raha ny fahalalako azy de mety ho antony roa no mahatonga izany: 1- mety ho osa ny ordinateranao (ambany ny processor sy ny sisa) 2- mety ho faible koa ny speed-n'ny internet. Fa raha ny tokony ho izy, dia tsy tokony ho tapatapaka mihitsy izy ireny, farafaharatsiny araka ny hitako ato amiko aloha.