samia maka plasy tsara daholo fa andeha ny revy,isika hisoma

1. diamondra27 ( 19/02/2009 11:49)
raha fintinina izany ny zava-mitranga eto amin'ny tany sy ny fanjakana dia toa izao ny zava-miseho :
tena mampirevy be sady associé tsara i tgv sy Ra8 satria eritrereto ange hoe boate de nuit zany ny gasikara kely ny 1 dj mandefa hira: tompokolahy sy tompokovavy , rossy, sareraka , asiana vavaka kely eny anelakelany eny , ny 1 mivarotra yaourt sy jus classiko sy fromage atao raffraîchissement
Ny securité dia assuré fa ny miaramila sy ny polisy ary ny zandary no manao azy
ny medecin du monde sy ny croix-rouge eo vonona hitsabo raha misy maratra
ary ny spons de ny minisitra frantsay

rehefa mihira ny artistes dia ny dj mampiditra olona eo am varavarana sady manao vola ampaosy ihany
Tompokolahy sy tompokovavy mandrosoa daholo ianareo fa aza mijanona eny an-tokotany fa sao dia misy manao pillage sy tratry ny mpangaro-paosy
Mandrosoa , ny entrée gratuit fa ny consom no payant , ery amin'i Ra8 ery ny buffet misy jus tsara ao sy produits laitiers mampatanjaka afahana mahazo aina tsara handihizina mandritra ny tolona

tongava maro eeeeeeeeeeeeeeeee

ka hoy a aho hoe dj sy mpivarotra yaourt ve no mampikorontana ny vahoaka fa aiza ho'aho ry vahoaka ireny intello ireny e
iza tokoa izao no tokony mba hasolo ny firenentsika sa moa ny miaramila zany no hitondra ny tany sy ny fanjakana

répondu par molota le 20/02/2009 08:37
2. diamondra27 ( 19/02/2009 11:51)
izay mipetraka any am province de mitenena fa misy tgv special haka anareo na force one
3. xxx ( 19/02/2009 11:53)
miainga any indray ny dinika tsis dikany! tokony natao any @ hatsika sy lalao ity
4. Belami ( 19/02/2009 11:54)
KA ZAY NO VITANY AUTODIDACT KA AKORY ATAO E!!!
MI FAVORISE NY FUITE DE CERVEAU NY ZAVA MISY TSINONA!!!
5. diamondra27 ( 19/02/2009 11:59)
xxx eto no asiana an'io fa resaka politika no resahina ka
tsy diso toerana zany io
6. andrywui ( 19/02/2009 12:04)
diamondra !! ra ny tena tiako alou de ny TGV no mitondra nytany sy ny Fanjakana fa rehefa samy hiziriziry eo kosa anefa ny roa tonta ka hilentika iany ny firenena de manampy sy manohana anle hevitrao ery ambanimbany ihany aho !!! ka hita eo ndray ze manaraka avy eo oe innn no atao !! fa izao alou ry diamondra de sur 100% aho fa ho lasan'ny tgv ny prix Nobel a !! (hisy tezitra be ndray zao hiditra eo !!!) hivazavaza be !!
7. molota ( 19/02/2009 12:16)
Prix NObel JD vé :?: :-D :-D
8. diamondra27 ( 19/02/2009 12:34)
andrywui: ka i tgv ve ange hoe tsy afaka mitondra ny tany sy fanjakana fa kely taona e, zay no blem
de ny hôtesse izao efa mialoha lalana araka ny heno fa mba omeo vaovao kely

dia miandry le surprise lazainao atsy ambadika izany


fa inona koa aloha zany resaka sambo misy fitaovampiadiana izany e, teny akaikin'ny maroantsetra izany e, dia marina ve fa mpiandry ny fmpv sa fpvm le mpiandry ireny fa tsy mpiandry fosika zany satria hoe nidin'ny fanjakana @zao fotoana ny fiangonany ka nanome toky ny tgv fa hosokafany io raha izy no eo@fanjakana

de zao koa ry andrywui no mba tiako hofantarina f'efa 3 fois nge zao no naka ny ministera fa mbola tsy azo foana le izy e de inona ny paika
9. diamondra27 ( 19/02/2009 12:38)
le MAP " Mbola Ampio ny any Ampaosy " koa moa hatramin'izao dia tena mahazo vahana tsara fa minoa fotsiny ihany
10. klitika ( 19/02/2009 12:41)
Ahahahahahhahahahahhahhahha

Dia ahoana indray izany ry Diamondra 27 moa fa tsy 26 an? no mba amoronana tantara mikasika an'ilay fakana ministera.

