Aza makeny Mahamasina, Marc Ravalomanana en particulier

1. sitlo ( 13/02/2009 22:01)
Mbola milaza ihany aho hoe raha kely anaka dia aza mankely eh. Ankatezero eo ny adva fa vao maika misy korotana eo. Mbola manontany tena foana aho amin'ireto lohandohany ao amin'ny TIM ireto.
Tsy nahagaga raha i Andry Rajoelina no lany ben'ny tanàna.

Dia ahoana hoy ireo raha mandeha mankeny Ambohitsorohitra indray Monja Roindefo.

Izaho tsy mpanao politika fa mba niaina ireo grevy isan-toana teny Ankatso foana kosa. Principe iray: tsy mamory vahoaka tsy mitovy hevitra amin'ny andro iray.

Tamin'ny farany iny mba azo nihafiana satria TGV niteny hoe ville morte.
répondu par xxx le 14/02/2009 07:38
2. gran ( 13/02/2009 23:16)
tsy aleo kosa ve mba mifandimby maneho hevitra e, mba mifandimby mifandeftra e! refa tsy mahay mfandeftra dia miafara @ ady, ady antrano.
3. xxx ( 13/02/2009 23:23)
sitlo:

Mbola milaza ihany aho hoe raha kely anaka dia aza mankely eh. Ankatezero eo ny adva fa vao maika misy korotana eo. Mbola manontany tena foana aho amin'ireto lohandohany ao amin'ny TIM ireto.
Tsy nahagaga raha i Andry Rajoelina no lany ben'ny tanàna.

Dia ahoana hoy ireo raha mandeha mankeny Ambohitsorohitra indray Monja Roindefo.

Izaho tsy mpanao politika fa mba niaina ireo grevy isan-toana teny Ankatso foana kosa. Principe iray: tsy mamory vahoaka tsy mitovy hevitra amin'ny andro iray.

Tamin'ny farany iny mba azo nihafiana satria TGV niteny hoe ville morte.

aleo izy ho eny fa izy ny mpiandry filaminana no mifanazava eny,aleo ny olona hilahatra haneho ny tsy fahankatoavana an'izao fanonganampanjakana izao ,na ny olona nifidy an'i tgv aza nanie nanenina daholo

4. fijo ( 13/02/2009 23:46)
aleo ho ita eo izay maro e,araka ny voalazan'ny midi madagasikara dia nihena be ny olona tonga teo amin'ny 13 mai androany.
5. ainaheri ( 14/02/2009 05:27)
sitlo:

Mbola milaza ihany aho hoe raha kely anaka dia aza mankely eh. Ankatezero eo ny adva fa vao maika misy korotana eo. Mbola manontany tena foana aho amin'ireto lohandohany ao amin'ny TIM ireto.
Tsy nahagaga raha i Andry Rajoelina no lany ben'ny tanàna.

Dia ahoana hoy ireo raha mandeha mankeny Ambohitsorohitra indray Monja Roindefo.

Izaho tsy mpanao politika fa mba niaina ireo grevy isan-toana teny Ankatso foana kosa. Principe iray: tsy mamory vahoaka tsy mitovy hevitra amin'ny andro iray.

Tamin'ny farany iny mba azo nihafiana satria TGV niteny hoe ville morte.


Za kou niritreritra an'io lesy,azo lazaina oe hendry ny gasy ee ,sinon efa nifandona ny andaniny sy ny ankilany,inn mou fa ny vahoaka fona no vikitimy
8-)
6. rnirinasoa ( 14/02/2009 07:16)
aleo kosa samy maneho hevitra e ! fa milamina fotsiny e !
7. xxx ( 14/02/2009 07:38)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9299