 20/02/2009 09:53
2. andrywui ( 19/02/2009 15:18)
tena nanjavona tkou ane izy rehetra e!! hi hi hi :-D i le tsinjo sisa hitako kely nitapifipify kely nanoratra prase ray ao de asa na hande ko io na ahoan fa ranomaso ko an'i nedala ao !!!! AIZA RANKIZY A!!!
3. Noue ( 19/02/2009 15:27)
lasa adala nga no miteny irery ato i wiwiwi klet'ieeee :-D :-D :-D :-D :-D
4. tsinjo ( 19/02/2009 15:28)
=)) =)) =)) aza mandy tsy afa tavony letsy e, hitantsika eo ny tohiny . Tandremo so tsy matanty a :-D
5. andrywui ( 19/02/2009 15:33)
Faly aho letsy tsinjo ah , faly aho ,tena faly aho oa aminareo eeééé!!! fantatrelah ve zay teny malaza zay ??? tsary ho heno tsony zao zay manomboka izao !!!! hi hi hi hi
6. molota ( 19/02/2009 15:43)
zavatra tsy misy dikany otran'izao V no mba mahafaly an'lah ry wiwi hihih :-D :twisted:
7. andrywui ( 19/02/2009 15:48)
molota a!! le ministera 4 rahapitso no tena mampifaly mafy ahy kah !! :-D asa na mba ho tafakatra enina zao io rapitso io na de hijannn 4 iany !!! efa nilaza aho ane fa hianareo otran'ny tsy nahatoky de naleo natao surprise e !!! tchin !!tchin !!! tchin !! kely letsy molota sy tsinjo a!! tsisy poizina i fa jus star mitsy !!
8. andrywui ( 19/02/2009 15:48)
molota a!! le ministera 4 rahapitso no tena mampifaly mafy ahy kah !! :-D asa na mba ho tafakatra enina zao io rapitso io na de hijannn 4 iany !!! efa nilaza aho ane fa hianareo otran'ny tsy nahatoky de naleo natao surprise e !!! tchin !!tchin !!! tchin !! kely letsy molota sy tsinjo a!! tsisy poizina io fa tena jus star mitsy !!
9. molota ( 19/02/2009 15:53)
Efa io ihany no Maha domelina anareo V mbola sotroina ihany mananao fôna! JERENA FOTSINY NY ADALANY :-D :-D :twisted:
10. Mirananirina ( 19/02/2009 15:54)
Inona indray izao mahafaly any le Andry zao nefa mbola tsy vita ny tantara
11. andrywui ( 19/02/2009 15:56)
Tsy manaiky ho akamako mitsy letsy elah ry tsinjo nefa ary za mb nijery ny sarinla sy ny madamalah tao !! de otran'ny mba oe tena olona reny ery elah fa bonaika be !!! misy mesazy ho anla any letsinjo a!!!
12. tsinjo ( 19/02/2009 16:00)
misaotra betsaka letsy aminy le nessage a fa efa voaraiko iny ,fa tandremo wa sao tsy hita eto njay rapitso we lasa aiza wuiwuiwui
13. molota ( 19/02/2009 16:02)
Andrywui efa DOZY tandremo pipi ampataloha :-D
14. andrywui ( 19/02/2009 16:03)
laisany ho ampihinanina aza mazoto ko za hampihinanan dray ve letsy no halaina a!! =D> =D> =)) :-D
15. tsinjo ( 19/02/2009 16:06)
ka ela nge tsy hita lava refa itanla voa ny tgvendrana anla e ,zay le mahavoa anla ,mitady anla doly ny akama retra fa misitrika ela
16. andrywui ( 19/02/2009 16:10)
kay lety e!! o lety ry molota a!! iza no lazainlah fa mipipi ampatalo le !!
tena mba tsy rariny kosa lesy zany ry lety a!! eny e!! mahatanty ah na maharary aza iny fa aza tratrako elasy ry tsinjo reo fa ataoko petsa laisany !!
17. tsinjo ( 19/02/2009 16:12)
ka i noue kou nge lty efa niteny anio e
18. molota ( 19/02/2009 16:16)
ka elah refa mamo dia ts mahatsiro tena koh! zay ilay hoé i Andrywui Radomelina tôka :-D :-D :twisted:
19. andrywui ( 19/02/2009 16:18)
hay Noue ko !! iny ary nitsoaka tsilemilemy tao ko !! asa na rapitso ndray iny vao ho avy eo !! fa roa zay ny ministera azo an !!! de ra mahazo 4 rahapitso de 6 zany !! de ra mahazo 10 ko rahafakapitso sabotsy de 16 zany !! eisy !! vita amin'ny sabotsy ny fakana ministera rehetra !!! sabotsy alina manao fety fotsiny !!! ny alahady mivavaka !! alatsinainy manohy miasa ao amin ministera vaovao !! progany tena milay zany an !!! hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D fa miarahaba anareo TIM amin'ny fahoriana aloha e !!! tsy aleo ve mivadika palitao e!!!! petsa eo anie ee !!
20. tsinjo ( 19/02/2009 16:23)
efa ao letsy noue de ho itanla eo ny ahazo anla
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0435