Lasa nitaingina TGV tena izy ny vadiny Fa kay lery TGVENDRAN

1. molota ( 19/02/2009 11:37)
Sa lasa naka vola hanakaramana Bemolanga indray :?: handoro sy hanimba tanàna an :?: :-D :-D
répondu par rangorivao69 le 19/02/2009 13:28
2. andrywui ( 19/02/2009 11:45)
malaelo anga elah ra mitaingina tgv tena izy i Mialy ?? sady tsy misy zavatra vao2 mba tenenina fa de zany tgvendrana zany foana no mba disk goaka tenenlahisany !! eo ndray zao de tgvendrana ndray oe
3. molota ( 19/02/2009 12:07)
aza VAKINA FOTSINY RY ANDRYWUI RADOMELINA dia milamina elah! :{ :twisted: ny an'lah ary wui wui fôna na in na in hihihi TANORA GAIGY VORETRA + VENDRANA SA MBOLA AMPINA???? :twisted:
4. andrywui ( 19/02/2009 12:27)
molota == Ary rehefa mijery ny momba anlh ao letsy de otrizao ny presentation anlah ao ::: === Mr Molota -= tsotra be ! mora hifandraisana ! gentil be ! tsy mpiady aman'olona ! tsara fanahy be ! be fandeferana ! vonona hiresaka aminao fa tia mandray olona !! hi hi hi hi raha tsy mahatoky anareo ray olona de ndana ange mba vakio ny mombamomba anlery ao e!! de ampitahao aminity zavatra nosoratany ho ahy ity amzay avy eo ze teny nataony ao amin'ny acceuil-ny ao!! anjely kely misy tandrony !! hi hi hi hi
5. rangorivao69 ( 19/02/2009 12:55)
raouioui> NDANA MITOLONA FA TSY VITANI WA WA WA ,KAY MBOLA NARARY VOODI VE ,NDANA MODY MITONDRA TEHINA LEITY A :-D :-D :-D
6. peta83 ( 19/02/2009 13:06)
nareo mifanao taimbava ato reo hoa , dana manao ftona eny @13 mai de eny mifamono fa zany ngeh no tadiavin'ny TGV sy Ra8 e!!
7. rangorivao69 ( 19/02/2009 13:28)
petakorna>ZAKA-DRIVOTRA HOTRAN-TGVENDRANA VE IO raouioui IO VE ,ZAY NO TSY ASAHINY MAKENY @ 13 MEY :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0819