Dé ahoana hikopaka sa hamely fantsy TGVoa ?

1. penguin ( 16/02/2009 09:35)
TGV ary haingana dia haingana na tsisy làlana andehanany aza eto Madagasikara fa maika hirosoroso amin'ny mokondohabe. Ka ahoana hanorana sa hanavandra sa hikotroka sa hitondra zaza tsy ampy taona indray ny TGVoa ?
répondu par xxx le 17/02/2009 10:56
2. essera ( 16/02/2009 09:37)
Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.

Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hidirana daholo ny zavatra rehetra. Mba manaja tena e !!!

1) FJKM (vice président de la FJKM).
2) TIKO (produit laitier).
3) TIKO FARM (tout ce qui a trait à l’élevage et ses dérivés : veaux, vaches, cochons, couvées en plus de la collecte de lait qui a conduit à la ruine des centaines de petits producteurs en milieu rural).
4) FEED MILL (tout ce qui a trait à l’alimentation des animaux de ferme, particulièrement les provendes à base de maïs et manioc).
5) MAGRO (Magasin de gros).
6) ALMA (Asa Lalana Malagasy qui rafle tous les marchés juteux sans appel d’offres comme la réfection et routier)
7) CCM (CCM pour Compagnie de construction malgasy (bureau d’études de génie civil, construction de routes (encore !), de barrages…).
MBS radio et TV (Média).
9) Radio Mada (Média).
10) Radio Fahazavana (Média). .
11) Imprimerie Blueprint. (Imprimerie).
12) Imprimerie MBS. (Imprimerie).
13) I-MADA (Publicité et impression).
14) TIKO AIR (Société aérienne).
15) TIKO OIL (Huilerie).
16) MANA (Minoterie)
17) Shoprite (Grande surface - actionnaire majoritaire)
1 CARLTON - ex HILTON
19) COLBERT (Grand hotel - actionnaire à hauteur de 40%)
19) URBAN GRAPHIC ou NYR IMAGE (acolyte)
20) Secteur EXPORTATION :
21) Secteur MINIER
22) Somacodis, Sinpa, Sice. (les noms seulement sont obsolètes)
23) TIKO AGRI (collecte de tout ce qui se fait en matière de… matières premières. Un champ très vaste…)
24) Presse : Le QUOTIDIEN et NY VAOVAONTSIKA
25) TIKO GROUP BTP (spécialisé dans la fabrication de produits pour BPT comme les agglomérés, les buses, la vitrerie, la peinture bref tout quoi !).
26) Abbatoir
3. penguin ( 16/02/2009 09:43)
Tsy mila TGVoa izay na ahoana na ahoana. Ireo indray ny Ministra roa manaraka dia mandihy ao @ 13 Mai. Tsy manaraka sesi-dohalika ny Malagasy mila fivoarana.
4. ralalaina ( 16/02/2009 09:47)
Matahotra sahady ry penguin kely aina nefa te hanao eo,kely sisa ny andro hitabatabany ela eto
5. dasy ( 16/02/2009 09:47)
tsy misy hidarana @ maha-president republique malagasy an'i Ra8 anie ireo zavatra ireo e! tsy nanao ny asany ve izy noho ireo , tsy nahavita lalana ve izy noho ireo sy ny sisa...
6. nyavo2000 ( 16/02/2009 09:48)
Pour un Holding Financier ( voir ce que fait un Holding), de normal raha misy fampiasam-bola maro samihafa ataony. Ny antsika malagasy dia fialonana daholo
no betsaka rehefa tsy mahovoka sy mifaninana @ malagasy toa an'ny tena, mba jereo ireo karana sy vahiny mpampiasa vola dia ho hitanao hoe R8 de mbola un petit d'homme d'affaire. Exemple: RAJABALY.

Tsy milaza anefa izany hoe tena tonga lafatra izy , mety hisy fahalemena toy ny hafa, fa ny esprit na entrepreneur ao aminy no tokony hianaran'ny malagasy hatao.


essera:

Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.

Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hidirana daholo ny zavatra rehetra. Mba manaja tena e !!!

1) FJKM (vice président de la FJKM).
2) TIKO (produit laitier).
3) TIKO FARM (tout ce qui a trait à l’élevage et ses dérivés : veaux, vaches, cochons, couvées en plus de la collecte de lait qui a conduit à la ruine des centaines de petits producteurs en milieu rural).
4) FEED MILL (tout ce qui a trait à l’alimentation des animaux de ferme, particulièrement les provendes à base de maïs et manioc).
5) MAGRO (Magasin de gros).
6) ALMA (Asa Lalana Malagasy qui rafle tous les marchés juteux sans appel d’offres comme la réfection et routier)
7) CCM (CCM pour Compagnie de construction malgasy (bureau d’études de génie civil, construction de routes (encore !), de barrages…).
MBS radio et TV (Média).
9) Radio Mada (Média).
10) Radio Fahazavana (Média). .
11) Imprimerie Blueprint. (Imprimerie).
12) Imprimerie MBS. (Imprimerie).
13) I-MADA (Publicité et impression).
14) TIKO AIR (Société aérienne).
15) TIKO OIL (Huilerie).
16) MANA (Minoterie)
17) Shoprite (Grande surface - actionnaire majoritaire)
1 CARLTON - ex HILTON
19) COLBERT (Grand hotel - actionnaire à hauteur de 40%)
19) URBAN GRAPHIC ou NYR IMAGE (acolyte)
20) Secteur EXPORTATION :
21) Secteur MINIER
22) Somacodis, Sinpa, Sice. (les noms seulement sont obsolètes)
23) TIKO AGRI (collecte de tout ce qui se fait en matière de… matières premières. Un champ très vaste…)
24) Presse : Le QUOTIDIEN et NY VAOVAONTSIKA
25) TIKO GROUP BTP (spécialisé dans la fabrication de produits pour BPT comme les agglomérés, les buses, la vitrerie, la peinture bref tout quoi !).
26) Abbatoir



7. ralalaina ( 16/02/2009 09:50)
tsy nahavita ireo lesy izy raha tsy nangalatra vola mpanjakana a
8. penguin ( 16/02/2009 09:52)
Ny anay sy ireo teny Mahamasina dia mazava fa tsy mila TGVendrana. Olona maro an'isa ireo fa tsy zaza tsy ampy taona tairina amin'ny Atsonjombe akory.
9. tataka ( 16/02/2009 10:02)
TGVasoka ho lany andro eo dia ho raisimpotsiny ny farany. Tandremo miara very andro aminy.
10. yuka ( 16/02/2009 10:54)
TGVery efa lany fika ee! :-D :-D :-D
efa ataon'olona fanalanazy sisa ny 13Mai sy ny forongony!
:-D :-D :-D
11. xxx ( 17/02/2009 10:56)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502