Miala dôly

1. Picsou ( 16/02/2009 14:25)
Tsy aleo ve Zafy no atao eo fa lery mora miala rehefa misy grevy? sady lery mpiasa be voton'anatra. Mora miala rehefa tsy milay. :-D :lol:
répondu par molota le 16/02/2009 18:42
2. Noue ( 16/02/2009 14:33)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. princesseN ( 16/02/2009 15:08)
:-D :-D :-D ko manina tokoa moa eh! :-D :-D :-D
4. Mirananirina ( 16/02/2009 15:48)
:lol: :lol: :lol: .Ka izay tonga eo toa misy mpanala foana ko
5. andrywui ( 16/02/2009 16:54)
TGV IANY RY BORAINGONA NO MILAY
6. molota ( 16/02/2009 17:47)
TGVENDRANA V mbola tsy mikatona ny loha malemin'iny éé :-D :-D :twisted:
7. andrywui ( 16/02/2009 17:59)
molota aza mitabataba be moa fa kalm fotsiny fa tongava alou rapitso ra te ahita !! ministera babo molota !! firy no alaina rapitso ??? roa sa telo ??? he he he vita io e!!!! milamn fotsn
8. molota ( 16/02/2009 18:42)
iza no tadiavin'ilah ATAO SORONA eo ra tsy hoé TGVendrana koh! toetsaina DAHALO HIHIHI :-D :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2722