IREO MINISTERA TSY NANANANA MINISTRA NO SAIKA HALAINA

1. tsinjo ( 16/02/2009 12:14)
mahagaga fa dia ireo ministera tsy nanendrena ministra no saika halaina androany
répondu par xxx le 17/02/2009 12:19
2. bozyboleta ( 16/02/2009 12:29)
Ha ha ha... Aleo hanaonao foana eo e!
Andeha haka huissier hono izao dia izao satria tsy manaiky ny vahoaka fa tsy maintsy tanterahina izao dia izao.
3. tsinjo ( 16/02/2009 12:33)
:-D :-D :-D
4. tsinjo ( 16/02/2009 12:41)
nitsoaka ireo delegasiona , ny vahoaka sy ny miaramila sisa no mifanandrina ,tssssss
5. xxx ( 16/02/2009 12:49)
efa pres ny morgue e,teneno ny miaramila tsy hitifitra betsaka fa tsy ampy ny vata paty,e ary aiza tgv efa lasa nitsoka koa ve
6. yuka ( 16/02/2009 13:03)
tena manao fianana fozaorana Vokatra be mintsy reto TGVoretra reto kah!
simba ny tanindrazana marina :evil:
7. tsinjo ( 16/02/2009 13:36)
Fanambarana :

Antsiva ==> milaza fa nitsoka ireo mpitarika ka ny olona sisa no mifanandrina amin'ireo miaramila .

Viva ==> nilaza fa niverina eo amin'ny 13 mei ireo mpitarika .

Iza no marina nefa samy pro TGV reo ???
8. Mirananirina ( 16/02/2009 15:59)
efa pres ny morgue e,teneno ny miaramila tsy hitifitra betsaka fa tsy ampy ny vata paty,e ary aiza tgv efa lasa nitsoka koa ve
:lol: :lol: :lol: Tsymihomehy faty aho.fa ilay filazanao azy no mapome
9. andrywui ( 16/02/2009 16:58)
Tsy mbola mila ra latsaka de aleo alo anio mandefitra ee !!! fa rahapitso kosa !!!!!!!!! he! he! he! he! eo atsika mahita izy !!
10. xxx ( 17/02/2009 12:19)
tena hita mihintsy hoe mpamosavy ny fisainanao ry andrywui, liandrà loatra sady tia faty, horera be! bbbbbbbeeeeeeeeeeuuuurrrrkkkkkkkkkkk! :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515