Ala vao ho vakiana anie io e! tsy maika mits ny hisioka aloh
1. andrywui
(
16/02/2009 16:49)
Aza mbola taitaitra aloh ka oe :maninnn no niverina eeeéé!! matahotra eééé !! zany ny aina eéé!! oié oié oié !! mila maharitra tsara fa ala vao ho vakiana ane izy ity sady Analamaozatra no anarany ka mila : fono-tongotra tsara ,mila mihinana kininina !! mila mitondra coupe-coupe sy boussole !! fa aza taitra fa ho avy eo izy eééé!! mbola ho ela ane oa no hanalana an'io ala io eéé!ny aina no matezà tsara fa ahafinaritra izy ity ka !!!! ho tsara ny lalao ! ahafinaritra ny score fa andaso moa eee!!! hany tsinjo , Noue ,Penguin , molota, Ngohia an ????
répondu par xxx le 17/02/2009 10:53
2. zama91
(
16/02/2009 17:03)
mahazotoa dia mba ataovy serieux fa hita hoe mal organisé be le tgviste,sady mba ministera miasa alaina hoan'ireo minisitra efa foatendry ireo.F'angaha moa tsy efa fantatr'i tgv hoe mihidy io ministera vao mandeha eny ny olona e ,aleo atao hoe tsy fanatany si non tena redicul be
3. xxx
(
16/02/2009 17:04)
hay efa ato ela ry ouioui an miaraba alea aloha ary iza ny copin ela rapuing
7. xxx
(
16/02/2009 17:11)
mba teneno lesy ry andrywui ny programlisany dem1 ministera aiza indray (l) (l) (l) (l)
8. Noue
(
16/02/2009 17:12)
dia inona indray zao no azon'i wiwiwi tao androany eee ?? satria zao no nitranga tao ???
17:00 - Des pilleurs et des casseurs se sont attaqués à des magasins à Analakely (Antsiva)
16:45 - La confrontation entre des partisans d’Andry TGV et les forces de l’ordre continue encore à Analakely et dans les pavillons: jets de pierre contre grenades lacrymogène et tirs de sommation

9. molota
(
16/02/2009 17:15)
:-D :-D :-D :-D :twisted: hihihi!! Ala vao ho vakiana @ny aona ary!! :-D :twisted:
10. Noue
(
16/02/2009 17:15)
ifiona:sady mi-wiwiwi ato zany ialahy no havalan'lahy hi-wawawi ato i ifiona klet'ieee ! politika anie zany eee
andrywui :-* :-* ah enfinnn!!! :lol:
:^) :^) :^) :^) :^)
12. molota
(
16/02/2009 17:23)
mba aoka ao ry TGV fa mifototra @nareo ihany anié ny afo atsan-ganareo é marina é :-D :-D :-D :evil:
13. xxx
(
16/02/2009 17:24)
andrywui:
Aza mbola taitaitra aloh ka oe :maninnn no niverina eeeéé!! matahotra eééé !! zany ny aina eéé!! oié oié oié !! mila maharitra tsara fa ala vao ho vakiana ane izy ity sady Analamaozatra no anarany ka mila : fono-tongotra tsara ,mila mihinana kininina !! mila mitondra coupe-coupe sy boussole !! fa aza taitra fa ho avy eo izy eééé!! mbola ho ela ane oa no hanalana an'io ala io eéé!ny aina no matezà tsara fa ahafinaritra izy ity ka !!!! ho tsara ny lalao ! ahafinaritra ny score fa andaso moa eee!!! hany tsinjo , Noue ,Penguin , molota, Ngohia an ????
noue noue ny ahy ry andry wui raha lasa eo io tgv io dem
:-*
14. Mirananirina
(
16/02/2009 17:28)
efa miasa ve ianareo ry tvg,,ary Andrywui io ve ministre sa inona e, :lol: :lol: ,rehefa tsy mahazo toerana ao ambony miaraka amin'i Andry ao ve ianao tsy hangina e
15. xxx
(
16/02/2009 17:30)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tena kozy io a ! fa tena hankona mitsy aho vao nahitantoi ry wiwiw fa taiza no ela no tsita nama a! akevitry ny tany tanana nga sa oe owena de de mdy miala sirika , @ oe ala vo ho vakiana , tena kobo be nareo hoe very , Teny Ambotsirohitra ne efa tany ampovoanala e ! ka zay no hilazako hoe very nareo , zay ve vao hitady boussole eeeeeeeeeeeee! ny telephone lany charge , ny ala mikitroka tsy tafavoaka nareo e! fa zao aloha e ny resaka de resaka ihany fa toi nge akama fona na de oe TGV azy e! sady milay le manalantoi e ! sa ahona razoky :°)
16. ifiona
(
16/02/2009 17:31)
Noue:
ifiona:sady mi-wiwiwi ato zany ialahy no havalan'lahy hi-wawawi ato i ifiona klet'ieee ! politika anie zany eee
andrywui :-* :-* ah enfinnn!!! :lol:
:^) :^) :^) :^) :^)
za ry Noue tena ôtran' lasa tara aminy a!
:-D :-D tena tokony mivadika ary @ fitiavana izahay fa izy mbola mafana fo be ato! tsy koi zany fa ato no hireventsika azy! :lol:
ary fa maninn wa rehefa resaka tgv foana no misy korontana, jereo zao ny manif @ ravalo tsy mba mikorontana zany.
Sady efa hita zao fa na ireo vahoaka taritin'i andry tgv aza d'efa tsy voafehiny intsony, efa lazaina fa aza manaraka ireo ministra mbola manaraka ihany, efa lazaina fa radem vao maka ministera mbola be doika ihany! inn ko zay firenena ho voafehin'ity tgv raha zany! sa aona!
17. molota
(
16/02/2009 17:40)
tsy misy fantatry TGV oa zany Fitondrana Firenena izany! ny talentany :DJ :{ :-D :twisted:
18. andrywui
(
16/02/2009 17:44)
esssy e!!! aza maika oa fa vao hanomboka ane oa ny lalaoe!!!
--aza maika fa mbola tsy masaka tsara ny lohomby !! omeko look's eo iany ze te hihinana fa aleo aloha ahamaky kely anity ala maozatra ty fa mlam fotsinyoa !! faza mitabataba be fa manaitra vorona ho tifirina !!! zao fotsiny :: ny huissier tsy ilaina ndray fa atao ady gasy ==== barre amine sy barre apince ary koktail molotov fotsiny de vita ny kilalao tsika !! de aza mifanadala kely vetivety aloha fa hividy essence raimm a fa ef aveo !!!

19. zama91
(
16/02/2009 17:47)

:-D :-D :-D