dia tsy maintsy oatrizao foana ve eee ?????
1. Noue
(
16/02/2009 18:07)
dia tsy maintsy oatrizao foana kosa ve no ataon'ireo mpiaraka @ TGVendrana klet'ieeee ! ny hanimba, handromba, hamaky trano, sns eee ??? tssss !!! ZAO VE NO ATAO OE DEMOCRATIE TGV ???
http://www.france24.com/fr/20090216-partisans-opposition-andry-rajoelina-manifestent-antananarivo-sit-in-ministeres
jereo io vidéo io eee !! pffff :evil: :evil: :evil: :evil:

répondu par xxx le 17/02/2009 10:53
2. andrywui
(
16/02/2009 18:16)
Io vao mba nisy sary vanona kely no mba nalefan'i Noue hatramzay !! mba nisy ventiny kely !! nefa na zany aza de sary efa hitanze mijery vaovao ao io fa tsy mba oe sary extra reny mba tsy hita
3. molota
(
16/02/2009 18:25)
andrywui a! mbola tgvendrana fôna V elah é, ny adala hono anié no tsy miova @ny heviny é :-D :-D :twisted:
4. Noue
(
16/02/2009 18:25)
ny ekipan'lisany ve leitia dia tsy maintsy hanao an'zao foana klet'ieeeeee :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
5. andrywui
(
16/02/2009 18:29)
Raha mbola tsy azo oa ny fitondrana de ho mafimafy noho izay lasa zay no ho avy eo !! mazava ve izay ry Noue ??? misy ho potika eto fa ny TGV tsy mivern zany !!! azo !!ary ze tsy miala eo de ho voaosy soamatsara !! he he he he !!! rahapitso no porofo tena ahitana azy tsara !!!
8. salopard
(
16/02/2009 19:01)
rehefa oa oa oa , dia RFI E! ny frantsay e! manankorontana e!
de ahoana io zao , rehefa good @ nare , dia alaina indray ny france 24 atao referansa an !
mahaiza miteny oa va o miresaka , fa tsy
sao homeko dôzy be ! ?

9. Optik
(
16/02/2009 19:47)
Ninan'fatiny hoa ry TGVôtany androany !!!
Mbola nitetika hampiasa amboletra hatrany ôtran'ny efa fanaony hatrizay !!!
Tsy mbola nahita olona nandra sy kirin-doza ôtran'le io aho.
Manontany tena aho anio tontolo hoe : Fany inona ary ny an'lelikamaty reo no mieritreritra?

10. Noue
(
16/02/2009 20:14)
Echec de la prise des ministères : la manifestation pro-TGV dégénère
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img266.imageshack.us/img266/5048/analakelydebordementsbk9.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img266/analakelydebordementsbk9.jpg/1/][IMG]http://img266.imageshack.us/img266/analakelydebordementsbk9.jpg/1/w510.png[/IMG][/URL]

11. Noue
(
16/02/2009 20:15)
ZAO ZANY NO ATAO OE DEMOCRATIE TGVENDRANA !! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
12. ifiona
(
16/02/2009 20:43)
quelle honte pour Madagascar!
ny tena mampalahelo dia ireo faly @ izao ataon'ireo tgv ireto, hoe mbola aiza zay ireny fa mbola tsy maintsy hanakorontana, miseho mafy sns...
source (sobika): Andry Rajoelina s'entête dans une confrontation sur le terrain pour accéder au pouvoir. Sa méthode qui s'apparente a des coups de force est condamnée par l'opinion publique mais aussi internationale même s'ill bénéficie toujours d'un soutien populaire place du 13 mai.
Efa hoy ny rehetra hoe legalité constitutionnelle ihany no ekena, inona no mbola hanaovana mafy loha eo!
marina anie fa ny manohitra ts maintsy misy foana e! matoa tsy 100% ny vaton'olona iray dia tsy maintsy mihitsy ireo manohitra! fa rehefa hita kosa hoe tsy ny pro tgv no majoritaire d'efa tokony hajanona e! mionona! @ 2012 miezaka ny manao tsaratsara kokoa! sa aona

14. Andribe
(
16/02/2009 22:10)
mbola vitsy ny maty mbola tsy ampy fa aleo hitombo ihany laoha rehefa vita ny ministera dia ho etsy mahamasina indray aloha fa eny zao misy tsara vonoina :-D :-D :-D :-D
15. xxx
(
17/02/2009 10:53)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"