ho ela velona anie i tgv
2. xxx
(
16/02/2009 15:30)
bazylou:
aleo hanaovan'ny jeune azy rehefa tsy hisy apoaka ny antitra lany daty e
Izy no mody jeune leader fa ny ao ambadika efa dinosaures daholo , ny locomotive no TGV angamba fa ny Wagon efa bobongolo , dia izao mirazorazo toy ny T...tsy mety latsaka izao e?
4. andrywui
(
16/02/2009 16:53)
MERCI BAZILOU AN !!! MAKATELINA DE HO TAHIANA E!!! HO ELA VELONA TGV !!! OK !!! VIVE TGV!!!!
5. molota
(
16/02/2009 17:19)
TGVENDRANA V , MBOLA TSY MIKATONA NY LOHA MALEMIN' INY é ianareo V hoé tsy mahalala fa DJ anié no tena talentan' i lery é!!! :{ :{ :-D :twisted:
6. andrywui
(
16/02/2009 17:57)
molota a! fa elah io mits aza ane no mitotorebika manala pataloha mits ref mande ny DJ alefan TGV ee
8. daomania
(
16/02/2009 21:49)
Ny dinausore raha lazain'i bazylou fa lany daty, normal izany, efa mandroso ny taona.
Fa ny tanora vao 34 taona ho "has been" sahady rahampitso no ridikily sy mampalahelo. Tanora dia ho efa alzheimer sahady ! Moa tsy efa voaporofo io : manao annonce tonitruante androany, ny ampitso dia ny contraire-n'izay no lazaina !
Aoka atao hoe mahay mandainga fa raha tsy izany atahorako ho tena alzheimer mihintsy marina e ! :oops:

10. bazylou
(
20/02/2009 16:06)
tsy probla izany e!! rah ohatran'izao foana dia aleo asiana tgv hananika ny lanitra e!! aleo idiran'ny jeune ho aho fa ny soara efa reraka daholo!! :°)