Zakan-tsika ve ny Demokrasia...
1. Fanhaiky
(
13/02/2009 12:42)
Mba manontany aho hoe: tena firenena demokatika marina ve ity firenen-tsika ity ary inona no tena dikany marina fa toa mampihomehy indraindray fa toa milaza ny zao sy zao avokoa ary samy manana ny fomba hamaritany azy ny tsirairay
> Tena misy ve ny DEMOKRASIA eto Madagasikara
> Fantantsika ve ny vokany; mba ilazao za azafady
> Ary tena safidim-bahoaka tsy noteriterena marina ve
Mba ampio aho fa tsy fantatro hatramin'izao
> Sao de DEMOKRASIA an-tsoratra fotsiny ary eh...

répondu par tarzand le 13/02/2009 13:55
2. tarzand
(
13/02/2009 12:57)
Demokrasia:
Raha fehezina @ mora handraisana azy dia izao no atao hoe demokrasia:
- Fanehon-kevitra amin'ny alalan'ny fifidianana.
- Fanarahana izay voasoratra ao @ lalam-panorenana; na ny mpitondra na ny vahoaka dia samy manaraka an'io. (Aza adino fa ny lalam-panorenana dia mandalo fitsapan-kevi-bahoaka koa)
- Fanehon-kevitra tsy hanerena ny hafa ary tsy tanterahina raha tsy efa nandalo fitsampan-kevi-bahoaka.
- Fanajana ny safidy.
Ny eto amintsika lasa dika vilana:
- Fanehon-kevitra @ herisetra
- Fanehon-kevitra mifono fanerena
- Fanehon-kevitra izay hankahalana ny hafa
- Fanehon-kevitra manendry tena tsy nofidiana
- Fanehon-kevitra mifono hafetsena
Fehiny: tsy ampy ny instruction civique nianarana tany ampianarana ka izao no vokany. Lesona tokony noraisina ny tranga niseho rehetra h@zay: 1972; 1991; 2002..2009. Ireo tolona natao toa zary maina avokoa. Antony: tia tena ny gasy, na ny mpitondra na ny mpanohitra samy tsy tia tanindrazana; ilay vahoaka natao tohatra fiakarana fotsiny.

3. kidoropamba
(
13/02/2009 12:58)
FITAKIANA DEMOKRASIA IZAO ADY ATAO AMIN'NY JADONA IZAO.
FITAKIANA DEMOKRASIA NY HETSIKA HANESORANA AN'ITY FANETRY BE AN'NY TANY RAVALON-DOZA MIFOFO AIN'NY VAHOAKA MALAGASY ITY.
DEMOKRASIA RAHA TONGA DIA RAVA NY FITONDRANDRAVALON-DOZA. MIGADRA RAVALO NA KOA PEHAN'NY VAHOAKA ANY FA FANETRY BE AN''NY TANY

4. lemenakely
(
13/02/2009 13:07)
Isika moa dia anisan ireo tany nitaky ny fahaleovantena t@ mpanjanaka frantsay e,dia nomena ilay izy .
Dia teo tpkl TSIRANANA dia be no nilaza fa saribakolin ny mpanjanaka izy fa aleo hiàla ary nifidy ny sosialisma isika , dia niaraha-nahita ny vokany
Rava ihany koa ny socialisme rehefa nitsoka ny PERESTROIKA sy NY GLASNOST .
Vokany kofona avokoa ny tany ACP toa an i MADAGASIKARA , fa tsy maintsy nanaraka ny baikon ny tany manankarena sisa ary hoy ry zareo hoe raha te ahazo fanampiana ianareo tany mahantra dia tsy maintsy mampiasa ny DEMOCRATIE!
Boka nievona ka afa-drofy tao ingahy ZAFY ALBERT satria ny olona nieritreritra fa voageja nandritry ny 25 taona tao anaty socialisme dia ny DEMOCRATIE ho an ny rehetra dia FALALAHANA hanao izay tiana atao .Na ingahy ZAFY aza nanao foana ka EMPECHE .
Dia tonga indray RATSIRAKA ary ny zavatra nataony voalohany dia nanao fanitsiana ny lalampanorenana satria hitany fa be zavatra tsy nety tao
Nihintsana ingahy rainy aprés 2002 dia tonga indray ingahy RAVALO ,tadidio tsara ny teniny teny @ 13 mai hoe :izahay vahoaka maro be izao dia mitaky ny DEMOCRATIE marina sy ny SAFIDIM BAHOAKA hoy izy t@ izay
Dia iraha-mahita izao ny DEMOCRATIE izay notakiana t@ 2002
Dia izao takiana eny @ 13 mai indray izany ilay DEMOCRATIE ; ilay AMBATOBEVOHOKA tsy mety teraka
Ilay firenena ity dia tena mitranga lela sy resy tanteraka
Aleo ny tantara no hitsara ! :idea:

5. tarzand
(
13/02/2009 13:29)
lemenakely:
Mitovy hevitra aminao aho raha ny tantara no jerena; Sarotra amin'ny any ambanivohitra ny handinika sy hamaly ka hafantatra ny atao hoe demokrasia; aminy dia voafehy amin'ny teny tsotra ny atao hoe demokrasia dia izao: AVELAO AHO MBA HITENY IZAY MBA TIAKO TENENINA FA AZA TAMPENAM-BAVA.
IRETO NY HEVITRAY OLONA MARO AN'ISA KA IO NO TOKONY HO TANTERAHINA (na hamarina an-kady ny firenena aza).
Tsy manambany ny olona tsy nianatra akory raha milaza fa ilaina ny manao étude politique alohan'ny hanehoana hevitra, fa raha ny grevy natao teto Madagasikara izay no tanteraka avokoa ny zavatra notakiana dia angamba efa ela ny gasy no tafavoaka. Firy moa no efa namoy ny ainy nohon'ny fiheverana fa ny heviny no tena tsara sy tokony arahina? firy ireo nitondra takaitra fa mitolona ho an'ny tanindrazana? Sao dia fotoana izao handinihin-tena? fotoana hanomanana tsy hirotorotoana @ izay hitadiavana vahaolana mahomby hanatsarana ny fitondrana? tsy ny fijorona eny @ 13 may intsony no vahaolana fa ny fampivondronana ny hery mba hifanome tanana mba ho an'ny tanindrazana, ary tsy ilaina ny fanaovana sorona ny aina, satria hevitra no hajoro.

6. lemenakely
(
13/02/2009 13:38)
tarzand:

Izay mihintsy efa hita fa tsy ahitantsoa ilay greve dia ajanona , mila jerena ifotony izy ity satria tsy olana iray na roa fa maromaro !Ary indrindra indrindra inona no atao mba tsy hiverenany!
Amiko dia tena MANARATSY tanteraka ny IMAGEn ny firenetsika izao zavatra izao
7. tarzand
(
13/02/2009 13:55)
Tokony hijoro ny mpahay toe-karena, mpahay politika, mpahay lalàna, mba hivondrona hitondra fanatsarana izao manjo ny malagasy izao. Na ra8 na i TGV dia tsangan'olona ireo ka tsy tokony handaniana fotoana lavabe ny momba azy: ny hoavin'ny firenena rampitso no mampalaelo ahy.