JT VENDREDI 13 FRANCE2 henoy anie e!

1. sipagasy ( 14/02/2009 08:54)
mitatitra fotsiny aho ann, henoy anie e! eo à faha 24min40sec eo ho eo no ahenoana azy. http://jt.france2.fr/20h/ .

Mihainoa finaritra aza e! :-* (l) :-*
répondu par tovolahy007 le 15/02/2009 17:20
2. Razouzou ( 14/02/2009 08:56)
désinformation :x :x :x :x dehors la france
3. sipagasy ( 14/02/2009 09:05)
fa iza no mitana ny marina e!!!! hihihi
4. rabingogilabanga ( 14/02/2009 09:11)

3 choses à dire:
-Andry RAJOELINA parle bien, posé et très conscient de sa responsabilité

-Ravalomanana n'a pas parlé, pourkoi ignoré par la presse ? je ne crois pas EN tout cas na teny MAHAMASINA AZA izy tsy tonga; ou autocensure, parce que honte de ne pas capable de bien parlé comme andry ?

-HAY NOMEMBOLA IZANY NY TONGA TENY MAHAMASINA? France 2 le prouve par image, si vous ête contre (vous les pro-RAVALO), apportez aussi votre preuve ou argument, mais pas de formule trop facile: LA FRANCE DERRIERE, LA FRANCE NE NOUS AIME PAS, etc...

nous en tant que neutre, veut voir


misaotra anao ry sipagasy a!

fa tsara bika kosa aloha ianao an (très très belle)!


5. sipagasy ( 14/02/2009 09:31)
hihihih rabingogilabanga be lokomena koa tsy ratsy kannnn

ka izay hoy aho e!!! ny mpilahatra haka vola koa eo an-daniny na ho feno aza i Mahamasina e!!! na ho foana aza ny kianjan'ny 13 Mai androany, ny marina tsy mba maty, mitsilopilopy eny ihany izy ary farany mamiratra, volamena latsaka an-tany ny fahamarinana, tsy maintsy misy mahita indray andro any.
6. tsinjo ( 14/02/2009 09:59)
rabingobilabanga:
je ne crois pas EN tout cas na teny MAHAMASINA AZA izy tsy tonga
:-D :-D fa ao izy zao amitsika manoratra zao ka , de aona njay ??? :-D :-D
7. andrywui ( 14/02/2009 10:43)
Sipagasy OK !!! tsy misy fahamarinana ho an'ny olona efa nandatsadrà olona marobe zany !! fa na ho afaka eto antany aza de ny hell kou eo efa miandry azy !! fa izao aloha mbola eto antany defa ho faizina mafy izy sy ireto babakoto mpanohana azy ireto ! mba ahatsapa fa mpanaradrenirano fotsiny ane ry zalahy ato reto fa xtsy misy tena zavatra mba mazava ze teneniny !!
8. Noue ( 14/02/2009 10:56)
rabingogilabanga:

-Andry RAJOELINA parle bien, posé et très conscient de sa responsabilité



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. Andribe ( 14/02/2009 11:01)
Noue:

rabingogilabanga:

-Andry RAJOELINA parle bien, posé et très conscient de sa responsabilité



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))