Dia izao koa ry Diamondra 27. Raha mila folara, na satroka na lamba orange ianao, dia aza misalasala manantona ny INJET fa vonona ny hanome fahafaham-po anao izy, saingy aza adino ny saosy fa manjary tsy misy anaramana Videur rahampitso.

Fa aiza ihany aza i Rossy nefa izahay mba te hitapolaka amin'izao?
11. diamondra27 ( 19/02/2009 12:52)
klitika: rossy toa mbola maka aina tsara ao am île maurice ao koa
mety mila mosara orange isika atsy ho atsy fa hisy hana-manjo indray

heverindry zalahy fa jeux wii sy playstation ngamba ny vahoaka malagasy fa tiandry zalahy 2 tonta le rà latsaka ity
12. peta83 ( 19/02/2009 13:00)
tena otran' ny mba milay kosa zany revy zany ry diamondra ko, fa za alo t@1 nieritriritra hoe atao ao anatin'ilay Air force 1 le fety nefa mety tsy omby e??
13. diamondra27 ( 19/02/2009 13:10)
peta83: mety azo hanaovana aller retour plusieurs fois ngambany io ka, de afaka tognga daholo ihany

fa ny vaovao azo farany izany de zao hoe toa tsy hita tampoka ny nalehan'ny zafy we refa nisy bomba lacrymogène , i tabera ao am CRN hono voasambotra ary ny cameraman ny tv plus koa voadaroka sy confisqué ny camera


efa miroso ihany ny fangalàana ny ministera, efa eo afovoany ny miaramila izao
14. vale ( 19/02/2009 13:12)
andrywui:

diamondra !! ra ny tena tiako alou de ny TGV no mitondra nytany sy ny Fanjakana fa rehefa samy hiziriziry eo kosa anefa ny roa tonta ka hilentika iany ny firenena de manampy sy manohana anle hevitrao ery ambanimbany ihany aho !!! ka hita eo ndray ze manaraka avy eo oe innn no atao !! fa izao alou ry diamondra de sur 100% aho fa ho lasan'ny tgv ny prix Nobel a !! (hisy tezitra be ndray zao hiditra eo !!!) hivazavaza be !!

Ié ZA!!! tsy menatra akory ny mpanao bodongerona miteny oe rehefa samy hiziriziry, iz ano miziriziry?? mandat tsy mbola lany ny eo koa miziriziry ahoana? ianareo otran'ny ireny enfant gâtés ireny rehefa tsy mahazo izay zavatra tadiaviny dia hanao bétise, ny TGVendrana no MPIZIRIZIRY amin'ny heviny, ny mandat tsy mbola lany, ny demokrasianareo fopla satria demokrasia am fandrobàna fananam-pirenena sy fanimbana fananam-pirenena sy ny piray tanindrazana, de mbol HISISIKA IHANY ve ? tena tsy mahalala menatra an'izao tontolo izao! MIADY SEZA tsy menatra, fa raha nareo no miakatra eo ve tsy ny totakely sy mpamaky trano no atao minisitry ny filaminana?

=)) =)) =))
15. klitika ( 19/02/2009 13:17)
Tsy dia azoko mihintsy ity fakana ministera ity, fa sao mba misy afaka manazava o

Hoe inona no dikan'ny fangalana ministera?

Sa hoe miditra kely ao dia jerena ilay dossiern'ny akama maloto dia doraka kely.

Satria mivoaka indray rehefa avy eo fa tsy hoe mijanona ao akory ilay mpaka
16. klitika ( 19/02/2009 13:19)
Hitako iilay fika ry DIamondra 27 a

Vizaky ny dihy sy ny fitsangatsanganana niaraka tamin'ny TGV ianao? Tsotra ihany, hisy hotely azonao atoriana eny anosy, fa ho alaintsika ny fanalahidiny.
17. diamondra27 ( 19/02/2009 13:25)
kilitika: mila mandeha any am colbert aloha misakafo fa actionnaire ao manko i Ra8
za ange ry klitika mbola ho any 13 mai sy mahamasina fa maninona no asainao maka aina sahady

18. diamondra27 ( 19/02/2009 14:12)
tsy hita ndray hono ny nalehan'ny huissier ,
tena clown koa le film androany ty
19. cocorie ( 19/02/2009 14:37)
Ary tena mpamaky trano daholo reto ministra vaovao an
20. andrywui ( 19/02/2009 15:25)
Icocorico sisa maneno maraina ato a!! ny namanao rehetra efa nitsaoka tato daholo ka innn no tadiavina ato ?? tsy misy akotry ato fa nde mande any sao amporisihako kary eo ty akolahy lany taranaka ty !!!! efa an'ny tgv zao ny tanana !! an'i Andrywui ny Forum !!! hi hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0415