tout intérêt français doit être coupé

1. Razouzou ( 13/02/2009 19:20)
Ary maninona raha tapahina ny fiaraha miasa am lafrantsa de vita eee!!
araka ny fanazavany ny akambihazany olona nanontaniako de hoe frantsay no ambadikio fa hoe misy petrol am madagascar de tianireo monopolizena de hatao zay ampikorotana ny fanjakana dia asiana kou d'etat de ze pro frantsay no hatao eo am fitondrana mba hahafahanireo maka petrol mora fotsiny toan'amerikanina am irak. Maninona raha miara miasa am pays nordique na iran izay vonona hanampy antsika am fitrandrahana petrol :?: :?: sa ahoana hoy ianareo :?: :?:
répondu par xxx le 14/02/2009 16:41
2. sitlo ( 13/02/2009 19:41)
Efa io mihitsy ny fahitako ny tetik'adin-dRavalo hatramin'ny nirotsahany ho filoha tamin'ny 2002.
Efa natao chantage isika hoe tsy membre ny COI intsony, dia avy tsy membre ny Union Africaine intsony, dia avy eo tsy membre ny francophonie intsony.
Rehefa nankatoa ny fahalanian-dRavalomanana anefa i Bush tamin'izany dia nilefitra tsikelikely ny frantsay hoe aleo ary eh.

Ary maninona raha tapahina ny fiaraha miasa am lafrantsa de vita eee

tsy mora io zama a, rehefa nandinika aho dia http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4995941481280
3. fijo ( 13/02/2009 19:59)
tsy mora ary tsy dia mety ny avy dia manapaka ny fifandraisana amin'ny frantsya.efa nezahin'i ravalo natao ny miala tsikelikely aminy,ary dia io tena amaharomotra azy io.
aza hadino fa i ravalo sy le filoa iray ao afrika dia tena efa saika novonoin'ny frantsay fa tsy mbola vitany.
ary dia io mihezaka mampakatra ny olony(andry tgv dia frantsay taratasy)eo amin'ny fitondrana io izy.
4. ndenn ( 13/02/2009 20:08)
Izay ve vao hitanareo ny TENA ANTON'NY FAHANTRANA MALAGASY é !MARINA TANTERAKA IREO , fa mbola miampy ny URANIUM ,SY LANTHANIDES hafa tsy fahita AFATSY AO MADA .Ary tsy ny FRANTSAY IRERY IHANY NO MANGADY AO FA NY CANADIEN, CHINE ,ETATS UNIES , COREE ,JAPON ,ALLEMAGNE ,ARABIE SAOUDITE ,NORVEGE ,AFRIQUE DU SUD ,NOUVELLE ZELANDE ,ENGLAND .Raha manana renseignement momba ny Multinationaux misy ireo firenena ireo ianareo dia tadidio fa izy ireo no tena FAHAVALON' I MADA .Ho mafy ny ady fa dia aleo tsorina .Mahereza daholo ary. :cry: :cry:
5. patrick2002 ( 13/02/2009 20:12)
Ka ianao miezaka ny hanapaka ny fiaraha-miasa @ lafrantsa nefa 70 % ny commerce exterieure nao @ lafrantsa , ny lafrantsa no bailleur tsika voalohany @ multi-national @ alalany FMI sy Banque Mondial mba diniho tsara ihany. Aza manao zavatra ankamehana ,fa izay no nahavoa antsika t@ 1975 ,nialana frantsay ,nefa rehefa avy eo mitambitamby any aminy ihany ry Ratsiraka.
Raha mahita lalam-barotra vaovao moa ianao ,inona ny probleme ,ohatra hoe Norvege ,fa ireny tsy hiara-hiasa aminao mihintsy ,aleony ny volany hampiasana any france ,Canada, Australie to izay hampiasanaany @ tiers-monde hotry ny madagasikara.
6. fijo ( 13/02/2009 20:23)
marina mihintsy io voalazan'i patrika io.izay no tsy anekeko ny hevitry otrikafo.tsara le hoe miala tsy miankina amin'ny hafa,saingy,rah aizao misy antsika izao aloha,mbola aleo mihafy eo.
7. rabingogilabanga ( 13/02/2009 20:26)
razouzou:
araka ny fanazavany ny akambihazany olona nanontaniako de hoe frantsay no ambadikio fa hoe misy petrol am madagascar


et tu crois sur parole, comme ça à tout ce qui te racontes des bobards. Tu peux ecouter, oui, mais tu dois vérifier d'abord.

maintenant , je vais essayer d'apporter mon analyse:

Tsy hoe rehefa tsy tia an'i LAFRANTSA akory, dia HO tia ny gasy iray tanindrazana aminy, satria


RATSIRAKA NO TENA TSY TIA AN'I LAFRANTSA TALOHA:

1972: Nationalisation de palais d'ambohitsorohitra (ex: ambassade de france, initiative ratsimandrava et ratsiraka)
1973: Sortie de la zone monetaire francophone zone franc (initiative ratsiraka- ratsimandrava
1975: Malgachisation de l'enseignement
1975: Renvoi de militaire français et nationalisation de leur base militaire à Diégo.
1976-1978: Nationalisation des entreprises françaises , total, compagnie marseillaise, de compagnie lyonnaise, qui sont devenus solima, roso, somacodis, sice, BTM, BFV, etc...

tia ny gasy RATSIRAKA SA TSIA ?

razouzou:
Maninona raha miara miasa am pays nordique na iran izay vonona hanampy antsika am fitrandrahana petrol sa ahoana hoy ianareo


Satria mino ianao fa tia anao ny chinois, ny iraniana, ny nordique, satria tsara maso isika?

Ny zimbabwe milaza , fa ny anglisy mitsentsitra ny harenany, ary ao ambadikin'ny korontana any.

Ny birman (Birmanie) milaza fa ny sinoa no ao ambadik'ireo miaramila dictature mitsentsitra ny vahoaka birman.

Ny irakianina sy CHAVEZ milaza fa ny amerikanina dia mihinana sy mitsentsitra ny vahoakany

izany ny fiainana politika erantany tompoko ,


FA izao rehefa hiongana na tsy mahafehy ny tenany ny fitondrana iray, na hangalatra ny vahoakany dia milaza fa misy ny ao ambadika, ary ny sasany no diso

Misy tokoa ny frantsay mitady hangorona harena any amintsika, saingy ny firenena rehetra manao an'izany; donc ce n'est pas la peine d'accuser tout le temps.

Hatsarao ny fiainan'ny mponina ao aminao, dia ho hita eo avy eo, ny JAPONAIS sous administration americain tao aorianan'ny 1945, ary mbola misy base militaire americain any OKINAWA, saingy tsy misakana azy ireo tsy handroso izany

AYEZ l'ESPRIT SAMOURAÏ

8. ndenn ( 13/02/2009 20:27)
patrick2002:

Ka ianao miezaka ny hanapaka ny fiaraha-miasa @ lafrantsa nefa 70 % ny commerce exterieure nao @ lafrantsa , ny lafrantsa no bailleur tsika voalohany @ multi-national @ alalany FMI sy Banque Mondial mba diniho tsara ihany. Aza manao zavatra ankamehana ,fa izay no nahavoa antsika t@ 1975 ,nialana frantsay ,nefa rehefa avy eo mitambitamby any aminy ihany ry Ratsiraka.
Raha mahita lalam-barotra vaovao moa ianao ,inona ny probleme ,ohatra hoe Norvege ,fa ireny tsy hiara-hiasa aminao mihintsy ,aleony ny volany hampiasana any france ,Canada, Australie to izay hampiasanaany @ tiers-monde hotry ny madagasikara.



Tokony terena ireo multinationaux ireo hanova ny fiarahany miasa @ Mada ,izay no tsy maintsy atao voalohany ,an'ny malagasy no manapaka satria ny zavatra tadiaviny dia ao Mada .Tsisy fika intsony fa tsy maintsy atao izay rehetra azo atao raha mbola te hanana izany atao hoe tanindrazana izany ramalagasy .Efa manomboka mamono gasy izy ireo @ fomba miolaka ka dia anjaran'ny tsi 11 no mieritreritra ,miala tsiny @ nao aho ra Patrick fa na dia i Frantsa aza dia tsy maintsy ailika rehefa manao ny tsy mety.
:x :x
9. fijo ( 13/02/2009 20:44)
ny hoe tsy hiaraka intsony aloha tsy mety izany,ny ilaina dia ny fahaizana miresaka aminy.io negociation io no hilan aolona mahasahy tena mihatrika andry zareo
10. patrick2002 ( 13/02/2009 20:48)
Tokony terena ireo multinationaux ireo hanova ny fiarahany miasa @ Mada

Izao no tadidio tsy i Madagasikara irery no tany azo hampiasana vola ,mitady investisseur daholo ny firenena rehetra era-tany ,na amerikanina na ny sinoa na ny frantsay ,na ny canadianina .
Tiako hotenenina dia ,ny firenena iray no manambitamby mpampiasa vola fa tsy ny mpampiasa vola no manambitamby firenena amin'izao aloha ,satria ny mpampiasa vola kely ,fa betsaka ny firenena miantso azy hoe amby ,amby la loi de l'offre et de la demande izany eo,
Jerevo fotsiny ny any USA ny banky no manao ny hataony fa ny amerikanina indray mitady vola hanampiana ny banky ,fa tsy havelany ho faillite eo ny bankiny satria potika ny economie ny ,torak'izany any eropa.
11. fijo ( 13/02/2009 21:15)
izay mihintsy,tsy azo entina amin'ny fo fotsiny ny resaka firenena,fa io mifamatotra daholo ny eran tany.ka mila mahay mandanjalanja sy mahalal ahoe aiza izao ny heriko.raha mihoatra amin'ny hafa.
12. ndenn ( 13/02/2009 21:17)
patrick2002:

Tokony terena ireo multinationaux ireo hanova ny fiarahany miasa @ Mada

Izao no tadidio tsy i Madagasikara irery no tany azo hampiasana vola ,mitady investisseur daholo ny firenena rehetra era-tany ,na amerikanina na ny sinoa na ny frantsay ,na ny canadianina .
Tiako hotenenina dia ,ny firenena iray no manambitamby mpampiasa vola fa tsy ny mpampiasa vola no manambitamby firenena amin'izao aloha ,satria ny mpampiasa vola kely ,fa betsaka ny firenena miantso azy hoe amby ,amby la loi de l'offre et de la demande izany eo,
Jerevo fotsiny ny any USA ny banky no manao ny hataony fa ny amerikanina indray mitady vola hanampiana ny banky ,fa tsy havelany ho faillite eo ny bankiny satria potika ny economie ny ,torak'izany any eropa.

