TOLONA hono ka hoe .....
1. lemenakely
(
14/02/2009 17:30)
1947 : TOLONA
1972: TOLONA
1991 :TOLONA
2002 :TOLONA
2009: TOLONA
Ny zavatra tena hita sy tsapa toa arakaraka ny HIADIANA ny TSY RARINY @ ity resaka TOLONA ity , toa vao maika MILENTIKA ilay firenena?
Aiza no misy firenena ka tsy misy mahantra mbà andehanako ?

répondu par Noue le 14/02/2009 19:09
4. lemenakely
(
14/02/2009 17:38)
fa tolona ihany no tanjona t@ 1947 e, samy nilaza io daholo na ny MENALAMBA na ny VVS , ny JINY sns
6. lemenakely
(
14/02/2009 18:06)
Noue:
dia inona zany no tokony tsy natao oe tolona eee ???
Amiko ny resaka hoe tolona dia ADY izay , satria raha naheno ohatra aho hoe NITOLONA niady lehilahy tatsy i RA... sy RA...., dia mazàva tsara angamba ny dikan izay
Hiady @ INONA ary izany ilay gasy ? :idea:
8. mosabe
(
14/02/2009 18:15)
lemenakely:
1947 : TOLONA
1972: TOLONA
1991 :TOLONA
2002 :TOLONA
2009: TOLONA
Ny zavatra tena hita sy tsapa toa arakaraka ny HIADIANA ny TSY RARINY @ ity resaka TOLONA ity , toa vao maika MILENTIKA ilay firenena?
Aiza no misy firenena ka tsy misy mahantra mbà andehanako ?
Ianaro ny tantaran'ny firenen'ialahy vao manoratsorapoana ....
anak MDRM
9. lemenakely
(
14/02/2009 18:42)
mosabe:
lemenakely:
1947 : TOLONA
1972: TOLONA
1991 :TOLONA
2002 :TOLONA
2009: TOLONA
Ny zavatra tena hita sy tsapa toa arakaraka ny HIADIANA ny TSY RARINY @ ity resaka TOLONA ity , toa vao maika MILENTIKA ilay firenena?
Aiza no misy firenena ka tsy misy mahantra mbà andehanako ?
Ianaro ny tantaran'ny firenen'ialahy vao manoratsorapoana ....
anak MDRM
ANDAO HITOLONA ary raha mafy ialahy e? :?: