cycle (régle)
1. xxx
(
19/02/2009 05:57)
slt daolo, cycle irregulier : na 28 na 31, aôna ny fanisa azy fa mampanay ref ...
répondu par baraingo le 11/03/2009 07:12
2. soanja
(
19/02/2009 06:44)
Sarotra be izany... satria ny toe-batantsika dia mifandraika koa amin'ny fiovaovan'ny fihetsem-po/ fiodin'ny asan'ny atidoha ka sao lahy hanahirana. Raha zah ianao dia manao fanabeazana aizana no mety raha tsy mbola te hiteraka/ na manao kapoty koa sady amin'izany. Raha efa tena tsy mety ireo dia ny fitazomana ny fahadiovana (fiteny io fa tsy hoe akory maloto ny hafa, azafady) mandrapaha-tapakevitra fa hiteraka no mety. Asa anefa. Aleo ny namana hafa mety hanana ny heviny mety hanampy anao. Mirary soa amin'izay hatao.
4. Lejoba
(
19/02/2009 14:42)
Zarao tranches de 10js : 10js voalohany manomboka 1er jour des règles, hatr@ ilay 10è jour ianao mbola milamina, mahazo mitsofotsofoka. 10js manaraka : sens interdit izany hoe ataovy vy ny kilaoty. dia 10js indray lasa izao. Normalement, tonga ao anatin'io 3è tranche io ny règle na ao anatin'ny 3 andro raha niova ny cycle.
5. ikaretsaka
(
19/02/2009 15:25)
rehefa mitaingina zavatra mandeha @ tongotra 2 ka tsy anao ny arabe moa tsy anananao sy tsy mbola zakanao ny assurance raha sanatria misy accident.... dia manaova casque
7. flodine
(
19/02/2009 15:49)
Papoose:
mividiana test d'ovulation raha tsy any dago injy, betsaka eny @ pharmacie, sady tsy de lafo, tsy fantako manko any dago na efa misy an'io koa ny eny @ pharmacie.
fa toa misy fanisana standard ihany koooooo!! fa tsy tadidiko foana!
8. Mirananirina
(
19/02/2009 16:16)
Matahotra ny ho bevohoka angaha sa...........
Manaova fanabeazan' aizana haingana
Manaova fanabeazan' aizana haingana
9. xxx
(
24/02/2009 11:11)
Lejoba:
Zarao tranches de 10js : 10js voalohany manomboka 1er jour des règles, hatr@ ilay 10è jour ianao mbola milamina, mahazo mitsofotsofoka. 10js manaraka : sens interdit izany hoe ataovy vy ny kilaoty. dia 10js indray lasa izao. Normalement, tonga ao anatin'io 3è tranche io ny règle na ao anatin'ny 3 andro raha niova ny cycle.
tena sur @io v nji??????????????
merci
10. Lejoba
(
24/02/2009 12:52)
Njii angaha?
Tsisy atahoranao io eh, ny spermatozoïde tsy velona miohatra ny 3andro
Ny période d'ovulation 14j talohan'ny ahatongavan'ny règle manaraka foana, na firy andro ny cycle na firy.
Fanampiny kely fotsiny : isaky ny tonga ny règle dia remis à zéro ny compteur, izany hoe, ny 1er jour @ iny foana no manomboka ilay tranche voalohany.
Ny protector angaha moa tsy mora be any Dago eh, mividiana en gros ao @ pavillon. Sady miaro @ infections no fimailo
lasa izao à dada, à dada, à dada

11. soanja
(
25/02/2009 02:06)
Raha miovaova ny cycle dia tsy fanao mihitsy ny manisa andro. Fa raha toa kosa mahavita ilay vehivavy hoe haka temperature isan'andro dia ahita tokoa ny fotoana ahafahany manann satria iny maripana iny tsinona afaka manome marik mazav hoe midina na miakatra izy izany fa apetaho ny fimailo. Na hoe "Aoka Aloha!"
12. xxx
(
25/02/2009 14:54)
Lejoba:
Njii angaha?
Tsisy atahoranao io eh, ny spermatozoïde tsy velona miohatra ny 3andro
Ny période d'ovulation 14j talohan'ny ahatongavan'ny règle manaraka foana, na firy andro ny cycle na firy.
Fanampiny kely fotsiny : isaky ny tonga ny règle dia remis à zéro ny compteur, izany hoe, ny 1er jour @ iny foana no manomboka ilay tranche voalohany.
Ny protector angaha moa tsy mora be any Dago eh, mividiana en gros ao @ pavillon. Sady miaro @ infections no fimailo
lasa izao à dada, à dada, à dada
tsy misy fanisàna andro azo antoka izany e, efa tratra aho matoa miteny , fa indraindray mitontona 8è jour ny ovulation , noho ny antony maro samihafa . Aleo foana mampiasa fimailo
13. Lejoba
(
26/02/2009 12:27)
AOKA ALOHA!!!!!!!!!
Azafady xxx mpanoratra fa tena diso kaonty aho hoy i Madama. Sady nandramako natao sary ilay izy fa hay raha lasa 35j tampoka ilay cycle dia tratra en plein dans le mille mihitsy @ ilay 2ème tranche de 10j.
Nilaza toa an'i Soanja sy xxx11 koa izy. lazainy fa rehefa cycle sauvage (izany ny anarany fa tsy ianao akory sanatria no sauvage) hono dia mety hisy période d'ovulation na @ fotoanan'ny règle aza. ???? Maty aho basin-janako.
Raha tsy mety hampiasa fimailo hono ilay lhl, dia ianao no tsy maintsy mitady hevitra hafa : pillule, tsindrona, ilay hazo kely asisika @ sandry iny, sns dia lazainy koa fa misy izany anneau izany atsofoka any anaty vehivavy dia maharitra ela, tsy haiko fa anontanio dokotera eh.
Raha tena tsy tratra dia rehefa vita ny atao dia mitsangana haingana ilay vhvv, manao 100m na mitsambinkimbikina eran'ny trano. Efa hitako io fa miverina milatsaka tokoa ilay lasa tany. Bon courage eh, dia bonjour la discrétion @ ilay manao sport ao @ chambre. Sady reraka double be
^:^ ^:^ :-@ :-@

14. xxx
(
26/02/2009 12:38)
Lejoba:
Raha tena tsy tratra dia rehefa vita ny atao dia mitsangana haingana ilay vhvv, manao 100m na mitsambinkimbikina eran'ny trano.
^:^ ^:^ :-@ :-@
Izany ve ho tafa r'ise ? :roll:
15. xxx
(
26/02/2009 13:11)
tsy misy fanisàna andro azo antoka izany e, efa tratra aho matoa miteny , fa indraindray mitontona 8è jour ny ovulation , noho ny antony maro samihafa . Aleo foana mampiasa fimailomarina mihitsy io lazain'i xxx11 io fa izaho izao no tena efa tratra t@ io 8è jour io; dia nisy rahavavin'ny namako koa tratra t@ io 8è jour io dia vao teraka t@ volana desambra lasa teo.
16. baraingo
(
11/03/2009 07:12)
mety o sur v fa bevoka ra manao firaisana 2 jours après ovulation (probabilité)
>> de ra fantatra ny jour d'ovulation de fir jour avant sy après no tena sur