ny mpanolo-tsaina ve no ratsy sa?

1. zoulou ( 13/02/2009 04:10)
lasa ihany ny saina mandinika ity fombandra8. mpanolo-tsaina gasy leon'ny didy jadony ve sa ny vahiny sorena @ tsy maintsy idirandra8 ho acionnaire @ze orinasa aoriny eto Mcar no tena manoro hevitra azy sa de izy mitsy no efa tsy mihaino n'iza2 intsony fa dia mahazendana ny zava-misy ankehitriny, ity angamba hatr@zay no fitondrana mora azo indrindra, ra8 no nanao ho azy matanjaka fa enimbolana ihany vao vita ny tolona,, ity anefa vao 1 volana latsaka de efa mipirina daholo: ra8, PM, minisitra, Anatra ho an'ze mieritreritra ny hitondra fanjakana izao.
répondu par xxx le 13/02/2009 08:51
2. tsinjo ( 13/02/2009 05:23)
aza misioka fa mbola tsy tafavoaka ny ala e
3. xxx ( 13/02/2009 07:31)
marina mihitsy, aza misioka fa mbola tsy tafavoaka ny ala.

Manajà ny mpitondra anareo, maneke ny fahefana misy.

Miovà amizay! Ny fahendrena no ataovy ho ambonin'ny zavatra rehetra
4. Oay ( 13/02/2009 08:16)
Ny zavatra mba hitan'i Oay d izao:
_Nandalo taty @ faritra misy anay taty ny mpanolotsaina ny filou Ra8 anankiray d tsara resaka t@ Oay io olona io refa niresaka izahay d nilaza tsotra i Oay nanao hoe mahafinaritra izany hevitrao izany fa maninn no tsy torona hevitra toa izany ny filou, namaly ilay mpanolontsaina nanao hoe mafy loha ilay Ra8 io.
_Nandeha nanao raharaha tany ivelany i Oay d tafaraka fiaramanindina t@ olona iray mbola mpanolontsaina ny filoha io olna iray io d tafaresaka t@ Oay satria nanao escale tao Parisy i Oay d io mpanolotsaina io ihany koa mbola nilaza fa mafy loha io Ra8 io.
_Miandry fanintelony i Oay raha sitrakin'ny Tompo d amin'izay izy hilaza aminareo ny valiny satria mbola roa no tafaresaka taminy ka tsy afaka hanamarina izy na mafy loha io na tsia.
_Saika adinoko fony Ra8 maire d efa nisy oul nihaona taminy fa araka ny tenin'ilay oul d raha vao mafymafy ny firesakao d tonga i Ra8 d ametraka fanontaniana manao hoe ary miménacer ana angaha ianao izany.
5. xxx ( 13/02/2009 08:51)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1157