VOLA BEEEEEE VOLA BEEEEEEEE TSIMAINTSY MAMONO VAHOAKA BEDEBEEEEEEEE

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. andrywui ( 14/02/2009 11:27)
jereo kely ny kozin'ny Twing atsy ambadika atsy fa any Atsirabe ony lery mahi olona bedebe hiakatra aty iarivo vints miampy sakafoeo Ambohimandroso maraina ,atoandro , hariva !! ka aona ndray nareo zao fa ra tena jerena zany de zara ra misy Tananariviens 100 ao na latsaka aza fa de ny tambanivohitra sy ny Faritany akaikikaiky no tambazana !! ko hanao vakansy ko ary hatao ko efa tolabinnn bojy ve !!HI HI HI HI
11. tsinjo ( 14/02/2009 12:15)
monsieur le ministre > raha tena marina zany inn ary no tsy iraisanjareo hina de aposaka ao mahamasina ny marina na tounde samborina teo i ravalo satria le oul retra tao nge ka voatamby vola zany fa tsisy tia azy e, ka inn no nahasaka ?????? oul bedabe reny fa tsy oe andian'oul kely akory :-D :-D
12. zakilinina ( 14/02/2009 13:35)
Feno hipoka i Mahamasina androany ary mitaky ny hisamborana an'i TGV ny olona rehetra. Tsara angamba raha ajanona amin'izay ny 13 mey fa manala baraka ny gasy. Aleo aseho ny olona maneran-tany fa capable manova président i Madagasikara amin'ny alalan'ny fifidianana fa tsy amin'ny fomba amboletra toy izao. Lany ara demokratika Ra8 tamin'ny roa taona. Lany ara demokratika koa TGV tamin'ny herintaona. Porofo fa tsy nisy hala-bato tao. Fandrosoana lehibe ara demokratika ireo fifidianana roa ireo raha ampitahaina amin'ny an'ny firenena sasany. Mino aho fa ho fifidianana ara demokratika koa ny amin'ny 3 taona ho avy. Misaotra tompoko.
13. katitsara ( 14/02/2009 13:42)
hita mitsn oe fanaratsinab fahatany ny anao ry andrywui vendrana,
ra tena nataoko ny fandinihana, mihajab daolo ara, ary ita fa oln miasa aradalana ,donc manaraka sy manohana ny aradalana ny tao mamasina fa par contre ny 13 mai dia sobor b rasta tsisy asa sy mpandroba mpanakorontana,
ary ny tambanivohitra ko d oln ohtrn reetra ian, aza manambany oln fa jereo alo ny anareo eny am 13mai ra snob otrn andry tgv nareo
ny vahoaka dia vahoakan'Andriamanitra fa tsy atao fitaovana sy sorona amn tsisy antony,nanin izy tsy nanolotena teny ambotsirohitra ? na ny mpitarika teny ara nitsoka satria efa nalala mialo fa hisy itifitra...
14. ralalaina ( 14/02/2009 14:22)
enao no tena mpanaratsy olona ry KATIRATSY A ,ny vodinao angamba no misaina
15. gran ( 14/02/2009 16:59)
mahamenatra l toetsaina, tsy mbola tara fa lanjalanjao ny teny fa mampianadratsy ny tanora sy ny ankizy. Sa ve oe "y a que la verite qui blesse"
16. sitlo ( 14/02/2009 17:01)
-HAY NOMEMBOLA IZANY NY TONGA TENY MAHAMASINA? France 2 le prouve par image, si vous ête contre (vous les pro-RAVALO), apportez aussi votre preuve ou argument, mais pas de formule trop facile: LA FRANCE DERRIERE, LA FRANCE NE NOUS AIME PAS, etc...


Tsy hitako mihitsy ilay mpanome vola teo. Azo atao tsara ny miteny ny naman-dRajoelina hoe andana mody manome vola ary fa tsy maintsy misy mandray foana io.
17. zama91 ( 14/02/2009 19:19)
na nisy vola nozaraina teny mahamasina na tsy nisy vola tsy izay olona 10.000 no teny @ 13mai no handeha hanosihosy ny 2.700.000 ny olona nividy an'i ravalomanana t@ fifidianana ara dalana il y a 2ans
18. kotobekibo ( 15/02/2009 00:01)
tapaka ny tsinaiko mahita nareo retra miady ato nefa ny any dago tsy mahalala akory ny fisianareo .
Hevitra no ampiadiana fa tsy ny ol , donky aza mifanaratsy ry zareo a! tsy mampiova n'inn n'inn ny fifanaratsiana ataon-tsika @ tsika tsi-1-1 avy ;
=))=))=))
19. tovolahy007 ( 15/02/2009 17:20)
Salama doly!
Ity resaka holazaiko ity de efa nambarako any @ takelaka hafa. Raha resaka hoe namono olona satria ilay olona dia nianika ny lapa-panjakana re olona de RERAKA FOANA EO IANAO NO TENA MARINA,ARY MATIMATY FOANA KO. Staria inona ny antony hoy ianao?? Ny antony dia izao FILM EFA NANDEHA IO T@ RATSIRAKA TOMPOKO RAHA INDRENY FA NASESIKY RY SAVONY VAVA SY RA ZAFY LABERA TENY NY VAHOAKA. NANOME BAIKO RATSIRAKA HITIFITRA, FIRY NY MATY?????MBA VALIO AZAFADY. 1990 IO, LASA TANY FRANTSA RATSIRAKA SY NY FIANAKAMS NY, TSY NISY BEDY TSY NISY FAMPISAMBORANA. Ny zavatra tena nahagaga ahy de INY RATSIRAKA FA NIVERINA AFAKA 2 TAONA, INONA NY ZAVATRA NITRANGA????? FITSENA MAKOTROKA T@ ENDRIKA FALY SY RAVO, DE MBOLA LANY T@ ISANJATO MAZAVA REFA NIROTSAKA NDRAY HO HO FILOHAN'NY MADAGASIKARA. ANGAHA TSY NAMONO OLONA RADIDY EEEE?? MANINONA IZY ZAO? ATAOKO IZY FA MIGALABONA TSARA ANY FRANTSA. Ka hoy ahoe hoe, IANAREO NO HO FATY EO RE OLONA, FA IZAY OLONA NAMPANIRAKA HAMONO NA IO RAVALO NA IO RA ANDRY, TSY HISY ANINONA ZANY MITSY NA ANDEHA MBAMIN'NY LOHANAREO AZA. Ny tena tiako lazaina dia izao, NY MATY @ ZAO, DE MATIMATY FOANA TSY @ ANTONY, FA RY NGEZA ISANY ANIE KA TSY HANINONA MIHINTSY E, OHATRA @ ZANY RADIDY TOMPOKO. MOA VA MIGADRA IZY ZAO????? VALIO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7383