Misokatra ny maso ary hita fa tsisy dikany ny TGVendrana
1. penguin
(
16/02/2009 09:55)
Tena misokatra ny maso ary mahita fa mitetika ny ho lasa amin'ny revin-gadra ny TGVendrana. Tsy hanampy azy ny vahoaka fa hano aloha ny saosiny rehefa mitpitapy ry boay kely é. Izaho no MIBAIKO hoe donto nefa aiza ity baikonao ry TGVoa ?
répondu par xxx le 17/02/2009 10:55
3. karavasy
(
16/02/2009 10:09)
Tsy mila TGV ny Malagasy mikatsaka fandrosoana. Tohizo ny làlanan-tsiaka hoy ny vahoaka
9. namanabe
(
16/02/2009 15:15)
Tsy afaka hidominenan vehivavy intsony ny resaka sex noue noue n'ny vahoaka rehefa milay fa ny dondrona , vendrana , tsy misy saosy fa gigolo , victimen'ny tsy fahavitany ny sitrapony satria tsy misy apoka , misandoka andra8 dia tsy misy mpanao combien dia tsy misy mpi noue noue fa DEVOLY DONDRONA BE GAGALY
BETSALEO B
BETSALEO B
10. xxx
(
17/02/2009 10:55)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"