Saina Malagasy ho an'ny tanindrazana

1. bonbongasy ( 14/02/2009 01:18)
Ry mpiray tanindrazana,

Malagasy izahay ary mirehareha amin’izany tanteraka. Raha miombon-kevitra anay ianao dia mitsangàna mba haneho :

- ny fitiavana ny Tanindrazana
- ny firaiketam-po amin’ny demokrasia, ny fahalahan’ny fanoehoan-kevitra sy ny isam-batan’olona
- ny hetahetam-piovana sy fivoarana anaty fandrian-mpahalemana sy fifanajana.

Tsy miandany na amin’iza na amin’iza amin’ireo mpifanandrina isika fa mikatsaka izay mahasoa hatrany an’I Madagasikara.

Ho fanehoana izany dia miangavy anao hampitsangana ny saina Malagasy miaraka amin’ny famantarana fotsy, lokon’ny fandriampahalemana sy ny fahadiovam-po.

Hasehontsika fa sady mendrika no manam-pahendrena ny Malagasy.


Chers compatriotes,

Nous sommes Malgaches et fiers de l’être. Si vous partagez ce sentiment, nous vous demandons de vous lever aujourd’hui pour exprimer :

- l’amour de la terre des ancêtres
- l’attachement à la démocratie, à la liberté des opinions et des individus
- le désir d’un changement et d’un développement dans la paix et le respect.

Nous ne soutenons pas les protagonistes actuels mais voulons le mieux pour Madagascar.

Nous vous demandons de sortir à partir d’aujourd’hui votre drapeau malgache associé à une enseigne blanche, couleur de la paix et de la pureté, comme témoignage de cette volonté.

Montrons que les Malgaches sont dignes et sages.


Fellow citizens,

We are Malagasy and proud to be. If you feel the same, please stand and be heard today in proclaiming:

- the love for the land of our ancestors,
- the belief in democratic principles, in the freedom of expression and in the freedom of individuals,
- the desire for change and for progress in an atmosphere of peace and mutual respect.

We are not partisan with either one of these opposing groups, but for the greater good of Madagascar .

We ask that you express this, starting today, by flying your Malagasy flag, along with any insignia in white, color of peace and purity, as a testimony of your agreement.

Let us show that we Malagasy have dignity and wisdom.
répondu par kotiwa le 14/02/2009 12:52
2. ndenn ( 14/02/2009 04:46)
Ekena ! d' accord ! ,all right .
3. pimaso ( 14/02/2009 07:36)
Avy hatrany ianao dia nanaitra...ilay t...
4. ravatorano ( 14/02/2009 08:05)
ny fotsy v tsy hoe filavoana lefona e
ka ilavolefona aminiza ? ravalo sa tgv ?
ny loko rose izao tsisy manana amin dry zareo ireo sady iny mba alain tahaka amin'ny zavamaniry izay ankafizin'ny mpifankatia mihitsy ka tsy tsara ve raha mifankatioa ka aleo nama rose no loko entina mandà an'ireo zalahy ireo ah
:idea: :idea: :idea:
5. rabingogilabanga ( 14/02/2009 08:35)
tsara le hevitra, ary mi-conscientiser olona maro izany;

fa izao koa anefa, inona no hitranga après:

ny marina dia ON NE PEUT PLUS REVENIR EN ARRIERE.
RIEN NE SERA PLUS COMME AVANT.

-na miala i ravalomanana ( cas tsiranana 1972, cas ratsiraka 2002)
- na miala izy i TGV sy RAVALO (cas tsiranana et ramananatsoa 1975)
-na izy roalahy no mitondra ny tetezamita (cas ratsiraka 1991)

ON NE PEUT PLUS CONTINUER COMME SI DE RIEN N'ETAIT: efa ho 300 no maty hatramin'izao

6. xxx ( 14/02/2009 08:39)
NY LOKO ORANGE IHANY NO AZO ANTOKA !! DE AVY EO OVAINA FOTSY REHEFA TAFATSANGANA TSARA ILAY ORANGE- BLEU
7. kotiwa ( 14/02/2009 12:52)
inona marina no tena atao oe tia tanindrazana e?
izao tolona izao ve? fandrobana ,fanapotehina famonoana olona ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0657