Kay ve voan'ny aretina mipitsaka ampataloha i Patron be eeee
1. andrywui
(
12/02/2009 17:47)
he he he mande ny resaka , miely ny vaovao , mora miapita ny gazety de tonga eny atsofina eny ihany ny farany !!! fa hay ve ty patron laisany ry le penguin ,ngohia ,Noue ,tsinjo ,tsyafoi ,rangfory69 ,poamaso;Yuka......ka mipitsaka ampataloha matetika na eny imasonolona eny aza e!! mba nalaelo kely ihany aho alo tam voalo fa avy eo ozy aho oe na hamaingana ampataloha any ko aza iny maninnn ,, efa be zay rà nalatsany zay ka todiny ho azy zao !! mba tsy nisy maty ko ary ry zalahy nolamahan'ny orambe nivatravatra omaly teny Mahamasina reny ko !! aretim-be fotsiny alo no azo fa ny maty asa na nisy na aona !! i Rangorivao69 zao vao teo ony vao mba niafana kely nahazoazo aina de mba nitsangana naoratra teto!!! zany ary mbola nivilambilana be ny soratrany fa mangovingovitry ny tazo
répondu par rangorivao69 le 13/02/2009 10:45
2. Noue
(
12/02/2009 17:55)
mahaiza manaiky ny fandresena ry wiwiwi aaa ! zao ve sisa no mba dinika politika ataonlahy eee ??? tssss
3. Noue
(
12/02/2009 18:28)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/4876/20090211mahamasina12qd5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/w600.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/w600.png[/IMG][/URL]
4. patrick2002
(
12/02/2009 19:24)
Efa ela be zay fandresena nidradradradraina izay ,fa io izy io ,
Io no mahavoa anareo TIM ireto tsy hainareo intsony ny manavaka ny resy sy ny maharesy ,ka averiko ho anareo rehetra fa ny politika tsy misy resy na maharesy .Fa ny fahaizanao mitana ny hevitrao ,ny ahy izao dia tsy ekeko ny jadona sy ny fangoronan-karena ,izay no nitoherako an'i Ratsiraka ,ary izay no hanoherako an-dra-8.

5. heidi
(
12/02/2009 19:56)
Fa ny fahaizanao mitana ny hevitrao ,ny ahy izao dia tsy ekeko ny jadona sy ny fangoronan-karena ,izay no nitoherako an'i Ratsiraka ,ary izay no hanoherako an-dra-8.
ARY ITY TGV NGAH TSY mpanao didy jadona ihany koa! mbola tsy filoha dia ny didiy jadona no mipatrapatraka mitaona ny olona hamono tena teny ambotsirohitra ireny :°)
6. Andribe
(
12/02/2009 20:02)
za zao no ho filoha atsy ho atsy governemanta vaovao tsy mila ministra sy ny karazany zany fa tonga de gidra :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. patrick2002
(
12/02/2009 20:04)
ka mbola miady izy eh! normal be izany ,mbola president auto proclame anie izy eh!
Sao di vao izao ianao vao tonga fadi-bolana ka tsy mahatadidy ,fa i Ra-8 koa anie nitondra ny olona nakeny @ Mahazoarivo t@ 2002 eh! ,fa nanome sommation ny garde teny niteny hoe tsy ho tafiditra ato mihintsy ianareo ,fa raha mbola hiditra dia hitifitra izahay.

8. fijo
(
12/02/2009 20:24)
ô ry zalahy an,ity TGV anie mbola ranopotaka dia efa te hanonja e??????izoa dia efa mampitahotra no atao raharaha.ka sanatria hiakatra toerana tsy asa fotsiny???
aoka marina
aoka marina
9. rangorivao69
(
12/02/2009 20:57)
le androui boboko ty ve tsy mahay mandray lesona sa tsetsemako ny suppoko ny vavan lah,refa mba mikozy de loha leity ampiasaina ,k"aiza elah no tsy valiana hoatran zao, PEHAKO ELAH RY LE KELY ENDAKA TY !!!!! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
10. Andribe
(
12/02/2009 21:46)
I patirao kely koa anie toa voan n io koa eee nivika niaraka izy mitsamy :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. zoulou
(
13/02/2009 04:01)
rangorivao69:
le androui boboko ty ve tsy mahay mandray lesona sa tsetsemako ny suppoko ny vavan lah,refa mba mikozy de loha leity ampiasaina ,k"aiza elah no tsy valiana hoatran zao, PEHAKO ELAH RY LE KELY ENDAKA TY !!!!! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
refa tsy mataty miala e! hita daholo fa mi-panique ohatrandra8 daholo de izao no vokany, noeveriko fa mba marani-tsaina ty ra8 hay de tafalatsaka anaty vovo foana, ampiasao tsara aloha ny loha hamerina ny zava-miseho hatramin'ny nisian'ity crise politique ity, tsy ampy naiditr'i Andry Rajoelina anaty vovo ra8 dia io fa voa, izao lasa manaonao foana, reny niseho teny Ambohitsirohitra ireny izao raha mba nisaina kely ra8 dia tokony ho avantage ho azy saingy efa tapi-dalan-kaleha loatra ka tonga de baiko "tifiro" no nivoaka ny vava, izao aiza, tsarovy fa refa nandatsa-dra dia mipà izay no dikany, @ sisa mba anaro izay olona te ho mpitondra mba tsy mora sendaotra e! aiza koa de izay nataondradidy de narahana daholo, ny mahasamihafa azy kely angamba dia tamin-dradidy mba nisy sommation, ary ny azy ny olona notaterina hanotrona azy teo alohan'ny tribonaly fa ny anareo teny mahamasina, esy e ee kely sisa e fa manararaota ihany aloha manoratra ato o!!!!!!!!
12. andrywui
(
13/02/2009 09:08)
Eny letsy Rangory69 !! de otranlah zao mihitsy kou ny toetran dra8 letsy !! de io hamono olona io ihany no mba masaka ao antsaina !! jereo ane ty elah Rangory fa mivoaka rovy mihitsy ny vava amin'ny le liandrà be e!! de ze adala marina no toa andrainy !! de taha dray letsy elah Rangory69
13. rangorivao69
(
13/02/2009 10:45)
zoulou>zoulou NAHAZO BAIKO DIA MITONATONANA FOTSINY TSY MAHALALA ZAY AHAFATY ANTENA TY ,ATAONAY GASY MINAN TAE TY ANY ZIMBABOE ELAH MANDE, :twisted: :twisted: :twisted:
androuioui>HEREDITAIRE MINTSY IO tgVENDRANA?PEHAKO ELAH HOA :twisted: :twisted: :twisted:
androuioui>HEREDITAIRE MINTSY IO tgVENDRANA?PEHAKO ELAH HOA :twisted: :twisted: :twisted: