Mila fitaovam-piadiana sy gasy mahay mampiasa izany ry tgv

1. Rigolady ( 13/02/2009 13:35)
Manahoana daholy ry gasy kely

Misy hevitra ve io , hanampiana an' i andry sy tariny dia mbà tsy atody miady amambato
vavabasy sy tafondro no niandry ny vahoakandry andry ny andra8 nefa vavafondro be
répondu par xxx le 13/02/2009 16:10
2. xxx ( 13/02/2009 13:39)
de aiza nomanao leklitimà ry zoky de otsinn ny karama amzan ? so S fopl anef fa ts maken ny bandy ah ! atov ten poins le kozin dra glady de izy ah zay
3. ndenn ( 13/02/2009 15:05)
Rigolady:

Manahoana daholy ry gasy kely

Misy hevitra ve io , hanampiana an' i andry sy tariny dia mbà tsy atody miady amambato
vavabasy sy tafondro no niandry ny vahoakandry andry ny andra8 nefa vavafondro be

Izay mihinty anie ilay tsy mety ataon' ny malagasy ra rigolady ô ! Tadidio fa ny fitaovam-piadiana ananan'ny miaramila na ny polisy , sy ny corps dia fananan'ny vahoaka ireny , ary raha mbola ampiana dia eritrereto tsara hoe , hitombo izany ny famonoana olona ao Mada no tena dikany .Tsy tsara ve ny miady @ alalan'ny diplomasia rehefa tena tapaka tanteraka ny fihavanana ?

8)
4. xxx ( 13/02/2009 15:10)
AIZ MARN LE REKLITEMAN RAGLADY FA METY AMIKO ZANY BIZNA ZANY
5. xxx ( 13/02/2009 16:05)
toizo iany raglady fa mety amik ko zany resaka kandra kely zany ,sady ra misy orinasa na magazay na trano-na mpanana ho amboarina reny na otrotrizay de mikozia eto ian raglad fa mba fihinana hoanle boay kely zany a! makatel zoky a
6. xxx ( 13/02/2009 16:10)
zany ony lety ry Rigolady fa efa nahita kil betsaka nareo zany amle recrutement ataonareo a! efa misy bandy 3 reo na efatra bokona be ! de aiza ony ny fotoananreo zany fa rigolady ko miavonavona be nefa ry zalahy ireo efa maika ony !! lazao azy ny marina fa Ravalo rahapitso no mitady bokona be ho karamaina oe ! de lazao azy ko le oe eo amin'ny Magro may eo behoririka no fotoana amin'ny 50% ny karama !! hi hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381