hihihi hevitra re izao,mahatsikaiky le mpanao polifika
fijo a, ary tsara rehefa tonga saina i fijo fa mahatsikaiky ny mpanao polifika, ny fahavoazan'i fijo d mitampimaso sy manentsin'orina sy sofina rehfa ny filou no manao fikafika fa refa ny adva d zay vao tonga saina, soa ihany fa mbola nisy adva nasahy nihetsika.
fijo a mba teneno reo rwandais misorontava ireo fa eto ani namana.serasera é! tsy misy atahorana eto ka asehoy hoe ny tarehy.