Ny gara farany hijanonan'ny TGV

1. BOYSGOSS ( 16/02/2009 10:31)
1-Miha mihena ny mpanaradia
2-Miha tsy tazana firy intsony ireo akamany (dollin,rolland, pierre houlder,...sns)
3-Mihalany ny vola hanakaramaina jiolahim-boto ampiorohoro olona
4-Tsy mandaitra intsony ny tsaho
5-Manomboka ny ady an-trano satria samy te ho minisitry ny "gouvernement de la rue publique"
6-Tsy tafiditra tao ambohitsirohitra ny "premier ministre Roindefo izay marihina fa 0,02% no vato azony mba tsy hilazako hoe 0% t@ election presidentiel 2006
7-voavalim-botana teny mahamasina t@ olona nifanitsakitro
8-Ny relation international miaro ny legalité izay mbola noporofoin'ny vahoaka tetsy mahamasina fa mbola legitime ihany koa

Ny mety ho gara farany hijanonany dia ny fampiasana basy akana fahefana ary eo no vita tanteraka ny aminy
répondu par Fahazavana le 16/02/2009 13:55
2. Noue ( 16/02/2009 10:32)
efa miady an-trano ny ekipany zao
3. tsiafoi1 ( 16/02/2009 12:13)
RAVA ny Firenena izay miady an-trano

JEHOVAH Andriamanitra dia mahery noho ireo DEVOLY MPANAKORONTANA SY MPANDRAVA
4. Fahazavana ( 16/02/2009 13:55)
Aza manonotonona foana ny anaran'ny Jehova Andriamanitrao

Vitsy ny hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra ? ianao io ? ho tafiditra ve ?

Ny Association n'ny malfaiteurs aza mahazo olona betsaka , jereo ohatra i hitler
presque azony izao tontolo izao , na dia nandefa olona tany @ camps de concentration aza izy dia betsaka ny nanaraka azy midika ve izany fa tsara ny fanahy ao aminy ?

Na ho fenonao aza ny forom satria manao gigolo velombehivavy aho dia misy fotoana hanoratana lava eto , dia mino ve ianao fa izay no midika fa miaraka aminao Jehova Tsy 24 h ny fiainana fa malalà menatra amin'ny fanjehana olona eto

Etes-vous un connard prétentieux ? maka ny toeran'Andriamanitra A+ :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.333