Diso be ianao @ izany raisonnement izany ,jereo sy fakafakao tsara ny fomba ampiasain'ireo investisseurs ireo @ izao andron-tsika izao .No busy ,if no money baby ! Ampifilafilaina tanteraka ary hidiana @ izy ireo ny robinet ,aleo ho lasa lovan'ny taranaka any aoriana raha mbola tsy vita ny fanjariana azy @ izao fotoana izao .Ary tadidio fa tsy misy tany mahantra izany eto ambonin'ny tany ,question de richesse et pauvreté ? Toute est dans la tête letsy e!!

13. Razouzou ( 13/02/2009 21:17)
voalohany indrindra dia marina teneninareo .
Ny akabehazan'ireo dictateur afrikanina nefa dia eto frantsa daholo Ratsiraka moa tsy tenenina intsony. Fa mba manotany aho hoe fa maninona ireo no mialoka aty :?: :?: fa maninona ny tribunal international tsy mba manenjika an'izy ireo toa ohatra ny anakandriamaso tsy azo kitihana ,mino aho fa ao am badik'ireo dictateur ireo ny frantsay. raha milaza aho hoe: tapahina ny fiara miasa am frantsay maninona moa izany :?: jereo ny iranien fa mandroso manana satellite sy atomika nefa tsy nisy europeen nanampy anireo mihintsy na anlgisy na frantsay. Izay no teneniko hoe maninona raha mba miara miasa am iranien de mahazo atomika koa anaovana electricité de tsy misy intsony delestage :lol: :lol:
14. sitlo ( 13/02/2009 21:30)
Iran?

Solika be tahaka ny inona no ananany? Manaraka izay ny arabo aza adino, kitiho Iran, fa ireo moyen orient rehetra ireo hanafika anao daholo.

Raha nitanisa ireo nataon-dRatsiraka ireo rabingogilabanga dia tsarovy fa tsy Ratsiraka akory no tena mafy fa efa nisy ra mandriaka teo alohan'io.

Sady nanaraka izay nisy firenena natanjaka be niaro antsika: URSS.
15. ndenn ( 13/02/2009 21:33)
Razouzou:

voalohany indrindra dia marina teneninareo .
Ny akabehazan'ireo dictateur afrikanina nefa dia eto frantsa daholo Ratsiraka moa tsy tenenina intsony. Fa mba manotany aho hoe fa maninona ireo no mialoka aty :?: :?: fa maninona ny tribunal international tsy mba manenjika an'izy ireo toa ohatra ny anakandriamaso tsy azo kitihana ,mino aho fa ao am badik'ireo dictateur ireo ny frantsay. raha milaza aho hoe: tapahina ny fiara miasa am frantsay maninona moa izany :?: jereo ny iranien fa mandroso manana satellite sy atomika nefa tsy nisy europeen nanampy anireo mihintsy na anlgisy na frantsay. Izay no teneniko hoe maninona raha mba miara miasa am iranien de mahazo atomika koa anaovana electricité de tsy misy intsony delestage :lol: :lol:

Ny @ireo exilés politika dia mazava , mioty ny vokatry ny fanambakan'izy ireny ny vahoaka nentiny nandritry ny nitondrany azy ny tsi 11 .Ny fiaraha-miasa @ firenena hafa hoy ianao teo ? Tsy mbola nisy fitenenana ny hanapaka fiaraha-miasa @ iza n'iza teo raha tsy diso aho .Hamadika ny rafitry ny fiaraha-miasa no tanjona ,raha mbola te hitana ny maha-firenena ny firenena !

16. Andribe ( 13/02/2009 21:37)
inona no hidiran ny frantsay amizany tsss ny anareo aza maire kely io de tsy votosika ko aiza ny frantsay ze mialokaloka any frantsa any darofan ny olona any teneno hoe frantsay eo ihany :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
17. fijo ( 14/02/2009 00:07)
mazava be fa ao ny frantsay e,raha ny tena izy,dia tsy tokony avelan'ny frantsay maneo hevitra ara politika ny pialokaloka aty aminy.nefa inona no nitranga???
18. ndenn ( 14/02/2009 04:29)
Ary ahoana ny hevitry i M.fijo sy M.andribe @ ireo sinoa, amerikana ary ny indiana (karana) ?
19. xxx ( 14/02/2009 16:41)
dia ahoana zany ramody daoloç ireo gasy retra any frantsa ireo,ny any dago aza té ho any frantsa reny malala:!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0654